Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
tba_alumnis_madagascar · TBA Alumnis Madagascar
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de mon association ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
TBA Kibale 2002   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #40 sur 43 |
Re: [tba_alumnis_madagascar] TBA Kibale 2002

Slt daholo ndray e!

Misaotra ny membre vaovao sy ny finiavana hizara traikefa. Tena ilaintsika mihitsy io ary mino aho fa réseau tena tsara mihitsy io misy antsika io raha afaka mifanohantohana isika. Aty Tennessee manatrika ny SCB Annual meeting izahay izao ary faly mihitsy fa misy MTBA 5 aty: Roma, Vanessa, Solohery, Lily ary izaho. Ohatran'ny hoe manatrika atelier any Mada ihany mifanena amin'ny namana aty sady miteny Gasy.

Dia izay indray aloha ry zareo fa dia milaza vaovao eo ihany a! Manantena fa afaka hihetsiketsika kely rehefa tonga any amin'ny tànana.

Dia miandry ny vaovao avy any amin'ny sasany koa e!

Mija


--- On Sun, 7/13/08, svolampeno <svolampeno@...> wrote:

From: svolampeno <svolampeno@...>
Subject: [tba_alumnis_madagascar] TBA Kibale 2002
To: tba_alumnis_madagascar@...
Date: Sunday, July 13, 2008, 11:27 PM


Bonjour daholo,

Izao vao tafiditra ato @ TBA alumini fa teo aloha teo mbola
sahirana lava sy mandehadeha lava. Mety misy ny tsy mahafatantra ahy
ianareo.
Sylviane Volampeno, TBA Kibale 2002, nanao Sciences Nat tao
Ankatso, DBA nahavita DEA 2004.Manao doctorat (South Africa) indray
izao dia sahirana lava satria eo @ redaction izao.


Faly tafiditra ato @ TBA alumni Madagascar izao mino sy manantena fa
hahazo vao2 tsy tapaka ho anareo izay mikarakara. Vonona hizara trai-
kefa @ be sy ny maro.

Un grand merci pour Mija @ fikarakarana rehetra.

A+

Sylviane Volampeno
Blue-eyed black lemur Project





Lundi 14. Juillet 2008  11:44

mijasoa
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #40 sur 43 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Bonjour daholo, Izao vao tafiditra ato @ TBA alumini fa teo aloha teo mbola sahirana lava sy mandehadeha lava. Mety misy ny tsy mahafatantra ahy ianareo. ...
svolampeno
Messenger Envoyer un message
14. Juillet 2008
6:27

Slt daholo ndray e! Misaotra ny membre vaovao sy ny finiavana hizara traikefa. Tena ilaintsika mihitsy io ary mino aho fa réseau tena tsara mihitsy io misy...
Andriamarovololona Mi...
mijasoa
Messenger Envoyer un message
14. Juillet 2008
11:44
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide