Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Saviez-vous que vous pouvez partager des photos sur Yahoo! Groupes ? Ah non, mais je crée mon groupe !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 28902 - 28931 sur 34629   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
28902
Miarahaba an'i Thimotée sy ny rehetra. Omeko anao ny hevitro fa sao heverinao fa miova ny fomba fisainako. Raha heverina fa nisy tokoa ireo fanenjehana ny...
RATSIMBAZAFY Fan ROSI...
fanantenandr...
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
8:36
28903
Fa ny Zanak'ondry Izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy ka hitondra azy ho amin'ny loharanon'ny ranon'aina ; ary hofafan'Andriamanitra ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
9:00
28904
Manahoana Asa raha ity resaka teny @ gazety LeMonde itoy manondro an'i Pety na tsia, fa dia indro aloha 'ty izy : resaka "casseroles" ... samy manan'ny azy...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
15:07
28905
Hadinoko fa itoy ilay artikla http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3212,36-958602@51-958605,0.html From: rhaj@...: serasera@...;...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
15:09
28906
Manao ahoana dOl dOly, NY ALIKA Izaho manokana aloha dia tsy fady alika, any amin'ny Sud-Est no betsaka fady ity alika ity. Mety nolovaina tamin'ny kolotsaina...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
16:40
28907
Manao ahoana Rao Mahita lazaina ko ianareo an ! Mahafinaritra é! DdRb ... De: andriamifiditsara zo yahoo.fr> Date: Sat, 29 Sep 2007 11:55:43 +0200 (CEST) ...
dadarabe@...
Envoyer un message
1. Octobre 2007
16:57
28908
Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra fa aza miankina amin'ny fahalalanao. Ohabolana 3:5...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Octobre 2007
17:40
28909
Miarahaba antsika mpisera, Mazava ny tenin'i Fanantenandrainy ary midera azy amin'ny fomba fisainany sy fijereny, izay tsapako sy narahako hatramin'izay fa...
smrajaona@...
Envoyer un message
1. Octobre 2007
18:25
28910
Miarahaba I Thimothée à! ity misy tononkalo tsotsotra ary é! Raha nisy ny tsy mety Izay nataon'i Pety Ialy ve no diso ? Ka sendra haizim-pito ? Aleo aho...
dadarabe@...
Envoyer un message
1. Octobre 2007
19:28
28911
Manao ahoana. Vao vita tamin'ny alahady teo ny fiadiana ny amboaran'ny baolina kitra eran-tany ho an'ny vehivavy. Dia lasan-dry Rainiboto indray ny medaly...
vision2021@...
Envoyer un message
1. Octobre 2007
20:11
28912
Akory, Misaotra anao DadaRabe fa dia ho hita eo marina ny tohiny, satria sarotra ny miditra @ ny fahefan'ny Fitsarana. Izay indray Thimotee dadarabe@... a...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
5:21
28913
Ary hofoanany eto amin'ity tendrombohitra ity ny sarona izay manarona ny olona rehetra sy ny rakotra izay arakotra ny firenena rehetra . Isaia 25 : 7 ... Ne...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
7:01
28914
Fanamarihana mialoha : Isa sy fanisana rano iray no iadian-kevitra eto ka naveriko ho amin’io ny lohateny. ... Ny taratasy HNJ farany tamin’ny 29 Septambra...
solonavalona andriami...
sandriamihaja
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
14:56
28915
Mamangy ny rehetra. Asa naninona no tsy mandeha intsony ny www.MBS.mg? Andao hiara hirevy Sareba Betsileo mandrapahatongan'ny vaovao e! Indro zaraina amintsika...
Njakalahy Randrianari...
njakalahy
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
15:47
28916
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 599 (Teny Fiainana) ao @ adiresy http://teny.fiainana.free.fr/ Ho an'izay...
Rasoloarijao Lala
ralama2
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
18:37
28917
Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana. Romana 12:12...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Octobre 2007
19:24
28918
Dia hoy Izy tamin'ny olona : indro ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena ary ny fialana amin'ny ratsy no fahalalana . Joba 28 : 28 ... Ne gardez plus qu'une...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
3. Octobre 2007
9:16
28919
Miarahaba, Nodinihiko ny lahatsoratra naroson'i Solonavalona Andriamihaja etsy ambany fa toa mety tokoa raha hovaina ilay fomba fiteny. Toa tsy dia sarotra...
RATSIMBAZAFY Fan ROSI...
fanantenandr...
Messenger Envoyer un message
3. Octobre 2007
9:28
28920
Miarahaba antsika rehetra. Saika tsy hiditra resaka politika ihany aho fa trop c'est trop. Ity alefako ampahibemaso ny resaka nifanaovako tamin'ny namako iray....
Rapida
ramainandro
Messenger Envoyer un message
3. Octobre 2007
10:03
28921
Ampahirato ny masoko, mba hahitako zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. Salamo 119:18 Ampahirato ny masoko, mba hahitako zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. ...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Octobre 2007
18:05
28922
15 ha 96a 70 ca (159 670 M2) Titré et borne Andranomanelatra, AntsirabeII Fokontany Bemololo. Le long de la RN7. 15 000 Ariary le m2. Information...
Hajarivony Andriamaro...
hajarivony@...
Envoyer un message
4. Octobre 2007
4:41
28923
Akory, Izao ve ny fomba fiasa, ny teo aloha ihany no miverina (PSD = AREMA = HVR = TIM). Maro ny namana MFM t@ ny andron'ny AREMA no tratran'io "famindratoeran...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
5:40
28924
Manao ahoana i Thimotee sy ny rehetra, Ny ahy indray mahafinaritra ahy ny mangarahara iainantsika ankehitriny. Raha vao misy fikafika na mibilobiloka ambadika...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
8:41
28925
Akory aby, Hitsikitsika tsa mandihy foana fa ao raha. Ry mompera sy ny justice et paix tsa hitarotarom-poana fa ao raha. Izay indray. Thimotee ...
Randriamparany Thimotee
rthimotee
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
11:31
28926
Zava-poana ho anareo ny mifoha maraina sy ny alim-pandry ka homana ny hanina azo amin'ny fahasahiranana , izany anefa dia omeny ihany ho an'ny malalany , na...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
11:34
28927
Ampahirato ny masoko, mba hahitako zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. Salamo 119:18 Ampahirato ny masoko, mba hahitako zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. ...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
18:15
28928
Si vous n'arrivez pas à visualiser correctement ce message cliquez ici Une saga et des projets Les Dernières Nouvelles d'Alsace - 04/10/2007 Source ici ...
Doc Strange
docstrange_mg
Messenger Envoyer un message
4. Octobre 2007
22:58
28929
Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady. Ohabolana 20:18...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Octobre 2007
20:31
28930
Misaotra amin'ny fifanakalozan-kevitra. Tsy vita eto amin'ny email eto amin'ny kianja Serasera ny manome fanazavana feno fa ny torohevitro ho anareo rehetra...
solonavalona andriami...
sandriamihaja
Messenger Envoyer un message
6. Octobre 2007
14:31
28931
Misaotra anao amin'ny fifanakalozan-kevitra. Tahaka ny nolazaiko tamin'Atoa Herizakanirina, raha ohatra tsy mipetraka eto Madagasikara ianao, dia tsara ny...
solonavalona andriami...
sandriamihaja
Messenger Envoyer un message
6. Octobre 2007
14:56
Messages 28902 - 28931 sur 34629   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide