Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
tba_alumnis_madagascar · TBA Alumnis Madagascar
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de mon association ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Re : [tba_alumnis_madagascar] TBA Kibale 2002   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #41 sur 43 |
tena tsara zany maheno anareo tafahoana any an-tany lavitra zany ry zareo a!! Mino aho fa nisy fotoana nihaonana sy niresahana ny mikasika antsika inareo na dia fantatra aza fa enjikenjika tokoa ny fotoana amin'ny SCB. de manantena ko fa hisy sary hivoaka ao amin'ny tba groupe rehefa tafaverina ianareo, miaraka amin'ny akon'izay natao tany!!!
dia manararaotra manao tonga soa an'i Sylviane koa. Raha mbola misy ny namana fantatra fa tsy mbola ato anatin'ny groupe de mba ampitampitao ny hafatra e.
dia mirary soa antsika rehetra,
Julie

----- Message d'origine ----
De : Andriamarovololona Mijasoa <mijasoa@...>
À : tba_alumnis_madagascar@...
Envoyé le : Lundi, 14 Juillet 2008, 12h44mn 20s
Objet : Re: [tba_alumnis_madagascar] TBA Kibale 2002

Slt daholo ndray e!

Misaotra ny membre vaovao sy ny finiavana hizara traikefa. Tena ilaintsika mihitsy io ary mino aho fa réseau tena tsara mihitsy io misy antsika io raha afaka mifanohantohana isika. Aty Tennessee manatrika ny SCB Annual meeting izahay izao ary faly mihitsy fa misy MTBA 5 aty: Roma, Vanessa, Solohery, Lily ary izaho. Ohatran'ny hoe manatrika atelier any Mada ihany mifanena amin'ny namana aty sady miteny Gasy.

Dia izay indray aloha ry zareo fa dia milaza vaovao eo ihany a! Manantena fa afaka hihetsiketsika kely rehefa tonga any amin'ny tànana.

Dia miandry ny vaovao avy any amin'ny sasany koa e!

Mija


--- On Sun, 7/13/08, svolampeno <svolampeno@yahoo. fr> wrote:

From: svolampeno <svolampeno@yahoo. fr>
Subject: [tba_alumnis_ madagascar] TBA Kibale 2002
To: tba_alumnis_ madagascar@ yahoogroupes. fr
Date: Sunday, July 13, 2008, 11:27 PM


Bonjour daholo,

Izao vao tafiditra ato @ TBA alumini fa teo aloha teo mbola
sahirana lava sy mandehadeha lava. Mety misy ny tsy mahafatantra ahy
ianareo.
Sylviane Volampeno, TBA Kibale 2002, nanao Sciences Nat tao
Ankatso, DBA nahavita DEA 2004.Manao doctorat (South Africa) indray
izao dia sahirana lava satria eo @ redaction izao.


Faly tafiditra ato @ TBA alumni Madagascar izao mino sy manantena fa
hahazo vao2 tsy tapaka ho anareo izay mikarakara. Vonona hizara trai-
kefa @ be sy ny maro.

Un grand merci pour Mija @ fikarakarana rehetra.

A+

Sylviane Volampeno
Blue-eyed black lemur Project





Envoyé avec Yahoo! Mail.
Une boite mail plus intelligente.

Dimanche 20. Juillet 2008  21:19

rhantajulie
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #41 sur 43 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

tena tsara zany maheno anareo tafahoana any an-tany lavitra zany ry zareo a!! Mino aho fa nisy fotoana nihaonana sy niresahana ny mikasika antsika inareo na...
RAZAFIMANAHAKA Hanta ...
rhantajulie
Messenger Envoyer un message
20. Juillet 2008
21:19
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide