Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 29796 - 29825 sur 34630   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
29796
Ho an'i Rary, Mamangy, Mankasitraka tanteraka e ! Mahereza ! Olga HELISOA ... Ressources minières Exploitation de l'or de Betsiaka Un nouveau tournant pour le...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
1. Avril 2008
15:37
29797
Ao amin'i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery, Ka Izy ihany no hohatonin'ny olona, Ary ho menatra izay rehetra tezitra aminy. Isaia 45:24...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Avril 2008
17:47
29798
Tsy manatahotra ny fitiavana ; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra ; fa mampahory ny tahotra . Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Avril 2008
7:34
29799
Manao ahoana i R Allain sy ny rehetra, Mahafiaritra ahy ity resaka ity, miompana amin'ny rafitra fiaraha-monina ("organisation sociale"). Ny resaka eto moa...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
2. Avril 2008
7:49
29800
Mamangy, mahafinaritra ny ady hevitra fa ny tiako lazaina dia Tsy azo atao hoe: "TSIKERA" ve ny dikan'ny hoe "commentaire" ? Fa toa hafahafa ilay hoe...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
2. Avril 2008
9:46
29801
Salamo nataon'i Davida. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Avril 2008
9:50
29802
O ry Olga a, Marina fa tsikera no teny gasy manakaiky ny dikan'ny "Commentaires". Nefa amintsika malagasy ny hoe tsikera dia somary (somary hoy aho)...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
2. Avril 2008
11:07
29803
Bonjour, Manao ahoana Tompoko, Une nouvelle livraison d'une e-zin en ce mois d'avril. E-zin qui espère atteindre son rythme de croisière d'antan pour vous...
Benoit
echoscapri
Messenger Envoyer un message
2. Avril 2008
23:06
29804
Efa nahita ny lalany Aho , nefa hahasitrana azy ihany dia hitari-dalana azy Aho ka hampody ny fiononana ho aminy sy ho amin'ny malahelo ao aminy . Isaia 57 :...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
3. Avril 2008
5:16
29805
Miarahaba, Mba tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny ity momba ny "theorie de pouvoir" atolotr' Ingahy Nye. Marina fa mpampianatra ao @ Harvard ranama, ary dia...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
3. Avril 2008
9:32
29806
Nanao ahoana? Tamin'ny hafatra nifanakalozako tamin'ny namana Tsilavina Ralaindimby indray mandeha izay no nilazany hoe "domberina" no voambolana malagasy...
Jean Razafindambo
burzano2000
Messenger Envoyer un message
3. Avril 2008
10:17
29807
Manao ahoana i Adrien sy ny rehetra, O ry Adrien a, ny an'i Nye toa fijery akaiky ("micro"), fa ny "tripartition" ohatra toa fijery mivelatra ("macro"). Ny...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
3. Avril 2008
11:40
29808
Koa aoka isika hanatona ny seza fiandrianan'ny fahasoavana amin'ny fahasahiana, mba hahazoantsika famindrampo sy hahitantsika fahasoavana ho famonjena...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Avril 2008
12:14
29809
Mila tsiny amintsika Mpandala ny Teny Malagasy. Nisy diso tsipelina ny hafatro teo aloha: "Tsiriho", fa tsy hoe "tsirio" Fototeny: tsirika Passif: tsirihana ...
R. Allain
jarasol@...
Envoyer un message
3. Avril 2008
17:33
29810
Mamangy, MANKASITRAKA e ! Tena ilaina MIFAMPIANATRA mihintsy toa izao isika fa raha tsy izany dia ho faty na ho simba eo ny tenintsika ! Koa iza koa moa no...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
3. Avril 2008
18:06
29811
Nisy lalao baolina kitra goavana ho an'ny Firenena hono teny Mahamasina. Vitsy ny Mpividy tapakila ara-dalana hampandrosoana ny federasiona FMF, fa lasa teny...
R. Allain
jarasol@...
Envoyer un message
3. Avril 2008
20:53
29812
Hery sy voninahitra no fitafiany , ary ny andro ho avy dia ihomehezany . Ohabolana 31 : 25 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Plus de moyens pour rester en...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
4. Avril 2008
5:12
29813
Ny fon'ny manan-tsaina mahazo fahalalana; Ary ny sofin'ny hendry mitady izany Ohabolana 18:15 Envoyé avec Yahoo! Mail . Une boite mail plus intelligente....
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
4. Avril 2008
10:13
29814
ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny teny dia Andriamanitra, Indro ny fototry ny TENY gasy, fa izay mahafehy ny teny no tompon'ny fika hoy i Confucius: ...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
4. Avril 2008
10:53
29815
Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho izany dia tsy...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Avril 2008
13:43
29816
Fa Andriamanitra tsy niantso antsika ho amin'ny fahalotoana, fa amin'ny fahamasinana. Koa izay mandà, dia tsy olona no laviny, Fa Andriamanitra, Izay manome...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
6. Avril 2008
9:27
29817
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
serasera@...
Envoyer un message
6. Avril 2008
16:54
29818
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika! ============== “Farany ry rahalahy mifalia ao amin’ny Tompo, tsy manahirana ahy ny manoratra teny...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
7. Avril 2008
4:08
29819
Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy , dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra , izay...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
7. Avril 2008
6:58
29820
Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako Jaona fahatelo 1:4 Envoyé avec Yahoo! Mail . Une...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
7. Avril 2008
11:50
29821
Manahoana daholo Azonao jerena eto http://jean.marline.free.fr ny SUISSESSES tamy amin'ny RNS 2008. Misaotra an'dRaSylvano nanao ny montage e! Mbola ho avy ny...
Jean Marline
Jean.Marline@...
Envoyer un message
7. Avril 2008
19:22
29822
Manahoana daholo Azonao jerena eto http://jean.marline.free.fr ny SUISSESSES tamy amin'ny RNS 2008. Misaotra an'dRaSylvano nanao ny montage e! Mbola ho avy ny...
Jean Marline
Jean.Marline@...
Envoyer un message
7. Avril 2008
19:25
29823
Hitarika ny jamba amin'ny lala izay tsy fantany Aho ; ary amin'ny lalana tsy fantany no hitondrako azy ; Ny maizina dia hataoko mazava eo anoloany , ary ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
8. Avril 2008
5:31
29824
Ataovy ny zavatra rehetra amin'ny tsi-fimonomononana sy ny tsi-fisalasalana, mba ho tsy manan-tsiny sady tsy misy fitaka hianareo, dia zanak'Andriamanitra tsy...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
8. Avril 2008
9:17
29825
Indro, avy faingana Aho; ary eto amiko ny famaliako, mba hamaliako ny olona rehetra araka ny asany. Izaho no Alfa sy Omega, ny Voalohany sy ny Farany, ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
9. Avril 2008
9:07
Messages 29796 - 29825 sur 34630   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide