tsiky..., marina tokoa izany ry Atoa Adrien, sy ny hafa... fa naha ny baiboly ange dia efa milaza fa ny mpianany mafatra-po aza tsy nino azy hoe nitsangana t@...
À mes chers compatriotes. Depuis quelques temps, je n'envoie plus des messages sur le forum, le temps y est pour quelque chose. Cette fois-ci, comme...
Any Haja Tena misaotra anao namaly ary mahafinaritra ny valin-teninao satria amin'ny fo tony. Tsy mandrora mitsilany aho fa mahatsiaro ho anisany araka ny...
Jean Andrian
andrianj@...
1. Mars 2009 14:47
31883
Miarahaba, Mahaliana tokoa ny fandalinana nataonao na dia tsy miombon-kevitra tanteraka aminao aza ny tenako. Hoy ianao mitanisa ny voalazan' i Doc Strange...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
1. Mars 2009 18:14
31884
Miarahaba, Mba manam-potoana androany dia mateti-piavy ka miala tsiny! Ireo olona mpitanisa ny zava-bitan-dRa8 moa dia faly ery mitanisa ny statistika sy ny...
ity mba misy tsesasetra tsiharitra iany mikasika ny zavatra miseho eran izao totolon izao sy ny firenena malagasy ny sofina mihaino ny maso mahita ary ny vava...
Bonjour, Pour répondre, je dirai qu' on ne sait pas où l'on va mais on y va tout droit. Pour être plus précis, ce sera le chaos total ou l'enlisement...
Mifandefera, ka mifamelà heloka hianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo [Kristy] ny helokareo no aoka mba hamelanareo...
manahoana 'zafady fa 'zaho allerzika, ka dia aleo manontanintany foana ... raha ny @ éxilés.. efa teo iny ny Assidu, izao izany izao manangatra rizalahy... ...
Aza mananatra ny mpaniratsira hianao fandrao halany , ny handry no anaro dia ho tiany hianao .  Ohabolana 9 : 8 Aza mananatra ny mpaniratsira hianao...
Fihetseham-bahoaka an-dalambe Misamboaravoara ny toe-draharaha politika sy sosialy eto amintsika amin’izao fotoana izao ary misy ny Fihetseham-bahoaka...
Miarahaba, Â I Doc Strange sy Tsiory moa no nampiditra voalohany ity resaka "oligarchie Merina" ity teto, ary dia nametraka fanotaniana maromaro teto aho...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
3. Mars 2009 14:11
31898
Manahoana Ka solitany izy ity sa Bollore e... sa Solitany SY Bollore ARY Ratsiraka(-zandriny). Izaho mino fa Bollore koa tena mamely mafy ao. Ka Bollore akaiky...
Indro misy laha-tsoratra manamafy ny voalazako. Tsy tian-dry Adrien mantsy raha tsy misy reference ny zavatra lazaina fa dia iny izy. Marihiko eto fa raha I...
Jean Andrian
andrianj@...
3. Mars 2009 16:10
31900
Oh ry Haja ah! Aza adino azafady ny fanambaran'i de Gaulle, fanambarana izay tsy itako ny hanoerana azy satria izany foana ny fandehan-draharaha...
Salama daholo Toa misy sary mihtsy hono http://img102.imageshack.us/my.php?image=63741251.jpg Dia andrasana izay ho tohiny Hery ... -- http://hery.serasera.org...
Tononkalo hita tao @ Sobika.com. ... Â ******************************** Efa nantsoina tsy nisy navahana Hatrany atsimo ka hatrany atsinanana Natao antso mafy...
R. Allain
jarasol@...
3. Mars 2009 17:45
31903
Miarahaba, Â Marina tokoa ny voalazan' i Jaona fa tsy tokony hasiana sira ny zavatra tanterina na lazaina @ hafa nefa tsy misy porofo na reference...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
3. Mars 2009 19:37
31904
Tena mazava be izany Fa ilay Quotidien "gazety malaza be" namoako azy no tsy dia anisiana sira sy "SIKOUPY" Rapaoly ... From: "Eugene Heriniaina"...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
3. Mars 2009 20:57
31905
Mamangy ny rehetra; Mamangy an'i Adrien. Ilay "Objections" ataon'ny olona tsy manohana ny TGV no tena manitikitika amin'izao fotoana izao satria be dia be ilay...