Miandrasa an'i Jehovah, ka tandremo ny làlany, Dia hanandratra anao handova ny tany Izy; Ho faly hahita ny hamongorana ny ratsy fanahy hianao. Salamo 37:34 ...
Deadline: 21 September 2007 _____ This notice appears in UN Development Business online only and not in the printed version. Although this notice is assigned...
Hajarivony Andriamaro...
hajarivony@...
2. Septembre 2007 18:58
28821
Ny fiavonavonan'ny olona no hampietry azy , fa hahazo voninahitra kosa ny manetry tena . Ohabolana 29 : 23 ... Ne gardez plus qu'une seule adresse mail !...
Ny làlan'i Jehovah rehetra dia famindrampo sy fahamarinana. Amin'izay mitandrina ny fanekeny sy ny teni-vavolombelony. Salamo 25:10 Ny làlan'i Jehovah...
Ny Fikambanan'i Jesoa any Madagasikara sy ny eto Roma, Italia, ary ny Fianakaviany rehetra any antanindrazana Mampandre anareo sy ny Malagasy rehetra aty Eropa...
Manao ahoana. Tsara dia tsara ny finiavan'Atoa Solonavalona ANDRIAMIHAJA nanoratra boky mikasika ny isa malagasy. Tena ankasitrahako manokana izany. Misaotra...
vision2021@...
4. Septembre 2007 20:38
28828
... ............................ Tsy miaina tahaka ny olona ety an-tany intsony ny olona mitsangana ka mila manambady toy ny velona fa lasa anjely izy any...
Mamangy, maro ny sehatra KOLON-TSAINA MALAGASY koa maro ireo toerana AZO HISERASERANA ===>Raha toa ka tsy eto no misera izany TSY MIDIKA FA MANADINO e ! ...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
5. Septembre 2007 5:04
28830
HO AN'ATOA RABESATA, TSY MANADINO tsy akory e ! Na NANADINO na mijery fotsiny sns ... ... Hommage à Victor Solo Par: DadaRabe Date: 21 août 2007 - 15:03 ...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
5. Septembre 2007 6:10
28831
Takatry ny sainao va ny fomban'Andriamanitra? Ary tanteraka va ny fahitanao ny Tsitoha? Avo tahaka ny lanitra izany! ka inona no hainao hatao? lalina noho ny...
Ary ny ra dia ho famantarana ho anareo eo amin'ny trano izay itoeranareo ; ary raha mahita ny ra Aho dia handalo anareo , ka tsy hisy loza handringana anareo...
Akory, Misaotra anareo tao Italia nikarakara ny vata mangatsiaka ny R.P Paul Louis. Eny mino aho fa tsy mbola tara ny manolotra teny fampiononana ho an'ireo...
Mialà eo anatrehan'ny olona adala, fa tsy ho hitanao aminy ny molotry ny fahalalàna. Ohabolana 14:7 Mialà eo anatrehan'ny olona adala, fa tsy ho hitanao...
Salama ? Indreto lahatsoratra mahaliana mitatitra ny hetsiky ny firaisa-monina sivilin'i Madagasikara ankehitriny izay hita sy tsapa fa miditra amin'ny...
Salama ? Indreto lahatsoratra mahaliana mitatitra ny hetsiky ny firaisa-monina sivilin'i Madagasikara ankehitriny izay hita sy tsapa fa miditra amin'ny...
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
serasera@...
9. Septembre 2007 12:22
28845
Ny alim-pandihizana hitsenana ny taona 2008 izay atao eto Montréal dia hokarakarain’ny RSM. Io alim-pandihizana io dia hamatsiana ara-bola ny fihaonana...
Rencontres Sportives
rsm20008@...
9. Septembre 2007 19:07
28846
Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika ++++++++++ “ Raha misy olona miteny dia aoka hiteny tahaka ny milaza tenin’Andriamantira.” “ Diovy ny...