Ignorez pour effectuer la recherche.
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 1362
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Français
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de mon association ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 40255 - 40284 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 40255 - 40284 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos Auteur Date ^
40255 smrajaona@... Envoyer un message 13. Août 2012
20:43
Miarahaba antsika mpisera ary miarahaba manokana an&#39;i Atoa Haja,   Misaotra anao sahady nametraka ireo fanontaniana satria mila fanazavana tokoa izany ny...
40256 R haj
r_haj Envoyer un message
14. Août 2012
13:35
manahoana Misaotra @ valin-teny. Hoe: "... [LF] tsy nandray anjara tao intsony nanomboka tamin'ny Governemanta notantan'Atoa Camille VITAL (Mars 2011)." -->...
40257 Rary
rary@... Envoyer un message
14. Août 2012
17:02
A Madagascar, les grossesses précoces n'ont rien d'exceptionnel. Une adolescente sur trois a déjà été enceinte, rapporte une enquête du fonds des Nations...
40258 Bakoly Raharison
bakolyj@... Envoyer un message
14. Août 2012
18:24
Miarahaba, Tsy hiteny betsaka momba ny Leader aho aloha fa ny hitako hatramin'izao dia mijapy atsy sy aroa ny "leader" fa stratégie angamba izany. ...
40259 Andriamilaitso Andria...
andriam23 Envoyer un message
14. Août 2012
18:38
Salama, Ravalomanana ho lany prezida tsy olana fa hoe hiverina ohatrany tamin'ny 1997 indray ve? Lany ilay iraikalahy taloha dia nanao izay tsy hahalany azy ny...
40260 R haj
r_haj Envoyer un message
14. Août 2012
19:24
manahoana hoe: "Fanontaniana iray koa: Mety hanaraka ny baikon-dRavalomanana ve ireo Jeneraly tsy manaiky ny hodiany ireo?" Diso ve ny fandraisako an'io...
40261 Rary
rary@... Envoyer un message
15. Août 2012
0:18
Salama -Samy manana ny fijeriny tokoa. Amiko toy izao no fijeriko ny tantara: - Voatsipaky ny vahoaka Ratsiraka tamin'ny 2002, nitady hanao 2e tour...
40262 R haj
r_haj Envoyer un message
15. Août 2012
2:10
manahoana fanampiny kely ny @ "Jeneraly"; : inty no nanaovan'ny Afrikana ny azy (Afrikana koa ny...
40263 Andriamilaitso Andria...
andriam23 Envoyer un message
15. Août 2012
6:38
Salama, Tsy Ravalomanana na Rajoelina intsony no tokony hametrahana ny fandaminana ao anatin'ny 4 taona. Io ny Ravalomanana na Rajoelina no lany amin'ny...
40264 Rary
rary@... Envoyer un message
15. Août 2012
9:53
Salama -Samy manana ny fijeriny tokoa. Amiko toy izao no fijeriko ny tantara: - 1 Voatsipaky ny vahoaka Ratsiraka tamin'ny 2002, nitady hanao 2e tour...
40265 Rary
rary@... Envoyer un message
15. Août 2012
11:54
Salama Nijery ny emission FR3 momban'ny ONG frantsay manampy any Madagasikara, androany maraina 0h55 ka izao no voamariko: Izao aloha ny tenin'ireo vazaha...
40266 Gazety Nosintsika
nosintsika@... Envoyer un message
15. Août 2012
12:54
-- Salut à tous, De la prépondérance de l'homme de bonne volonté, selon le président fondateur des Seychelles, James Mancham @ + Les moderateurs...
40267 Rary
rary@... Envoyer un message
15. Août 2012
18:33
Salut Les dialogues ne se conçoivent qu'entre personnes respectables et respectées, qui savent tenir leurs paroles. Lequel des deux, Ravalomanana et...
40268 Bakoly Raharison
bakolyj@... Envoyer un message
15. Août 2012
19:01
Miarahaba, Fa légitime aminao ve izany hoe olombitsy, tsy voafidim-bahoaka ambonin'izany, no manapanapa-kevitra izay tokony ho fidiana ? Tsy misy tokony afaka...
40269 Andriamilaitso Andria...
andriam23 Envoyer un message
16. Août 2012
6:16
Salama, Isika anie amin'izao fotoana izao mitsabo aretina. Ny heverina izany hoe ahoana no tokony hisorohana tsy hahatonga ny aretina. Fitondran'olom-bitsy ny...
40270 Andriamilaitso Andria...
andriam23 Envoyer un message
16. Août 2012
6:31
Salama, Samy manana ny fijery sy ny vision tokoa. Ny anareo moa ny hamerina an-dRavalomanana eo amin'ny fitondrana no tanjona. Zava-misy hatramin'izao tsy...
40271 RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@... Envoyer un message
16. Août 2012
7:39
Miarahaba ny rehetra,   Io ilay hoe "quand le sage montre le ciel, l'imbécile regarde son doigt" :-)   Mandrapiresaka indray, GR ... De: Rary...
40272 Jose Rakotonirina
jnirina09@... Envoyer un message
16. Août 2012
7:44
Salama daholo, Dia mba sahy koa ny LF izany. Rehefa nopotehina sy noravaina tanteraka ny Firenena sy ny toe-karena malagasy dia mitady fitoaniana amin'izay...
40273 Jose Rakotonirina
jnirina09@... Envoyer un message
16. Août 2012
7:46
Ny vahoaka amin'ny alalan'ny fifidianana no haoka hitsara azy fa aza matahotra ________________________________ From: roland.cap <roland.cap@...> To:...
40274 RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@... Envoyer un message
16. Août 2012
8:36
Miarahaba ny rehetra, Miarahaba an'i Eric,   Ny tena mahavariana ny position'ny LF dia ity:   - "Ny maha samihafa antsika amin'ny firenena hafa fotsiny dia...
40275 Rary
rary@... Envoyer un message
16. Août 2012
8:43
Salama Marozara sy ny rehetra Izay hitsindalana ataonareo izay no tsy ivoahina @ krizy. Lazainareo fa adina olona (personnes) ilay izy fa ilay "système"...
40276 Randriamanana Niry la...
niry1106@... Envoyer un message
16. Août 2012
8:51
Raha mety, ho antsika rehetra, asehoy ny maha izy antsika ATAOVY TENY GASY DAHOLO ny commentaires fa ohatran'ny voazanaka foana isika, tsy voatery hiteny...
40277 Bakoly Raharison
bakolyj@... Envoyer un message
16. Août 2012
10:13
Miarahaba, Tsy ny rafitra amiko no aretina fa ny olona. Afaka hovaina eo foana ny rafitra ary tsy misy rafitra tonga lafatra ka afahanao miteny hoe raha izao...
40278 jean-pierre Randriama...
jpr_amb@... Envoyer un message
16. Août 2012
10:56
Mitady alaolana ny vahoaka, manoloana ny fikatsoan ny sehatra toekarena sy ny sarin ady politika ankehitriny …  TSOTSORIMAMBA ISARAHANA  Nanaitra ny...
40279 R haj
r_haj Envoyer un message
16. Août 2012
14:20
manahoana Rahefa tsy (mbola) misy valiny itoy, dia aleo àry aho hanome ny fomba fijeriko ny Leader Fanilo (LF) avy @izay hitako izay. 0- manantena aloha aho...
40280 njakalahy Envoyer un message 16. Août 2012
20:01
Vaky bantsilana tao @ Tafasiry Malagasin'ny TV Plus ny olana 2 fototr'i Madagasikara. Mety tsy hino ahy ihanareo raha miteny aho hoe ny an'i Pety sy James...
40281 Rary
rary@... Envoyer un message
16. Août 2012
23:32
Salama ny rehetra Manindry ny voalazan'i Niry lanto aho: Manana fitenenana hiombonana isika malagasy, tokony ho kasanga (éléments) mampitambatra antsika...
40282 RADIFERA RANAIVOSON M...
rsamfm Envoyer un message
17. Août 2012
3:35
Tena mba tiako ity fanamarihan&#39;i Randramanana Niry Lanto ity. Misaotra anao eram-po eran-tsaina Mamy ________________________________ De : Randriamanana Niry...
40283 solonavalona andriami...
sandriamihaja Envoyer un message
17. Août 2012
6:27
Mankasitraka sy manamafy ny fanamarihana aho. Aza fady jereo ireo lahatsoratra lava na fohy nataoko teto amin'ny Serasera, vao haingana izay no nilaza aho fa...
40284 Rary
rary@... Envoyer un message
17. Août 2012
9:23
Une manifestation unitaire des militants panafricains à Paris 16/08/2012 à 9:43 La diaspora africaine soutient Marc Ravalomanana Une manifestation unitaire...
Messages 40255 - 40284 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 40255 - 40284 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide