Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 30227 - 30257 sur 34633   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
30227
Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Septembre 2008
9:59
30228
Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin'ny fahoriana nentiny , dia mahavonjy izay alai-panahy koa Izy . Hebreo 2 : 18 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Septembre 2008
7:48
30229
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra; izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. Jaona...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Septembre 2008
10:54
30230
Ho antsika havana ao amin'ny Tompo sy mpiray tanindrazana, Hampandrenesina isika fa namoy ny Rainy tamin'ny volana Aogositra lasa iny i Solofo Rakotomamonjy,...
FPMC
fpm_c
Messenger Envoyer un message
2. Septembre 2008
20:02
30231
Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Septembre 2008
9:07
30232
Raha manasa olona amin'ny sakafo antoandro na ny sakafo hariva hianao , dia aza ny sakaizanao na ny rahalahinao, na ny havanao , na ny namamao manaan-karena no...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
4. Septembre 2008
6:11
30233
Mamangy, Ho tsiahintsika anie ny hanitra, ny soa, ny kanton'ny tanin'i Madagasikara amin'ny alàlan' ity blog ity  http://helysoa.blogzoom.fr/home/  ...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
4. Septembre 2008
9:34
30234
Messieurs,   Je me suis tenu à l'écart du forum depuis un temps assez long. Toutefois, on m'a posé, une fois, la question, ici, sur ce que je proposerais...
boban Antalaha
boban206
Messenger Envoyer un message
4. Septembre 2008
10:33
30236
Bonjour, À partir de ce mois-ci, EMADEX met à votre disponibilité 3 services sur www.emadex.com . En effet, à part le SERVICE STANDARD qui vous permet de...
Service de communicat...
emadexmada
Messenger Envoyer un message
5. Septembre 2008
4:19
30237
Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra , ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako , KANEFA tsy manana fitiavana aho dia tsy mahasoa ahy...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
5. Septembre 2008
6:49
30238
Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo; hoy izaho indray: Mifalia. Aoka ho fantatry ny olona rehetra ny fandeferanareo. Efa mby akaiky ny Tompo. Filipiana 4:4-5 ...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Septembre 2008
9:31
30239
PETA-DRINDRINA - Mazava ny  voalaza ! Momba Isika sy ny loto ataontsika… Tohiny - Manasa ao http://rahelys.unblog.fr PETA-DRINDRINA - Mazava ny voalaza !...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
6. Septembre 2008
2:40
30240
Anaro ny mpanan-karena amin'izao fiainana izao mba tsy hiavonavona na hatoky ny harena miovaova, fa Andriamanitra, Izay manome antsika malalaka ny zavatra...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
6. Septembre 2008
12:51
30241
Fa ny Zanak'olona tsy tonga mba hotompoina, fa mba hanompo ka hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro. Marka 10:45...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
7. Septembre 2008
8:31
30242
Dia miarahaba ny rehetra indray ary aloha, eo ihany fa tsy mahasoratra firy. Nandresy ny barea teo Mahamasina androany ka nahatonga antsika ho laharana faharoa...
andriamifiditsara zo
ny_jentilisa@...
Envoyer un message
7. Septembre 2008
13:45
30243
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
serasera@...
Envoyer un message
7. Septembre 2008
15:01
30244
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika                                                      * * * *...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
8. Septembre 2008
4:14
30245
Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay. Petera voalohany 1:25...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
8. Septembre 2008
9:23
30246
Mamangy ny rehetra. Efa teo amin'izao fahatsapana ny fahavelomampanantenana izao aho talohan'ny nanoloana ny mpanazatra telo indray miarakat@ voalohandohany...
Njakalahy .
njakalahy
Messenger Envoyer un message
8. Septembre 2008
16:55
30247
Avant-première exceptionnelle du concert de JAOJOBY A L'OLYMPIA à la Fnac Montparnasse. JEUDI 11 SEPTEMBRE 2008 à 17h30 Concert SHOW CASE suivi d'une...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
8. Septembre 2008
19:18
30248
J’utilise un filtre Spam et vous en faites probablement de même. Je vous ai mis sur la liste blanche, ce qui signifie que je recevrai tous les e-mails que...
nahoaniko
nahoaniko@...
Envoyer un message
8. Septembre 2008
21:18
30249
J’utilise un filtre Spam et vous en faites probablement de même. Je vous ai mis sur la liste blanche, ce qui signifie que je recevrai tous les e-mails que...
nahoaniko
nahoaniko@...
Envoyer un message
8. Septembre 2008
21:23
30250
Fa raha ny ran'osilahy sy ny ran'ombilahy ary ny lavenom-batotr'ombivavy afafy amin'yzay voaloto no manamasina hatramin'ny fanadiovana ny nofa , mainka fa ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
9. Septembre 2008
7:11
30251
Ny tenin'i Jehovah dia teny madio, tahaka ny volafotsy voarendrika tao anatin'ny memy ka mitsoriaka amin'ny tany eny, voadio impito Salamo 12:6...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
9. Septembre 2008
9:10
30252
Miarahaba, Noho ny aretina mahazo ny ZOKIBE RADO dia mirary fahasalamana ho azy sy ny fianakaviany. Andriamanitry ny fiadanana anie homba azy. DadaRabe Express...
dadarabe@...
Envoyer un message
9. Septembre 2008
10:21
30253
Mamangy, mampahery ireo fianakaviana sy mirary soa ho an'i RADO. Tsy manadino am-bavaka anareo ! Olga HELISOA http://www.freewebs.com/radopoete ... <!--...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
9. Septembre 2008
11:48
30254
Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin'i Jehovah .Aoka hasandratsika amin'Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
10. Septembre 2008
7:26
30255
Fa hianareo kosa ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;ary tehirizo ny tenanareo...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
10. Septembre 2008
9:29
30256
Mitondra am-bavaka ary mirary fahasalamana ho an'i Zokibe Rado ary mampahery koa ny fianakaviana amin'ny fanohanana azy. Jesosy anie homba azy @ tolona ataony...
David
fanomezantsoa-david.r...
Envoyer un message
10. Septembre 2008
14:04
30257
Indray mipi-maso monja no nahafoizako anao; fa amin'ny indrafo lehibe kosa no ampodiako anao. Salamo 54:7...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
11. Septembre 2008
9:48
Messages 30227 - 30257 sur 34633   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide