Ignorez pour effectuer la recherche.
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 1362
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Français
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 34242 - 34271 sur 41176   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 34242 - 34271 sur 41176   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos Auteur Date ^
34242 Tantely
tantely@... Envoyer un message
1. Septembre 2009
8:06
... From: ramilijaona caroline To: alain agetipa ; brigitte agetipa ; FENOSOA ; GIANNI ; hanta agetipa ; Ranaivoarison Naly Iandry ; Bodo IMGAM ; irene be ;...
34243 solonavalona andriami...
sandriamihaja Envoyer un message
1. Septembre 2009
10:05
Fianakaviana  politika  eto  Madagasikara   Nafana indray ny ady hevitra eto amin’ny Kianja Serasera taorian’ny Dinika politika tany Maputo (Maputo I...
34244 christallina
rchristallina Envoyer un message
1. Septembre 2009
10:07
Aza mety hasiana zioga tsy antonona anareo hikambanana amin'ny tsy mino. Fa inona no iraisan'ny fahamarinana sy ny fahotana? Ary inona no iombonan'ny mazava sy...
34245 Steve Winter Mamy
mstevewinter@... Envoyer un message
1. Septembre 2009
13:18
Mety miombon-kevitra aminao aho! Fa tiako ho fantantra lalindalina kokoa ny fanazavanao ny hevitrao. Hazavao ny strategie raha efa mba voalamina? misaotra ... ...
34246 Steve Winter Mamy
mstevewinter@... Envoyer un message
1. Septembre 2009
13:51
Efa tsy voafenin'i Haja intsony ilay tena ao am-pony @ ity resaka "Tanindrana&quot;ity! Mba hovay @ izay ny toe-tsaina ry Haja efa tsy lamody intsony ny toe-tsaina...
34247 nosintsika@... Envoyer un message 1. Septembre 2009
17:47
Directeur exécutif adjoint ONG - Madagascar Types de contrats proposés : CDI Début du contrat : Le 01/10/2009 Zone géographique : Antananarivo, autre :...
34248 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
2. Septembre 2009
7:36
Akory aby, Miverina eto indray e rehefa avy any @ ny tany tsy misy internet. Gaga sy talanjona ihany mahita ny Maputo II nikatso? Ady seza ve ? Hambom-po...
34249 Tantely
tantely@... Envoyer un message
2. Septembre 2009
7:55
Ny fahendrena dia ny manolotra ny tetezamita @ teknisianina tsy momba ny atsy sy ny aroa de amboarina tsara ny lalana mifehy ny fitantanam panjakana de samy...
34250 christallina
rchristallina Envoyer un message
2. Septembre 2009
8:04
Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; asandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy, salamo 18:46...
34251 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
2. Septembre 2009
8:26
Akory, Efa sosokevitra nandalo teto io resaka teknisianina io ry Mme sa Ramose Tantely fa toa tsa nisy nandray oh. (Admnistrateur, sns...). Te hampiasa...
34252 christallina
rchristallina Envoyer un message
3. Septembre 2009
7:51
Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo; ary ao aminy no anamarinana izay rehetra mino ho afaka...
34253 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
3. Septembre 2009
12:06
Akory, Toa mangina ny tanàna. Sa ve miandry ny vaovao havoakan'ny fifanaratsiana sy ny fifamingampinganan&#39;ireo "mouvance"; efa manomana ny fifidianana ho...
34254 R haj
r_haj Envoyer un message
3. Septembre 2009
13:01
Karakory Thimothee a... Aza atao safo be mantsiny kosa k'lou ny resaka e... ... Campagne médiatique de dénigrement contre les 3 autres mouvances Albert Zafy...
34255 Jean Solo Randriamiho...
jsrandria@... Envoyer un message
3. Septembre 2009
13:10
"...Il faut encourager les trois autres mouvances, les forces armées régulières, la société civile et le groupement des opérateurs économiques à se...
34256 solonavalona andriami...
sandriamihaja Envoyer un message
3. Septembre 2009
15:43
Maputo (vakio hoe : mapouteau) Ity indray lohateny iray entina eto, tsy nohon’ny maha lohateny mety ifandraisany amin’ny politika ihany fa nohon’ny...
34257 christallina
rchristallina Envoyer un message
4. Septembre 2009
8:13
Izay mandeha tsy misy tsiny no mandeha matoky; Fa izay maniasia amin'ny alehany dia fantatra. Ohabolana 10:9...
34258 seraseragasy@...
setrar Envoyer un message
4. Septembre 2009
10:40
Ity no mety an'i Madagasikara. Raha tsy mifanaraka ny ankizy dia ny Tafika no tokon'hitondra. Ny vatoko +1 ...
34259 Johanesa
johanesa_nirina Envoyer un message
4. Septembre 2009
10:56
Koa raha tsy vendrana ny Tafika ko! Efa hita fa tetika hampiadiana ny miaramila indray no ataon'ny sasany! Efa natolotr'i Ravalomanana ny miaramila ny...
34260 Randriamparany Thimotee
rthimotee Envoyer un message
4. Septembre 2009
11:51
Akory aby, Inona indray ity resaka fialabala @ ity Miaramila ity. Angaha tany miady I Madagasikara no ho entin'ny miaramila ny tanàna. Ny mpanao politika no...
34261 R haj
r_haj Envoyer un message
4. Septembre 2009
13:01
manahoana raha ny fahitako azy, dia tena tsy voafehy ry Andre, Noel ary Charles sy Lylison, ka dia atao izay azo atao andraisan'ny "Miaramila&quot; ny andraikiny,...
34262 R haj
r_haj Envoyer un message
4. Septembre 2009
15:48
manahoana raha ny hevitro, dia mila compiler-na mihintsy izay articles de presse manondro ny mauvaise foi an'i TGV; mila vonona daholo ny tsirairay ary...
34263 R haj
r_haj Envoyer un message
4. Septembre 2009
18:38
manahoana "mandeha haingana ny tantara" hoy ny namana eto... Io izany Itsimanaoafatsynysaimpantany fa mbola mihevitra ny mbola hanao forcing ihany... Tokony...
34264 Andriambololona Haja
andriambololona.haja@... Envoyer un message
5. Septembre 2009
16:21
Miarahaba, Misaotra an'i hnj sahy mampiseho ny fomba fanaon-dry Solonavalona. Be ny efa nanao io fanamarinana io teto fa dia eh! eh! Averin-dranamana foana ny...
34265 Andriambololona Haja
andriambololona.haja@... Envoyer un message
5. Septembre 2009
16:33
Miarahaba, Fanontaniana manitikitika mila valiny aty Madagasikara. 1) ny jeneraly Rabarisoa Ranto dia ilay manamboninahitra "porte-serviette"-ndRatsiraka fony...
34266 Andriambololona Haja
andriambololona.haja@... Envoyer un message
5. Septembre 2009
16:49
Miarahaba, Raha amin'ny saina tsy miangatra, dia hevitra tena voasaina ny fanapahana hoe aleo ny miaramila no hitondra ny teteza-mita. Ny antony? Mba...
34267 R. Tsiry Mandresy
madagascar_vision@... Envoyer un message
6. Septembre 2009
0:31
    Manao ahoana.   Araho tsara amin'izay ny tantaran'i Madagasikara: Io eny fa manomboka MANDRAVA ny tranony ny adala. Tsy misy zavatra azo atao miaraka...
34268 Andriambololona Haja
andriambololona.haja@... Envoyer un message
6. Septembre 2009
8:11
Miarahaba, Raha sendra nijery an'i "Sobika.com" aho dia nianjera teo amin'ity lahatsoratra ity : « l’armée est unique, cela a été justifié lors de la...
34269 serasera@... Envoyer un message 6. Septembre 2009
11:26
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
34270 serasera@... Envoyer un message 6. Septembre 2009
11:26
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
34271 shr
sir-hsbr.btm@... Envoyer un message
6. Septembre 2009
16:43
Mbola faly miarahaba ny tsirairay, Marina tokoa ny fangatahan&#39;i Haja any Canada momba ireo "ronono an-tavy" sy "vadi-dela&quot; fanaon'ny filohan'ny HAT. Tsara...
Messages 34242 - 34271 sur 41176   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 34242 - 34271 sur 41176   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide