Ignorez pour effectuer la recherche.
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 1363
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Français
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de mon association ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 36909 - 36939 sur 41189   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 36909 - 36939 sur 41189   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos Auteur Date ^
36909 Rary
rary@... Envoyer un message
1. Août 2010
8:21
Salama Misaotra nampahatsiaro ê! Mamporisika ny "temoins" hamoaka ny tantara na dia mbola eo amperin'asa aza ny acteurs sasany. Hamantarana iza no iza. ...
36910 rakotozandrinyjeanded...
rakotozandri... Envoyer un message
1. Août 2010
18:56
Ajanony any ny tatantaran&#39;ialahy. Rehefa nitifitra teo Ambatomainty ve ialahy teo sa tsia Rehefa niakatra taty @ FIangonana de may lay trano. Hitan'ialahy lay...
36911 Rary
rary@... Envoyer un message
1. Août 2010
19:35
Raha mba mahafantatra ny tantara dia tantarao RaJean dedieu â, fa aza manenjika toa foza tsy amin'ny antony. Liana tia handre ny version-nao izahay, satria...
36912 Shalom
sir-hsbr.btm@... Envoyer un message
1. Août 2010
21:41
Miarahaba, Marina fa tsy mifankahita tava ny eto kanefa izaho manokana indray aloha dia tsy hanao "ialahy" velively olona tsy fantatro. Hoy Rary namaly anao...
36913 Teny Fiainana
teny_fiainana Envoyer un message
2. Août 2010
3:08
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ++++++++++++++++++ " Aza malahelo ny fonareo; minoa an'Andriamanitra, ary minoa Ahy koa. Ao an-tranon'ny Raiko...
36914 Jean Andrian
andrianj@... Envoyer un message
2. Août 2010
9:11
Nahatsiaro ny vazivazy nataon'ny olona mikasika ny tsy fahaizan'i Ra8 ny teny frantsay aho. Hoy hono Ra8 tamin'ny olona iray nanitsy azy:"na le pont na la pont...
36915 rakotozandrinyjeanded...
rakotozandri... Envoyer un message
2. Août 2010
10:40
Rary a! Aza miditr @ resak tsy fantatra e! Raha resaka KUNG FU ZANY de resaka manokana. Aza miteny an'izany raha tsy mahalala ny tantara momba azy manokana...
36917 Felaniary
felaniari Envoyer un message
2. Août 2010
11:20
36918 christallina
rchristallina Envoyer un message
2. Août 2010
12:00
«Sambatra ny olona Izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny làlana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo...
36919 Rary
rary@... Envoyer un message
2. Août 2010
13:08
Tantaran'i Madagasikara izany koa mahaliana ahy. Isan'ny fitiavan-tanindrazana izany. NY tsy miraharaha ny tantara no mahatonga ny olona hiteniteny foana sy...
36920 rakotozandrinyjeanded...
rakotozandri... Envoyer un message
2. Août 2010
16:53
Rary a! Arrète ton spasme. TSY MATY AKORY NY TANTARA MBOLA HIPOITRA DAHOLO NY TANTARA. NA IZAO RAJOELINA IZAO AZA MBOLA HO AZAVAINA INDRAY ANDRO ANY HATREO...
36921 R haj
r_haj Envoyer un message
2. Août 2010
17:30
Ho an'i Rakotozandriny... Koa dia miangavy anao hanazava ilay tantara ary fa izaho ka dia tena liana e.. Aza andrasana ela fa ny ampitso lava mahalava andro......
36922 Rary
rary@... Envoyer un message
2. Août 2010
17:37
Rakotozandriny! Raha mbola misy aina koa dia misy ny spasme, efa maty no tsy misy spasme intsony. Efa maty na ara-batana izany na koa ara-tsaina, na...
36923 Njakalahy@...
njakalahy Envoyer un message
2. Août 2010
19:07
http://www.bbc.co.uk/news/world-africa-10798646 Njakalahy ***NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY***...
36924 Rary
rary@... Envoyer un message
2. Août 2010
20:56
Miarahaba Raha ny fazahoako ny resak'i JdD eto dia: - gendarme izy - mety nandray andraikitra (acteur) tamin'ireny fanafihana sy famonoana an'i Pierre Be ireny...
36925 liva andrianina
liva.andrianina@... Envoyer un message
2. Août 2010
22:55
andraso aloha e !!! aleo atao mivantana nny resaka : tsy ireto resaka condamnés rehetra tsy mahazo milatsaka ho kandidà filoha reto ve ny tena mampikatso ny...
36926 liva andrianina
liva.andrianina@... Envoyer un message
2. Août 2010
23:07
O ry Haja a !! manaova vavan'ny maty andrano eo, fa ny tena satisfaction ko dia niala lé Dadanareo mpiatsara ivelatsihy sy mpandevi tay antsalaka iry e !!! ...
36927 H.A.
rhajapan Envoyer un message
3. Août 2010
4:23
Salama d'oli; smile----lasa njay le fanasavangi ara- elekitraonika viritoaly an...hihihi...manja e! zai ma show viritoali toniii...fa nde hatao Virtual Reality...
36928 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
3. Août 2010
10:07
Akory, Dia izao ve ry Hery sy Shaloma dia tsy mbola mazava na dia mihodikodina ianareo hoe tsy i ra8 no resahina eto fa legaliste. Ny maika @ ny namanareo dia...
36929 RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@... Envoyer un message
3. Août 2010
11:27
Miarahaba ny rehetra, Azavao izay azo hazavaina fa maninona tokoa no manome tsy fohifohy sa misy "raison d'état' ao ? avoay toy ireny journal satirique ireny...
36930 Tovo Raharison
tovoraharison@... Envoyer un message
3. Août 2010
11:57
Miarahaba ny rehetra, Efa ela tsy afaka nijery ny tafa tato fa izao miditra izao indray dia gaga sy talanjona mahita resaka toa izao : - fa taiza rangahy ity...
36931 rafa joss
rafajoss Envoyer un message
3. Août 2010
12:34
Miarahaba, Misaotra HajaJapana a !!!! Misy zavatra laozika, tsotra, mora, mande ho azy any amin'ny firenene afa, kanefa toa sarotra eto amintsika????? Inona ny...
36932 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
3. Août 2010
13:15
... De : Randriamparany Thimotee <rthimotee@...> À : rafa joss <rafajoss@...> Envoyé le : Mar 3 août 2010, 15h 15min 09s Objet : Re : Re :...
36933 rafa joss
rafajoss Envoyer un message
3. Août 2010
13:31
Miarahaba, Tany ampiararana "bizinesy/politika/sitiratejia"; na/sy "fampandrosoana" , nisy "dokotera mpitsabo" koa tao,  izahay ra-Thimotee dia  nampianarina...
36934 H.A.
rhajapan Envoyer un message
3. Août 2010
13:42
A shalam le koum isanY, Firy tokoa moa ny institution ao Dago no manao PBL...zao? Ny any @ UNIV toa cours majisitiraly BEEEE... Aoai leaza a! aleo adika sao...
36935 rafa joss
rafajoss Envoyer un message
3. Août 2010
13:45
Miala tsiny Tompoko rehetra o ! Voatsindry ilay "bokotra" !!!!! ....Tsy tao mihintsy aloha ny hoe " vitao aingana izy ity " fa "maika aho " eeee! Mila...
36936 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
3. Août 2010
13:45
Akory, Inona ary valitenionao @ ireo fanontaniana be ireo? Thimotee ________________________________ De : rafa joss <rafajoss@...> À : serasera malagasy...
36937 H.A.
rhajapan Envoyer un message
3. Août 2010
14:15
Bezour: Isaky ny mijery ity rohy ity aho ry zalahy dia velom-panontaniana foana, ary ianao..??? http://www.youtube.com/watch?v=cyFxArMeRDI&feature=related my...
36938 Shalom
sir-hsbr.btm@... Envoyer un message
3. Août 2010
14:15
Miarahaba, Tantara iray fahiny fony faha Tsiranana. Nihezaka ny mpahay biby ny hampiraisana ireny omby be nofo sy ronono aty Eropa ireny amin'ny omby malagasy....
36939 rafa joss
rafajoss Envoyer un message
3. Août 2010
14:35
Ahhhhhh! What's actually good for Ma/kara ????? Aleo kosa alahatra e ! - mamaritra Paolitika ( P fa tsy "p" kely dia mi-zesita any amin'ny masoivoha annnn-...
Messages 36909 - 36939 sur 41189   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 36909 - 36939 sur 41189   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide