|
Bonjour daholo,
Izao vao tafiditra ato @ TBA alumini fa teo aloha teo mbola
sahirana lava sy mandehadeha lava. Mety misy ny tsy mahafatantra ahy
ianareo.
Sylviane Volampeno, TBA Kibale 2002, nanao Sciences Nat tao
Ankatso, DBA nahavita DEA 2004.Manao doctorat (South Africa) indray
izao dia sahirana lava satria eo @ redaction izao.
Faly tafiditra ato @ TBA alumni Madagascar izao mino sy manantena fa
hahazo vao2 tsy tapaka ho anareo izay mikarakara. Vonona hizara trai-
kefa @ be sy ny maro.
Un grand merci pour Mija @ fikarakarana rehetra.
A+
Sylviane Volampeno
Blue-eyed black lemur Project
|