Salama, Misy ny vazaha mody miady fa misy kosa ny Gasy mody mihavana. Ny mapnao politika Malagasy no diso fa tsy ny Vazaha Frantsay. Maninona tany Bolivia no...
41162
RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@...
14. Mai 2013 10:56
Miarahaba ny rehetra,  Marina mihintsy izany hoe samy mila diovina satria samy maloto Izay no nahatonga an'i Melanchon hanao hoe "prenez un balai et...
41163
Rary
rary@...
14. Mai 2013 13:07
Miarahaba Alohan'ny handiovana ny varavaran'ny tena koa dia jerena aloha iza no mametraka fako eo, iza no mandoto rano, fa na manadio aza ianao kanefa tsy...
41164
Randriamanana Niry la...
niry1106@...
14. Mai 2013 14:49
salut daholo Ny tena mampalahelo dia izao: Tsy sahin'ny SADC mihintsy ny miteny mahitsy hoe RAJOELINA daholo anie no facteur de blocage hatramin'ny tany maputo...
41165
rafa joss
rafajoss
14. Mai 2013 16:03
Miarahaba, Fa angaha kosa izany tsy azo resahana, avoaka, ho fiatombohan39;ny fieritreretana dia asan'ny frantsay ( azo atao koa ny amerikanina/sinoa sns.....e)...
41166
R haj
r_haj
14. Mai 2013 16:13
Manahoana Ny tsikaritro dia rahefa mitifitra an-dRaFra ianao, dia tsy ilaozan'ilay milaza ka manodina resaka hoe, "ny tenanao aloha jerena e".. 1- fa maninona...
41167
Andriamilaitso Andria...
andriam23
15. Mai 2013 8:53
Salama, Ny fiantsaraham-belatsihy anie no tena mamotika ny firenena. " Moramora angamba ny miteny hoe "ohatran39;ny Bolivia/Rosianina" sns......Tsy efa nitsipaka...
Salama, . Raha nianatra tany amin'ny EPP ny zanak'ireo mpitondra tamin'ny andron-dRatsiraka dia fantany ny tokony natao. Mbola ampiako koa hoe raha nanao SN...
41170
Rary
rary@...
16. Mai 2013 9:23
... From: Namana To: Rary Sent: Monday, May 13, 2013 11:11 PM Subject: Re: [serasera] Re: LA SADC DEMANDE A LALAO RAVALOMANANA, RATSIRAKA ET RAJOELINA DE...
41171
jean-pierre Randriama...
jpr_amb@...
16. Mai 2013 11:21
Dans la vision Mpagnarakandro -traduisible par le Berger- developpee par le candidat RAKOTO Jean-Pierre a partir de sa methode d alphabetisation : *l...
41172
Gazety Nosintsika
nosintsika@...
16. Mai 2013 20:37
... De : Date : 16 mai 2013 20:43 Objet : Départ du Pasteur Richard Andriamanjato cette après midi À : ** bonsoir, Cette nouvelle vient de tomber dans la...
Salama Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana sy ho an'izay nahalala azy akaiky. Hery Il giorno 16/mag/2013 22:37, "Gazety Nosintsika"...
41175
jean-pierre Randriama...
jpr_amb@...
17. Mai 2013 11:33
Dans la vision Mpagnarakandro -traduisible par le Berger- developpee par le candidat RAKOTO Jean-Pierre a partir de sa methode d alphabetisation : *l...
41176
setrar
17. Mai 2013 18:39
Manao ahaona, Canada has opened its Start-Up Visa program and established companies are in the hunt for new ideas and young entrepreneurs. An online session is...
41177
Rary
rary@...
18. Mai 2013 16:59
Suspicion de corruption Ex-ministres et hauts responsables devenus richissimes 15/10/2012 Plusieurs ministres et hauts responsables durant cette Transition,...
41178
R. Tsiry Mandresy
madagascar_vision@...
20. Mai 2013 5:55
Manao ahoana Tato ho ato dia miha-mitombo hatrany ny lalao baolina kitra European asehon'ny TV amerikana. Ny fianakaviambe NBC no handefa ny lalao 380...
41179
Teny Fiainana
teny_fiainana
20. Mai 2013 5:57
Miarahaba anao amin'ny anaran'ilay tia antsika ...
41180
Eugene Heriniaina
mpitantana
21. Mai 2013 8:14
Salama daholo, Aiza ra-Thimotée? Aiza ny kandidà-nareo novetsovetsoina teto amin'ny serasera isaky ny mihetsika? Iza amin'ireo 40 ireo? Sa ilay niala ...
41181
R haj
r_haj
21. Mai 2013 11:22
Manahoana (miala tsiny raha teny frantsay fa izay no voasoratro tatsy @ forum magnum koa) Pour moi, R.A. est celui qui a influencé, et a laissé vraiment son...
41182
Gazety Nosintsika
nosintsika@...
21. Mai 2013 22:32
** http://www.irinnews.org/fr/Report/98065/Le-microcr%C3%A9dit-permet-aux-petites-entreprises-de-changer-la-donne-%C3%A0-Madagascar Le microcrédit permet aux...
41183
R. Tsiry Mandresy
madagascar_vision@...
22. Mai 2013 1:01
Salama J'ai eu la chance de le rencontrer en personne deux fois. La premiere fois, je lui ai amene des billets de concert. Il en a acheter trois, tout en me...
Mamangy ny rehetra. Maromaro ihany ny zoky ray aman-dreny lasa tamin'ity herinandro ity, ka miara-miory amin'ny fianakaviana ny tenako. Isan'ny olona...
41186
rafa joss
rafajoss
22. Mai 2013 15:45
Miarahaba, Miverina kely amin'ity resaka "mialA" ity aho azafady. Saingy tsy hevitra na resaka na fanambarana avy any amin'ny US Masoivoho fa famakafakana...
41187
Andriamilaitso Andria...
andriam23
22. Mai 2013 22:25
Salama, I Rafa Joss nanomboka ny analyse tamin'ny isa voalohany ny daty 25 Avril 2013. Zaho indray hanomboka azy ny 22 Avril 2013 tamin'ny fanambarana...
41188
R. Tsiry Mandresy
madagascar_vision@...
23. Mai 2013 3:10
Manao ahoana Toy izao ny hevitro mikasika ny filatsahan39;ireto kandida telo ireto : Lalao, Ratsiraka, Andry. Efa noraisiny sy neken'ny tribonaly ny...
41189
koeraravelonarivon
koeraravelon...
23. Mai 2013 7:36
« HEVITRAO ANIO, ZAVA-MISY RAHAMPITSO » Tsenan-kevitra Mba ho fanentananan ny olompirenena malagasy hamoaka ny hevitra ananany ho fampandrosoana ny Fokontany...
41190
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
24. Mai 2013 19:03
Mamangy,  mahafinaritra ny hevitra fanentanana ny olom-pirenena toy amin'ny itony "Tsenan-kevitra" itony. Fa mamelà ahy hilaza ny hevitro MBA HAMPANDROSO NY...