Ignorez pour effectuer la recherche.
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 1362
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Français
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 29994 - 30023 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 29994 - 30023 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos Auteur Date ^
29994 randri eliane
randrieliane Envoyer un message
9. Juin 2008
5:57
Fa na iza na iza no misotra ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay ; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharana miboiboika ao anatiny ho...
29995 Johariharisoa Andrian...
felaniari Envoyer un message
9. Juin 2008
7:50
Miarahaba tompoko,   Noho ny fahatongavan&#39;ny FETIN'NY RAY, ny Tarika FELANIARY dia faly manasa antsika ho tonga amin'ny DEJEUNER CONCERT izay hatao ny...
29996 Teny Fiainana
teny_fiainana Envoyer un message
9. Juin 2008
7:53
  Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika!!!  +++++++ “Lozanao ry tany raha zaza no mpanjakanao ary ny lehibenao homa-marainaâ€...
29997 christallina
rchristallina Envoyer un message
9. Juin 2008
9:32
Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy Jaona voalohany 1:5 ...
29998 randri eliane
randrieliane Envoyer un message
10. Juin 2008
6:59
Aza miasa hahazo hanina mety ho levona , fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay , izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra...
29999 christallina
rchristallina Envoyer un message
10. Juin 2008
9:37
Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo...
30000 solonavalona andriami...
sandriamihaja Envoyer un message
10. Juin 2008
12:28
... De: solonavalona andriamihaja <sandriamihaja@...> Objet: Tr : Ny vola sy ny teny malagasy À: "Télévision Viva" <viva@...>,...
30001 Eugene Heriniaina
mpitantana Envoyer un message
10. Juin 2008
13:45
Salama, Fanoratra sy ara-dalàna tsara ny EUR 10,00 USD 200,00 http://en.wikipedia.org/wiki/Euro http://en.wikipedia.org/wiki/Euro_coins Hery On Tue, Jun 10,...
30002 randri eliane
randrieliane Envoyer un message
11. Juin 2008
5:38
Nefa Andriamanitra kosa be famindram-po , dia mamela heloka ka tsy mandringana , eny nahatsindry fo tokoa Izy ka tsy nofohaziny avokoa ny fahavinirany . ...
30003 andriamifiditsara zo
ny_jentilisa@... Envoyer un message
11. Juin 2008
7:10
Miarahba, Na tsy mijery eny Mahamasina aza aho nahita tamin'ny fahitalavitra ihany. Ny goaka antitra nolazaina kosa aloha tsy gorobaky ny mpanafika Ivoariana...
30004 christallina
rchristallina Envoyer un message
11. Juin 2008
9:51
Tsy misy tsiny ny lalàn'i Jehovah, mamelombelona ny fanahy; mahatoky ny teni-vavolombelon&#39;i Jehovah, mahahendry ny kely saina. Salamo 19:7 ...
30005 solonavalona andriami...
sandriamihaja Envoyer un message
11. Juin 2008
13:13
Aza fady jereo ny email nalefan'Atoa Heriniana/Serasera tamin'ny 10/06/08 Tsy nandeha ny valiny eo no ho eo koa indro alefako mivantana ny valiny. ...
30006 Njakalahy Randrianari...
njakalahy Envoyer un message
11. Juin 2008
13:51
Mamangy ny namana rehetra aty Canada. Saika hanontany aho raha hisy lalao kitra ho an'ny ankizy vavy sy lahy mitambatra latsaky ny 11 taona (lehibe nohon'ny 7...
30007 randri eliane
randrieliane Envoyer un message
12. Juin 2008
7:30
Fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika mba tsy hatao tanteraka ireo , raha tsy efa mby eo kosa isika . Hebreo 11 : 40 ... Envoyé avec...
30008 christallina
rchristallina Envoyer un message
12. Juin 2008
7:54
Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra...
30009 Njakalahy Randrianari...
njakalahy Envoyer un message
12. Juin 2008
15:37
Madagascar A mission is under way to rescue more than 100 whales trapped in a bay in the north of Madagascar. About 30 whales have already died and experts are...
30010 doc.strange@...
docstrange_mg Envoyer un message
12. Juin 2008
16:26
Manahoana, Manamafy angamba ity voaraiko ambany ity... Tsarà, ds ====================== Au large du site où Exxon Mobil est en train de faire de la recherche...
30011 Njakalahy Randrianari...
njakalahy Envoyer un message
12. Juin 2008
21:08
Mamangy ny rehetra. Dia miandrandra ny lalao fifanitsananan&#39;ny Ombidiantsika (BAREA) amin'ny Mozambikana amin'ny Alahady ho avy izao miaraka @ mpiray ...
30012 aratsimbaharison@... Envoyer un message 12. Juin 2008
21:44
*Please note, the sender's email address has not been verified. Salama, Mety mba hampiova hevitra ny sasany ny fahitana an' itony zavatra itony. Indrindra...
30013 rafa joss
rafajoss Envoyer un message
13. Juin 2008
5:02
Miarahaba, Manahirana ilay raharaha ho an'ny rehetra. Ary tsy maha-araka ny fiazakazahan&#39;ny mpizaha tombon'ny apetraka haingana ny adminisitrasiona mavesatra....
30014 christallina
rchristallina Envoyer un message
13. Juin 2008
9:32
Miraisa saina. Aza mihevitra izay hiavonavona, fa aoka mba ho zatra amin'ny fietrena hianareo. Aza manao ny tenanareo ho hendry. Romana 12:16 ...
30015 rts Tsi.Rah
rts01267@... Envoyer un message
13. Juin 2008
15:27
Miarahaba ny rehetra, Oooo, voa iray io no hitantsika Malagasy fa tsy maitsy mbola hisy ko ny hafa, mbola vao" exporation" sady any andranomasina io, fa aiza...
30016 canada@... Envoyer un message 13. Juin 2008
17:13
Manao ahoana daholo, Pour participer au tournoi, nous vous invitons à vous inscrire, soit en envoyant un courriel à l?adresse canada@... (canada @...
30017 Liva Eliasy
livaeliasy Envoyer un message
13. Juin 2008
22:55
   Ry havana malala mpiray tanindrazana,    Indro ampitaina am-pitiavana sy am-pifaliana aty amintsika mianakavy ny fanasana avy...
30018 Christallina
rchristallina Envoyer un message
14. Juin 2008
11:44
Koa miverena amin'Andriamanitra hianao; Tandremo ny famindrampo sy ny rariny, Ary miandrasa an'Andriamanitrao mandrakariva. Hosea 12:7...
30019 RASOANAIVO
rasoanaivofidy@... Envoyer un message
15. Juin 2008
13:10
Miarahaba Moz 1 barea, marina io e De : serasera-request@... [mailto:serasera-request@...] De la part de Rolls Rafam Envoyé : Sunday, June...
30020 RASOANAIVO
rasoanaivofidy@... Envoyer un message
15. Juin 2008
13:27
Oeeeeeeeeee Moz 1 – mad 1 (penalety). Cadeau no fahitako azy De : serasera-request@... [mailto:serasera-request@...] De la part de Rolls...
30021 serasera@... Envoyer un message 15. Juin 2008
17:01
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
30022 Rolls Rafam
rolls_rafam@... Envoyer un message
15. Juin 2008
23:59
Miarahaba, Raha tia hineno mivantana ny fitantarana dia mandehana atsy amin'ny madamaki.com. Toa 1-0 no henoko ao izao. Izaho aty andalana ary mampiasa wifi...
30023 Teny Fiainana
teny_fiainana Envoyer un message
16. Juin 2008
4:57
  Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika   “ Aza avela hahatonga heloka amin’ny tenanao ny vavanao; ary aza manao eo...
Messages 29994 - 30023 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 29994 - 30023 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide