Fa na iza na iza no misotra ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay ; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharana miboiboika ao anatiny ho...
29993
Christallina
rchristallina
8. Juin 2008 9:20
Andriamanitra no heherezantsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika. Salamo 108:13...
Grand concert « GOSPEL » avec STENNY Le « Johnny » Evangélique Allumez le feu de l'Esprit ! Samedi 14 juin 2008 à 19 h AU 44 RUE Kérautret-Botmel ...
29990
Christallina
rchristallina
7. Juin 2008 12:22
Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masina izany Efesiana...
Koa ho omby trano ve le!? Njakalahy ... Juin ... mardi ... au ... anivon'ny UNESCO, ... 26 Jiona 2008 ... alina....
29987
Eugene Heriniaina
mpitantana
6. Juin 2008 10:31
COMMUNIQUE DE PRESSE A l'occasion de la Célébration de la Fête Nationale de Madagascar, S.E. Monsieur l'Ambassadeur de la République de Madagascar en...
29986
christallina
rchristallina
6. Juin 2008 9:54
Fihirana fiakarana*. Izay matoky an'i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay. Salamo 125:1 ...
29985
randri eliane
randrieliane
6. Juin 2008 7:16
Tao ny tena Mazava Izay mahazava ny olona rehetra tonga amin'izao tontolo izao .Teo amin'izao tontolo izao Izy , ary Izy no nanaovana izao tontolo izao ,...
29984
christallina
rchristallina
5. Juin 2008 9:37
Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra...
29983
Randriamparany Thimotee
rthimotee
5. Juin 2008 6:43
Akory aby, Toa elaela tokoa no tsy nisy resaka sahala @ itony teto. Ka hoy aho hoe: Fanaratsiana ve sa torohevitra (Maximillien Robespierre) Izay indray ...
29982
randri eliane
randrieliane
5. Juin 2008 5:24
Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona ; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny . 1...
Rappel provenant de: Yahoo! Groupes - serasera http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/cal Rachel Ratsizafy au Studio de l'Ermitage (Paris 20) jeudi, 5 juin...
29979
christallina
rchristallina
4. Juin 2008 9:19
Ataovy toy ny fanombohan-kase ao ponao aho sy toy ny fanombohan-kase eo an tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, Masiaka tahaka ny...
29978
randri eliane
randrieliane
4. Juin 2008 6:30
Raha fantatrareo fa marina Izy , dia fantaro fa izay rehetra manao ny marina no zanany naterany . 1 Jaona 2 : 29 ...
29977
christallina
rchristallina
3. Juin 2008 8:32
Fa ny olona izay ankasitrahan39;Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba hisy...
29976
afeomanga
3. Juin 2008 7:47
[rachel-ratsizafy-ermitage.jpg]...
29975
afeomanga
3. Juin 2008 7:43
Cesaria Evora a choisi Rachel Ratsizafy pour sa première partie au Printemps des Comédiens !!! Ne soyez pas en reste, découvrez vous aussi Rachel Ratsizafy...
29974
Johanesa
johanesa_nirina
3. Juin 2008 5:17
Salama Gasiti, Za zao mananjanaka telo: 7, 4 ary 1,5 taona. Misy Mpanampy roa koa. 1 million par semaine no laninay amin'ny sakafo sy couches njaza 1 fotsiny. ...
29973
RAKOTOARSON
arakotoarson
2. Juin 2008 16:45
Misaotra betsaka @ valin-teninareo rehetra ! Tsy zakan'ny teratany malagasy rehetra tokoa izany an ! Ary sao misy mahafantatra raha mbola misy ve ilay hoe tsy...
29972
philippe.rajaona@...
philippe_raj...
2. Juin 2008 16:41
Match amical Football Jeunes 10 à 13 ans AJESAIA (Madagascar) / Etoile Du Sud (Cachan), 2 fois championne RNS ce jeudi 5 Juin 2008 à 18h30 au Stade Leo...
29971
solonavalona andriami...
sandriamihaja
2. Juin 2008 12:37
Fantatsika fa ny taona 2008 dia natokan’ny UNESCO ho taona iraisam-pirenena ho an’ny teny : nanomana hetsika maro momba izany isika eto Madagasikara efa ...
29970
christallina
rchristallina
2. Juin 2008 9:24
Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby Ohabolana 12:1 __________________________________________________ Do You Yahoo!? En finir...
29969
randri eliane
randrieliane
2. Juin 2008 7:22
Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako .Nefa tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray eo amin'ny lohanareo aza .Amin'ny faharetanareo no...
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
29966
Gazety Nosintsika
nosintsika@...
1. Juin 2008 14:39
Salut à tous, Poste à pourvoir chez Rio Tinto à Fort-Dauphin @ + Les moderateurs Nosintsika Chief metallurgist English Technology Director The operation...
29965
Christallina
rchristallina
1. Juin 2008 13:19
Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana. Ohabolana 17:1...