Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 8331 - 8360 sur 34637   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
8331
Ho an'ingahy rakotozafy tsiferana rojo. Hitanay ny tarehinao t@ TVM alina hay ve tonga aty @ tanàna e! dia nampalahelo ary ny nijery anao tao fa toa...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
1. Février 2002
9:44
8332
Toa tsy kitikitika intsony izany tenin'i Chris izany ! Tandremo sao tena tezitra eo ny adala. ... De: "Christallina" <christallina@...>, A:...
kitikitika@...
Envoyer un message
1. Février 2002
9:53
8333
Miarahaba tompoko efa nalefa ihany izy ity fa toa tsy re! naheno izahay fa toa hoe tratra nanondrana ireny zava-mahadomelina ireny i Rossy sy ilay faralahin'i ...
Hanta Raharinosy
hanta_raharinosy@...
Envoyer un message
1. Février 2002
11:12
8334
Sali ianao dat'oa, Hay moa ho ampiasaina ho an'i mlg ity delocalisation-nao ity?.Dia ahoana ny marches @ izany Rakoto ah? Sao dia tsy mahaleo ny sarany ny lany...
Rabe alain
rhajapan
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
12:27
8335
Ho antsika rehetra, Reko fa mandalo ao Frantsa i Dama ( Mahaleo ) amin'izao fotoana izao. Sao dia mba misy mahafantatra ny fomba hifandraisana aminy? Ity ny...
Jose Rakotonirina
aere0599@...
Envoyer un message
1. Février 2002
12:29
8336
de source bien informée que l'equipe a ratsiraka est déja actuellement en train de mettre en page les résultats du deuxieme tour... Vous me répondriez quoi...
gnafou_fr
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
13:40
8337
...Je répondrais que de la validité et de l'assurance auxquelles cette source prétend, nous n'en attendons que la manifestation courageuse, par tous les...
Bandy Kely
gastafaray
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
13:52
8338
Ireto ny takelaka malagasy hitanao ao amin'ny pejin'ny Serasera http://www.geocities.com/seragasy - Raha tianao ny hampiditra ny takelaka namboarinao na...
serasera@...
Envoyer un message
1. Février 2002
14:35
8339
Miarahaba ny rehetra, Rakotozafy Rojo Tsiferana R. sy izay mety anarana mbola entinao: Ay ay ay! Marary izany fa tonga dia ny voamaso mihitsy no toa...
FIFI
fiffimg
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
14:38
8340
Miarahaba, Tany Italie no nalaza t@ izay. Nisy fotoana izy nandeha nankany mihitsy. Hatry ny oviana ny filohan-tsika no nankany Italie fa tsy tao @ Reny Malala...
FIFI
fiffimg
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
14:59
8341
Manao ahoana daholo. Somary kivy ihany ny tenako niresaka tamin'ny namana iray (tanora izy, mianatra theologie sy gestion...mahatsapa tena ianao). Soratana ho...
koloina20
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
15:13
8342
Ho an'ny rehetra, Mitandrema ianareo fa nisy olon-dratsy nandefa bibikely taty amiko fa tsy NAHATAFIDITRA aloha. Efa fantatry ny rehetra aloha izany fa mbola...
FIFI
fiffimg
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
16:19
8343
Miarahaba, Mba somary avadika @ mahafinaritra indray ny resaka. Notsongaina tao @ http://www.theledger.com/local/east_polk/23coll.htm Sendra mba nijerijery dia...
FIFI
fiffimg
Messenger Envoyer un message
1. Février 2002
16:49
8344
Ny anay Atoa Rakotozafy Rojo dia izao: Aza mba mifanena aminay ianao fa dia izay no vita, tsy mendrika ny mpamadika ny tanana ry nama, ary tsy Ratsiraka...
bootana
bootana@...
Envoyer un message
1. Février 2002
17:24
8345
Miarahaba Misaotra ny akama rehetra hentitra tsy manaiky hifori-drambo na hiverin-dalana na mety hiatra aman'aina aza (ho sanatriavina anie izany!). Rehefa...
DadaRabe@...
Envoyer un message
1. Février 2002
18:16
8346
Miarahaba, Tsy hoe mankasitraka ny minisitr'i Rao aho na tsia fa izao kosa no lazaiko an'i Debby, ahoana moa ny olona no sakananao tsy hanao plaisanterie raha...
DadaRabe@...
Envoyer un message
1. Février 2002
18:16
8347
Misaotra tamin'ny fanamarihana fa voaray 5/5 na 100% (mbola fitsarana koa angamba ny fahitanao ireo).Tsy fantatro moa izay fihavananareo na mbola "IZY" ihany ...
christallina
christallina@...
Envoyer un message
1. Février 2002
18:30
8348
Sali dat'oa an, Mino izahay fa tsy hamato-tena ao koa nareo raha mitetika hama noeud izany e.Mazahoa revy eny @ 13 Mey ary e...tandremo fotsiny sao mi-depansa...
Rabe alain
rhajapan
Messenger Envoyer un message
2. Février 2002
3:48
8349
Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reherehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho! Fa raha ny...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
2. Février 2002
3:56
8350
Sali daholo, Avadika kely ny tafa . Sao dia misy mahalala olona na antokon'olona miasa manao ireny programmation na logiciel ireny eto Dago, na ivelan'ny Dago...
Rabe alain
rhajapan
Messenger Envoyer un message
2. Février 2002
6:45
8351
Manahoana, FAL=Fitsarana Avo momba ny LalAm-panorenana. Nivoaka iny ary ny voka-pifidianana ofisialy. Betsaka ny diso fanantenana ka tsy manome toky io...
Doc Strange
doc.strange@...
Envoyer un message
2. Février 2002
10:03
8352
Manahoana, Latsaka an-katerena ny firenena noho ny savorovoro nateraky ny voka-pifidianana mampiahiahy. Ny andaniny miziriziry mifikitra amin'ny toerany, ny...
Doc Strange
doc.strange@...
Envoyer un message
2. Février 2002
10:06
8353
Hono ho'aho? I Rahaja ihany ve no Rabe Alain (nanao sonia hoe rojo ka tsy fantatro) Rakotozafy rojo tsiferana ramanantenasoa tiko3 dia manoratra amin'ny tenany...
DadaRabe@...
Envoyer un message
2. Février 2002
10:55
8354
Mba ahafantarana hoe efficace ve ilay methode dia jereo ny communaute ao aminy raha miray hina, mi-domine @'ny commerce international, mamirapiratra @'ny...
rrakotozafy@...
Envoyer un message
2. Février 2002
10:58
8355
Miarahaba, Miala tsiny, miala fondro raha mba mandray fanoratana fa mba te-hampilaza vaovao: Manomboka ny 1.1.2002 dia misy takelaka vaovao izay mety hahaliana...
satanas7
Messenger Envoyer un message
2. Février 2002
10:58
8356
LAZAIKO AMINAO Lazaiko aminao, marina dia marina Tokoa anie izany; Fa raha ts'izao isika no miaraka miarina Dia hitsirara hatrany; Fa efa mby isika, eto...
DadaRabe@...
Envoyer un message
2. Février 2002
11:02
8357
Merci de bloquer ou de supprimer nos messages de votre serveur si vous ne voulez plus les recevoir Collectif Indépendant pour la Défense de la Démocratie ...
claudia solofolandy
claudias@...
Envoyer un message
2. Février 2002
15:13
8358
... <File attached: image.tiff> ... [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été supprimées]...
SeraSera
serasera@...
Envoyer un message
2. Février 2002
15:24
8359
Manahoana, Nisy resadresaka tao amin'ny TVM omaly: Ratsirahonana sy Marson Evariste (KMMR) contre Ampy Portos sy Prosper (AKFM). Dia nisy "neutre" iray, ...
Raymond Rakolona
rrakolona@...
Envoyer un message
2. Février 2002
20:38
8360
Manao ahoana o Tsy avara-pi izy izany fa sariny fotsiny... satria raha tena avara-pi izy dia nahay namakafaka koakoa noho izany fa tsy niteniteny foana otran...
koloina20
Messenger Envoyer un message
2. Février 2002
23:57
Messages 8331 - 8360 sur 34637   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide