Miarahaba ny rehetra, Â Inona moa no commentaires ho ataon'i Adrien eo koa zavatra marina ireo. Ohatran'ny maha-marina ny nolazain'i Adrien hoe nifangaro ny...
RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@...
1. Avril 2009 7:59
32584
Salama, Tsy laingalainga ity :-) Mahafaly ny mizara aminareo hoe nisokatra androany ny endrika vaovaon'ny radiovazogasy.com Ny radiovazogasy.com moa dia...
Miarahaba, I Gino irery ihany moa hatr@ izao no nanao commentaire mikasika ny kabarin-dRavalomanana tany Swaziland, ary dia nanontany ahy hoe inona ny...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
1. Avril 2009 9:40
32586
Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy...
Aleo aho hanao Commentaire raha tsy hanao nareo Commentaire sur kabarin'ny filoha lefitry ny fiangonan'i Jesosy Kristy Madagascar (FJKM) That is why this...
Maro ireo fanontaniana nipoitra ary natao tamiko taorian’ny daty 17/03/09 ka hovaliako tsirairay eto. Raha toa misy tsy voatonona ny anaranareo dia angamba...
Ingahy Johanesa Mbola tsy Kardinaly i Odon Razanakolona. Tsy aleo ve miandry an’i Papa Benoit XVI hanandratra azy. Tao izy ihany no afaka manao an’izany. ...
Jean Andrian
andrianj@...
1. Avril 2009 13:03
32592
Indro lahatsoratra iray nalaina avy amin’ny kabary iray natao tamin’ny 29 Marsa 2009 ho Fahatsiarovana ny 29 Marsa 1947 tao amin’ny Kominna iray ao...
Bonjour, Je pense que votre lettre est une bonne base pour tenter l’Aventure de la Paix. La Paix vaut bien des sacrifices. Si ce sont nos rancœurs et...
ArtSpirit
artspiri@...
1. Avril 2009 13:57
32597
Manahoana Taorianan'ny firobohan'ny miaramila sy ny fonksioneran'ny Ministr'Assidu tany @ Lycee iray, dia ny kompania vahiny iray indray no lasibatra... Jereo...
Miarahaba, Ho fanamafisana ny commentaire-n' i revirevy dia ity misy commentaire avy @ AFP izay nivoaka tao @ romandie.com androany ka manaporofo tsara ny...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
1. Avril 2009 16:24
32599
Miarahaba, Ho fanamafisana ny commentaire-n' i revirevy dia ity misy commentaire avy @ AFP izay nivoaka tao @ romandie.com androany ka manaporofo tsara ny...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
1. Avril 2009 16:26
32600
Miarahaba, Â Dia mbola mamerina fa MANOHITRA TANTERAKA na dia ny filazana fa olona tahaka an'io no mpitarika ny Malagasy sy i Madagasikara!!!!!! misy...
Raha marina daholo ireto lazainy Johanesa eto ambany ireto dia mino aho fa tena tafiditra akaiky tao @ ireny savorovoro rehetra ireny Johanesa satria mahalala...
Dina Ratsimbazafy
dina@...
1. Avril 2009 17:28
32603
Miarahaba, Eo ihany ny maha "Pinochet" (hoy aho hoe tena Duvallier sy Tontons macoutes" -n'i Haiti mihintsy ka!), fa ny fihetsika "TSY MENDRIKA" ataon'Ingahy...
Liana tokoa tamin'ny fanazavanao, lava ka naka fotoana be taminao angamba, nefa nahaliana tokoa. Sady manararaotra aho milaza ny hevitro, hoe toa sahirana...
Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@...
1. Avril 2009 18:06
32605
Tena ianao tokoa kay ilay izy fa tsy izaho no very tatidy. Mazotoa mamporisika indray hanonganana an'ireo e! "Zarako aza" hoy Imahakaha izay. i Barilala na i...
shr
sir-hsbr.btm@...
1. Avril 2009 19:20
32606
ka ny AFP en general "tsy fiable" efa hatramin'ny 2002, tsy misy journaliste d'investigation fa miaina amin'ny "a peu pres", ilay journaliste tsy fantatra hoe...
Salama, Inona no maharatsy ny "Faritany mizakatena"?, sao dia any aza no lalana tokony hizorana amin`ity ady seza tsy misy farany ity? RTS...
rts Tsi.Rah
rts01267@...
2. Avril 2009 0:18
32609
Mamangy ny rehetra. Ho an'ingahy Solonavalona. N'inon'inona filazanao azy, na avy aiza fahitanay azy na avy aty ivelany io na avy ao anatiny, COUP D'ETAT no...
Miarahaba ny rehetra, Soa ihany fa misy an'i Josseline manaraka akaiky ny lalana velona. Raha sendra misy gidragidra izany any amin'ny UE mikasika ny...
RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@...
2. Avril 2009 7:29
32612
Avy aminao no ahazoako manao fiderana eo amin'ny fiangonan-dehibe; ny voadiko dia hefaiko eo anatrehan'izay matahotra an'i Jehovah.Hihinana ny mpandefitra ka...