Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 30076 - 30105 sur 34633   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
30076
Miarahaba,   Ary arahabaina manokana i Desire Dauphin fa tafita @ izany tanjona ambony dia ambony @ akademia any Pologne izany.  Ary dia tsofina rano ianao...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
1. Juillet 2008
9:38
30077
Koa dia aza mba matory toy ny sasany isika, fa aoka hiambina ka hahonon-tena. Tesaloniana voalohany 5:6...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2008
10:55
30078
Miarahaba anao tafita soa tamin'ny fanadinana ary mbola nahazo andraikitra goavana ihany koa manaraka izany. Tsy misy tsara toy izany hoe nahatratra ny tanjona...
Ramorasata Harinaivo ...
harinaivo_mes
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2008
18:14
30079
Ary Abrahama nino an'Andriamanitra dia nisaina ho fahamarinanay izany . Romana 4 : 3b ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Ary...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2008
7:48
30080
Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy samy hafa hianareo,3 satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2008
9:55
30081
RENCONTRE SPORTIVE MALAGASY MONTRÉAL, SAMEDI 5 ET DIMANCHE 6 JUILLET 2008 « Mpirahalahy miara-paly no mpifaninana idealy » Chers compatriotes et amis,...
canada@...
Envoyer un message
2. Juillet 2008
13:37
30082
Miarahaba, Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré Rasolomampionona,...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2008
17:05
30083
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao , dia mifadia ny ratsy rehetra. Deoteronomia 23 : 10 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
5:08
30084
Mamangy, Désiré Rasolomampionona, MIARAHABA NITSIKIN'ny VITANA koa NAHATONTOSA NY EFAINA ! Mirary ny hifanasoa indrindra amin'ny Tanindrazana sy ny Mpiray Ra...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
7:28
30085
Fahalahelovana sy henatra no ho an'izay mandà famaizana; Fa izay manaiky anatra no homem-boninahitra. Ohabolana 13:18 ...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
9:57
30086
Miarahaba,   Dia mamerina ny fiarahabana anao indray Desire R. Mahavita be...ary mahaleova mahalasana dia ho reharehan'ny firenena niavianao. Ho...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
12:00
30087
Miarahaba e! Tahaka ireo namana teo aloha rehetra de faly miarahaba anao koa aho Atoa Désiré R. Homba anao hatrany anie ny fitahian'Atra ka mba hitondra...
Diary Noëlson
diarynoelson@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
14:42
30088
Miray fo sy tso-drano amin'ireo efa niteny teo aloha. Betsaka ny olona manana faniriana tsara ny hampandroso, maro ireo manam-pahaizana manana ny fitiavana ny...
Johanesa
johanesa_nirina
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
15:30
30089
Mamerina ny fiarabana antsika rehetra eto @ serasera, rehefa ela tsy naharay vaovao satria nahaton'ny yahoo groups kay ny fandefasana mailaka tamiko noho ny...
Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
16:13
30090
Miarahaba, Nandefasan' ny namana an'ity vaovao momba ny fisiana bourse ho an' ny mpianatra manomana PhD @ social science, economics ary political science ity...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
17:21
30091
Miarahaba, Aleo aloha nosoloako ny lohanteny fa tsy mikasika mivantana ny vaovao mahafaly  nolazain'i DesirE R. ilay izy:) Ity no nahatonga ahy nanoratra...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
18:25
30092
Dia miray feo @ namana rehetra ka manolotra ny fiarahabana an'i Désiré. ... Afaka mi-bilaogy hono i Désiré, hoy Thierry teo, nefa koa azo atomboka eto ny...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
21:47
30093
Miarahaba, Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré Rasolomampionona,...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2008
10:54
30094
Manahoana Hoy Rao :> Isika (gasy) rahateo manana loharanon'angovo be dia be tsy voatrandraka... ... Toa mampatahotra ihany. Ny Beravina koa izao efa...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2008
21:48
30095
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany; Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany. Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Juillet 2008
2:57
30096
Miarahaba sy mirary soa hatrany!                 Raha fintinina ny filan'ny gasy amin'ny resaka angovo dia ity: "Angovo mirindra amin'ny tontolo...
Andri Tahiry
hightaxboom
Messenger Envoyer un message
5. Juillet 2008
4:21
30097
Omeo, dia mba homena hianareo; fatra tsara sady ahintsana no afatratra ka mihoatra no homeny ho ao am-pofoanareo. Fa izay fatra ataonareo no hamarana ho anareo...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Juillet 2008
12:59
30098
Indro misy fanamarihana sy valinteny : Raha ny adiresy emailin'ny mpandefa dia miasa ao amin'ny UNICEF izy: raha izany dia sampan-draharahan'ny Firenena...
solonavalona andriami...
sandriamihaja
Messenger Envoyer un message
6. Juillet 2008
12:07
30099
                        Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika                                    ...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
7. Juillet 2008
2:36
30100
Raha tonga ny fiavonavonana , dia tonga koa ny fahafaham-baraka ; Fa ao amin'ny manetry tena no misy fahendrena . Ohabolana 11 : 2 ... Envoyé avec Yahoo!...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
7. Juillet 2008
7:31
30101
Maty ny marina, nefa tsy misy misaina izany, ary alaina ny olona tsara fanahy, nefa tsy misy mihevitra fa ny marina dia alaina tsy ho azon'ny loza...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
7. Juillet 2008
9:44
30102
Mifalia mandrakariva , mivavaha ka aza mitsahatra . 1 Tesaliniana 5 : 16-17 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Mifalia...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
8. Juillet 2008
6:18
30103
Ny mpanompo hendry dia hanapaka ny zanaka manao izay mahamenatra Sady hizara lova amin'ny mpirahalahy Ohabolana 17:2 ...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
8. Juillet 2008
9:42
30104
    Salama isika   Iza moa no nanome offre na bourses post Doc; PhD italie iny ? science sociale sao dia azo omena ahy kely hoe ilay site web sns.. fa misy...
H.A.
rhajapan
Messenger Envoyer un message
8. Juillet 2008
10:59
30105
Manao ahoana daholo, Efa samy tafaverina any amin'ny misy azy avy angamba ny tsirairay tonga nanafana, na nanotrona ny RSM 2008 izay natao taty Montréal ny 5 ...
canada@...
Envoyer un message
8. Juillet 2008
16:07
Messages 30076 - 30105 sur 34633   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide