Miarahaba ny rehetra, Nisy nanontany vao aingana teto hoe misy radio mitory ny Filazan-tsara @ teny malagasy ve? Eny Tompoko, Radio Vatsy FPMA Fiangonana...
Ratsimbazafy
dina@...
3. Mars 2008 7:11
29687
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ++++++++++++++++++++++ "Indro ny tanan'i Jehova tsy fohy fa mahavonjy, ary ny sofiny tsy lalodalovana fa mahare;...
Miarahaba, Hahatsiarotsiarovana ny any an-tanàna, namoaka VCD ny Majeur 7 ka azo vidiana ao amin'ny Radiovazogasy.com amin'ny vidiny 8 euros monja (tafiditra...
Fa mihoatra noho ny zavatra rehetra, ry rahalahiko, aza mianiana, na amin'ny lanitra, na amin'ny tany, na amin'izay fiainana hafa akory aza; fa aoka ny...
Ry namana / chers amis Efa misy lesona 2 voalohany (Lesona0 sy Lesona1)f ampianarana valiha ao amin'ny tranokalan'i Bana Rahalahy izao. ...
Jean Marline
Jean.Marline@...
3. Mars 2008 22:59
29692
Misaotra betsaka Dina a. Ho tahin'Andriamantira! Mialy ... From: "dadarabe@..." <dadarabe@...> To: dina@...; serasera@...;...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
4. Mars 2008 1:58
29693
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho , Avy aiza ny famonjena ahy ? Ny famonjena ahy dia avy amin' i Jehovah Mpanao ny lanitra sy ny tany . Sal...
Dia hataon' i Jehovah ho lohany hianao fa tsy ho rambony; ary ho ambony tokoa hianao fa tsy ho ambany, raha mihaino ny didin' i Jehovah Andriamanitrao, izay...
Fa efa nofidiko sy nohamarininko ity trano ity mba hitoeran'ny anaraka mandrakizay , ary ny masoko sy ny foko ho ao mandrakariva . II Tantara 7 : 16 ... Ne...
Manahoana daholo, Mba hanamora ny fifananakalozan-kevitra, sy fametrahana hafatra na fanontaniana na fanarihana avy amintsika dia nasiana boky volamena sy...
Jean Marline
Jean.Marline@...
6. Mars 2008 23:07
29702
Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin' ny voninahitra ao amin' i Kristy Jesosy. Filipiana 4 : 19...
Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava ny fideràko Anao Salamo 71:14 Fa izaho kosa dia hanantena mandrakariva, ary hitombo lalandava...
bjr daholo, ity ko misy iray : http://www.agape1.fr To: serasera@...; dina@...; serasera@...: mialyrabe2@...: Mon, 3...
Nary Randrianarivelo
narymdg@...
9. Mars 2008 5:53
29705
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
serasera@...
9. Mars 2008 15:27
29706
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika +++++++++++++++++++++++ " Izay rehetra velona ka mino ahy dia tsy ho faty mandrakizay" Jaona 11:26 Fandaharana...
Manahoana, Efa azonao jerena eto http://localhost/pages/valiha.htm#cours_intro ny "video" voalohany fampidirana amin'ny fampianarana valiha. Misaotra an'ny...
Jean Marline
Jean.Marline@...
10. Mars 2008 1:42
29708
Manahoana, Efa azonao jerena eto http://jean.marline.free.fr/pages/valiha.htm#cours_intro ny "video" voalohany fampidirana amin'ny fampianarana valiha. ...
Jean Marline
Jean.Marline@...
10. Mars 2008 1:45
29709
Ary hanisy soa anareo mihoatra noho ny tamin'ny niandohanareo Aho ; ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah . Ezekiela 36 : 11b ... Envoyé avec Yahoo! Mail....