Hi again, There was apparently a problem with the attachment so I am sending it again. Thanks, Eric __________________________________________________ Do You...
Bonjour, Veuillez noter qu'un fichier a été envoyé au groupe tba_alumnis_madagascar. En voici les caractéristiques : Fichier : /TBA Mada...
tba_alumnis_madagasca...
18. Octobre 2007 21:49
14
thanks for that eric, I hope everyone will have time to think about it and have better and brilliant ideas to help us progress. I don't really know if there is...
Hi Julie, I think at this point, it is very important that we identify a few people in Madagascar who are willing to take charge. I am afraid it may be...
Salama daholo, Taona 1997 tany ho any raha tsy diso aho no nisy malagasy voalohany nandeha namonjy TBA. Taorian'io dia nisy foana malagasy nanatrika TBA...
Bonjour, Veuillez noter qu'un fichier a été envoyé au groupe tba_alumnis_madagascar. En voici les caractéristiques : Fichier : /TBA Mada...
tba_alumnis_madagasca...
20. Octobre 2007 17:02
18
Sali daholo e, Tsy nety lasa ilay mail miaraka amin'ny adiresin'olona rehetra ka naleoko tamin'ny TBA group no nandefa. Nandray anjara tamin'ny TBA Kenya 2000...
manahoana dol e, De miarahaba an'i Maminirina tonga ato anatin'ilay seraseran'ny TBA alumni. Maninona mo raha manao fotoana tsik eto am net de miresaka e!!...
Salut Mamy Efa elaela mihintsy manko izao tsy dia nahenoana vaovao Mamy. Izaho dia ato amin`ny CAS Mada no misy ahy amin`izao no miasa. Any ampitandranomasina...
... Nanahoana ry zareo le fivoriana??? Tsy haiko na ny e-mailko no tsy mandeha tsara na ny mpandefa vaovao mits no tsy misy. Mba ilazao vaovao e!!! Julie ... ...
Ao daôl ve? misy mail fohy sady mikorantana kely izay lasa any fa ialana tsiny e! Mba afaka mi se manifester ve izay nahazo an'io ary inona no fahazoany...
Tratry ny taona daholo e, Inona ny vaovao sy maresaka to nangingina tato ho ato. Nieritreritra mits za oe so de ny e-mail ko no tsy mandeha tsara.Voaraiko nefa...
manao ahoana daholo.... ary toa tsy nisy tohiny tsony le Mtba!!!! mbola tsy voaray lay tatitra tam 12 janvier. dia ahoana le hetsika manaraka tao aorian'iny...
Slt! Merci à Josia de relancer d désolée*1000 tam lé rapport 12jan sy ny tohiny fa tena tototra tanteraka mitsy e! Roma sy Rocky ko terrain daholo, za...
Sady zao ko ry zareo a, tsy haiko aloha na za no tena tara fa androany vo hitako oe misy Agenda milay be kay ato amty YahooGroupes ty. Afaka apetraka ao ny...
Faly miarahaba anareo namana rehetra ato @ group tba de sady faly ko fa tafiditra ato soa aman-tsara. Mba andefaso vaovao izahay aty atsimo aty rehefa misy....
Tonga soa iha!!! Mahafinaritra ny mahita fa mitombo tsikelikely ihany ny membre le groupe-tsika... Entano daholo ny namana rehetra zay hita eny an-dalana eny...
Salama daholo, Azafady fa somary adino kely izy ity,nisy CD izay nomen'i Nivo ahy tany amin'ny Clive resaka fichier pdf be dia be momba ny Madagascar, articles...
Salama daholo, To tena nangina be tsika tato ho ato sa za no tsy maharaka vaovao??? Nanao terrain alo za 2 mois zay de zao vo tafaverina. Raha misy vaovao de...
Slt daholo ndray e! Misaotra ny membre vaovao sy ny finiavana hizara traikefa. Tena ilaintsika mihitsy io ary mino aho fa réseau tena tsara mihitsy io misy...
tena tsara zany maheno anareo tafahoana any an-tany lavitra zany ry zareo a!! Mino aho fa nisy fotoana nihaonana sy niresahana ny mikasika antsika inareo na...