Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika  “ Aza avela hahatonga heloka amin’ny tenanao ny vavanao; ary aza manao eo...
30022
Rolls Rafam
rolls_rafam@...
15. Juin 2008 23:59
Miarahaba, Raha tia hineno mivantana ny fitantarana dia mandehana atsy amin'ny madamaki.com. Toa 1-0 no henoko ao izao. Izaho aty andalana ary mampiasa wifi...
30021
serasera@...
15. Juin 2008 17:01
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
30020
RASOANAIVO
rasoanaivofidy@...
15. Juin 2008 13:27
Oeeeeeeeeee Moz 1 – mad 1 (penalety). Cadeau no fahitako azy De : serasera-request@... [mailto:serasera-request@...] De la part de Rolls...
Koa miverena amin'Andriamanitra hianao; Tandremo ny famindrampo sy ny rariny, Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva. Hosea 12:7...
30017
Liva Eliasy
livaeliasy
13. Juin 2008 22:55
Ry havana malala mpiray tanindrazana, Indro ampitaina am-pitiavana sy am-pifaliana aty amintsika mianakavy ny fanasana avy...
30016
canada@...
13. Juin 2008 17:13
Manao ahoana daholo, Pour participer au tournoi, nous vous invitons à vous inscrire, soit en envoyant un courriel à l?adresse canada@... (canada @...
30015
rts Tsi.Rah
rts01267@...
13. Juin 2008 15:27
Miarahaba ny rehetra, Oooo, voa iray io no hitantsika Malagasy fa tsy maitsy mbola hisy ko ny hafa, mbola vao" exporation" sady any andranomasina io, fa aiza...
30014
christallina
rchristallina
13. Juin 2008 9:32
Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavona, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena hianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry. Romana 12:16 ...
30013
rafa joss
rafajoss
13. Juin 2008 5:02
Miarahaba, Manahirana ilay raharaha ho an'ny rehetra. Ary tsy maha-araka ny fiazakazahan39;ny mpizaha tombon'ny apetraka haingana ny adminisitrasiona mavesatra....
30012
aratsimbaharison@...
12. Juin 2008 21:44
*Please note, the sender's email address has not been verified. Salama, Mety mba hampiova hevitra ny sasany ny fahitana an' itony zavatra itony. Indrindra...
30011
Njakalahy Randrianari...
njakalahy
12. Juin 2008 21:08
Mamangy ny rehetra. Dia miandrandra ny lalao fifanitsananan39;ny Ombidiantsika (BAREA) amin'ny Mozambikana amin'ny Alahady ho avy izao miaraka @ mpiray ...
30010
doc.strange@...
docstrange_mg
12. Juin 2008 16:26
Manahoana, Manamafy angamba ity voaraiko ambany ity... Tsarà , ds ====================== Au large du site où Exxon Mobil est en train de faire de la recherche...
30009
Njakalahy Randrianari...
njakalahy
12. Juin 2008 15:37
Madagascar A mission is under way to rescue more than 100 whales trapped in a bay in the north of Madagascar. About 30 whales have already died and experts are...
30008
christallina
rchristallina
12. Juin 2008 7:54
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra...
30007
randri eliane
randrieliane
12. Juin 2008 7:30
Fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika mba tsy hatao tanteraka ireo , raha tsy efa mby eo kosa isika . Hebreo 11 : 40 ... Envoyé avec...
30006
Njakalahy Randrianari...
njakalahy
11. Juin 2008 13:51
Mamangy ny namana rehetra aty Canada. Saika hanontany aho raha hisy lalao kitra ho an'ny ankizy vavy sy lahy mitambatra latsaky ny 11 taona (lehibe nohon'ny 7...
30005
solonavalona andriami...
sandriamihaja
11. Juin 2008 13:13
Aza fady jereo ny email nalefan'Atoa Heriniana/Serasera tamin'ny 10/06/08 Tsy nandeha ny valiny eo no ho eo koa indro alefako mivantana ny valiny. ...
30004
christallina
rchristallina
11. Juin 2008 9:51
Tsy misy tsiny ny lalàn'i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon39;i Jehovah, mahahendry ny kely saina. Salamo 19:7 ...
30003
andriamifiditsara zo
ny_jentilisa@...
11. Juin 2008 7:10
Miarahba, Na tsy mijery eny Mahamasina aza aho nahita tamin'ny fahitalavitra ihany. Ny goaka antitra nolazaina kosa aloha tsy gorobaky ny mpanafika Ivoariana...
30002
randri eliane
randrieliane
11. Juin 2008 5:38
Nefa Andriamanitra kosa be famindram-po , dia mamela heloka ka tsy mandringana , eny nahatsindry fo tokoa Izy ka tsy nofohaziny avokoa ny fahavinirany . ...
30001
Eugene Heriniaina
mpitantana
10. Juin 2008 13:45
Salama, Fanoratra sy ara-dalàna tsara ny EUR 10,00 USD 200,00 http://en.wikipedia.org/wiki/Euro http://en.wikipedia.org/wiki/Euro_coins Hery On Tue, Jun 10,...
Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo...
29998
randri eliane
randrieliane
10. Juin 2008 6:59
Aza miasa hahazo hanina mety ho levona , fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay , izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra...
29997
christallina
rchristallina
9. Juin 2008 9:32
Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy Jaona voalohany 1:5 ...
29996
Teny Fiainana
teny_fiainana
9. Juin 2008 7:53
 Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika!!!  +++++++ “Lozanao ry tany raha zaza no mpanjakanao ary ny lehibenao homa-marainaâ€...
29995
Johariharisoa Andrian...
felaniari
9. Juin 2008 7:50
Miarahaba tompoko, Noho ny fahatongavan39;ny FETIN'NY RAY, ny Tarika FELANIARY dia faly manasa antsika ho tonga amin'ny DEJEUNER CONCERT izay hatao ny...
29994
randri eliane
randrieliane
9. Juin 2008 5:57
Fa na iza na iza no misotra ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay ; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharana miboiboika ao anatiny ho...