Dia miarahaba vahoaka... Izao no izy r'ireto! Dia ireo lehibe ho'aho no indreto mifamaly dia zahay ankizy mpianatra no toa lasana mijaly ny lehibe mitady...
5242
masvotok@...
3. Août 2001 4:45
Dia miarahaba vahoaka... Izao no izy r'ireto! Dia ireo lehibe ho'aho no indreto mifamaly dia zahay ankizy mpianatra no toa lasana mijaly ny lehibe mitady...
5241
legaigy@...
2. Août 2001 20:39
Madagate.com, Tana orly et ,Sobika.com vous présentent FEO MANGA 2001 : Le graine de star Malagasy !!! Vous êtes chanteur ou chanteuse ? Voulez-vous faire...
5240
Sahoby Raharinirina
raharis3696@...
2. Août 2001 18:46
Salama daholo? Hanohy kely an'ity aho ary misy zavatra nolazain'i Toky sy Victorien ary Gasy hatambatro ato. Hezahina mba tsy ho tonga hatrany amin'ny...
5239
sandraz@...
2. Août 2001 17:54
Re: [serasera] Ravalomanana... hatraiza? Ny ventin'ny resaka moa dia fitsapan-kevitry ny mpidinika amin'ny Serasera Malagasy ny amin'ny hoe : Betsaka ve ny...
5238
Victorien RANDRIAMAHO...
vrandrihamahonina@...
2. Août 2001 16:24
Mbola tsara aby! Manakasitraka ny fitondranao ny resaka aho. Ny voamariko eto amin ity seraresa ity dia ohatra ny misy isika marary teny, ahitsio aho raha diso...
5237
CHRISTIAN RATOANINA
antsaly@...
2. Août 2001 15:09
Ci-joint ma nouvelle adresse electronique: c.ratoanina@... Christian RATOANINA [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
5236
gasy quintet
gasyquintet@...
2. Août 2001 15:06
Miarahaba anareo rehetra, Inty misy site momba ny tarika gasy quintet ao Montpellier, somary vitsy ihany mantsy ny tarika malagasy aty atsimon'ny Frantsa, ka...
5235
Isambilo Andrianaivo
Isambilonaivo@...
2. Août 2001 14:21
Miarahaba, Moa va samy hafa amin'io ilay antsoin'ny Firantsay amin'ny teny milantolanto hoe : Preference nationale. Isambilo A> ... ...
5234
Fanantenandrainy.Rats...
Fanantenandrainy.Rats...
2. Août 2001 13:20
Miarahaba, Marina tokoa ny hevitry i Eugène Heriniaina amin'ny hoe Service Public. Raha atao ny fandravonana ny hafatry i Samy sy Eugène ary i Sahoby ka...
5233
DadaRabe@...
2. Août 2001 12:53
Dia lasa ihany rey olona ilay hoe vetsovetso ka dia alefa eny à! VETSOVETSOKO Nanofinofy aho K'izao tao an-tsaiko, Ny hoe tahatahak'izao Ny mba filoha ilaiko: ...
5232
Eugene Heriniaina
eughery@...
2. Août 2001 10:19
Nalaina tao amin'ny TUF,
Le papa de Sour Marie Goretti Razazarohavana (du couvent de Marie
Réparatrice à Ambatomena) est décédé le 24 juillet à Maharivo...
5231
jureco
jureco@...
2. Août 2001 8:25
Miarahaba. toy izao ny laharsoratra nivoaka androany tao amin'ny gazety Feon'ny Merina momba ny fifidianana filoha: "Toe-javatra iray mahatonga resabe na...
5230
rufin.rakotomanga
rufin.rakotomanga@...
2. Août 2001 8:14
Diso marina loatra, Mankasitraka, Rufin ... From: "jureco" <jureco@...> To: "serasera malagasy" <serasera@yahoogroups.com> Sent: Thursday, August 02,...
5229
Rabarijaona Gaël
spar18@...
2. Août 2001 6:49
Miarahaba anareo rehetra ! Efa nivoaka tokoa ny takelaka offisialin39;ny tarika 'Zay (www.zay.ht.st) . Io tarika io moa dia tarika izay azo lazaina fa anisan'ny...
5228
Christallina
crtlna@...
2. Août 2001 5:19
Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka , fa ny tsara.Izay manao ny tsara no avy amin'Andriamanitra ; fa izay manao ny ratsy tsy mba mahita an'Andriamanitra. ...
5227
jureco
jureco@...
2. Août 2001 4:45
Fanitsina Tsy hoe rehefa naharesy mpikomy fa rehefa naharesy ny "mpikomy" miala tsiny jureco [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte...
5226
jureco
jureco@...
2. Août 2001 4:41
Miarahaba, Mba aoka re ho hadinointsika mihitsy io voambolana hoe "nationalisma"io. Raha manaraka ny tantara isika dia matetika natokana ho an'ny zanantany izy...
5225
GASYKAGASY
RAGASY@...
1. Août 2001 23:33
Sarasara é! Averiko ity fa toa tsy lasa ka miala tsiny raha be loatra no lasa any!! Tsy tondra-drano (spam) akory é! Mitsaingoka kely ny nolazain'ny Victorien...
5224
GASYKAGASY
RAGASY@...
1. Août 2001 23:19
Sarasara é! Misaotra an'i Sahoby nampita ny hafatra efa novakiako koa izy io raha tsy diso aho ary tena manja mihitsy. Ary ho takalony sy ho fisaorana an'i...
5223
GASYKAGASY
RAGASY@...
1. Août 2001 22:51
Sarasara é! Salanitra é! Mitsaingoka kely ilay nolazain'ny Victorien aho. Ekena 100% ny hevitrao ry Victorien, mbola hiverenana fa ampirimina aloha ! " . Mba...
5222
Njakalahy Randrianari...
njakalahy@...
1. Août 2001 20:55
Manao ahoana ny rehetra? Mamaly ny hafatr'i Toky. Miova anarana ilay resaka, taloha Capitalism vs. Socialism(Marxism), izao indray Neoliberalism vs. Humanist +...
5221
Solo CHUK-HEN-SHUN
chuk@...
1. Août 2001 19:36
Tena tarika favy Efa namoaka album roa ry zareo izao: Izahay(Mai 99) sy Nantenaina (Dec 2000) ary ilay faharoa ity no tena nalaza be. Tena tsara be koa ilay...
5220
Victorien RANDRIAMAHO...
vrandrihamahonina@...
1. Août 2001 18:11
Miarahaba antsika rehetra Zava- dehibe ity fampianarana ity ka mba te-handray anjara kely ny tenako.Iarahan ny rehetra manaiky fa misy fifandraisany lehibe ny...
5219
DadaRabe@...
1. Août 2001 17:17
avy namoaka ny fisainan-dRadidy Ramaso, ka lasa ihany koa ny saina hoe dia mihamaro ry zalahy sy ry zavavy izany milatsaka ho filoha izany na dia niakatra be...
5218
DavisRajaofera
rajaofera@...
1. Août 2001 15:34
Miarahaba Mankalaza! Miamafana ery izany resaka filoha izany eto @ ny serasera. Araky ny fiteny moa: ny revy samy manana. Dia aroso daholo ny anaran' izay efa...
5217
Claudie BENOIT
cjbenoit@...
1. Août 2001 13:02
Manao ahoana ? Oyez ! Oyez ! braves gens ! prenez place : le spectacle va commencer ! Mercredi 1er août, nous serons en compagnie de quelques représentants...
5216
serasera@yahoogroups....
1. Août 2001 9:59
Ireto ny takelaka malagasy hitanao ao amin'ny pejin'ny Serasera http://www.geocities.com/seragasy - Raha tianao ny hampiditra ny takelaka namboarinao na...
5215
Eugene Heriniaina
eughery@...
1. Août 2001 7:58
Miarahaba ny rehetra indray,
Resaka kolotsaina vetivety. Hitako misy tarika malaza (tampoka) ao
Madagasikara amin'izao dia ny tarika Zay. ho an'ireo izay tsy...
5214
Laza Rafenonirina
laza.rafenonirina@...
1. Août 2001 7:47
Faly miaraha indray izahay Ho tohin'ny resaka omaly dia fifaliana ho anay ny milaza fa nandray mail avy amin'ny namana avy ao Paris izahay izay manaiky...