Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
serasera@...
1. Juillet 2007 12:22
28630
Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fitarainako, Jehovah ô; Ampianaro aho araka ny teninao. Salamo 119:169 Aoka anie ho tonga eo anatrehanao ny fitarainako, ...
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ================== " Endrey tsara sady mahafinaritra raha ny mpirahalahy no miara-monina, tahaka ny diloilo...
Akory aby, Sao mba misy mahalala adressen'ny Mme Rabefiarisoa Veronique Mino, namana fahazaza. Anniversaire ny mantsy ato ho ato ka te hiarahaba azy aho. ...
Amin'ny anaran'ny fianakavian'i Martinicette izay hisoloiko tena eto, sy amin'ny anaran'ny fianakaviana rehetra mana-manjo, dia maneho etoana ny fisaorana sy...
Ary hasehoko any amin'ny jentilisa ny voninahitro , ka ho hitan'ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hahinjitro aminy ary ho fantatry...
Koa mifaneke heloka hianareo, ary mifampivavaha, mba ho sitrana hianareo. Ny fiàsan'ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra. Petera voalohany 5:16 Koa...
Manahoana, Araka ny tombatombana, dia efa nihoatra ny tanjona (16000 euros) ny vola voaangona (tetsy sy teroa) entina hampodiana ny razana efatra. Noho izany,...
Salama, Le monde a-t-il besoin de la Banque mondiale ? Izany no lohahevitry ny fifanandrinan'i Nicolas Sersiron, filoha-lefitry ny CADTM (Comité pour...
Ny malalan'i Jehovah honina ahizay eo aminy . dia halofany mandrakariva , ary hobabeny eo an-damosiny . Deoteronomia 33 : 12 ... Découvrez une nouvelle façon...
Anehoy famantarana ny ho soa aho, Mba ho hitan’izay mankahala ahy, ka ho menatra izy; Fa Hianao, Jehovah ô, no namonjy sy nampionona ahy. Salamo 86:17 ...
Mamangy ny rehetra. Tsara sy soa hatrany ho anao andriamatoa Andriamihaja amin'ny fivoahan'ity torolalana ity. Tsara ny manambara eto fa na dia tsy manana ilay...
Izaho koa dia efa ela no nanomboka nizatra samirery an'io fomba fanisana io(avy amin'ny ankavia mankany amin'ny ankavanana io). Fa ny fanontaniako fotsiny dia...
Miarahaba antsika rehetra. Dia manome fotoana an'izay ho afaka mba ho tonga ao amin'ny BOOLY FRONTIERE Ankorondrano androany Zoma 06 Juillet 2007 amin'ny 9ora...
Miarahaba antsika. Nalaza (mbola malaza?) ny hoe misy (maromaro?) ny mba miandry ho Ra-8. Itony Tany Vahiny itony kosa angamba izany no azo atao hoe...
R. Allain
jarasol@...
6. Juillet 2007 14:35
28650
Fa raha ny fahadisoan' ny anankiray no nahatonga fahafatesana ho an' ny maro, mainka fa ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny fanomezana amin' ny fahasoavan' ny...
Salama, Indro, ho tohin'ireo vaovao sendikaly nalefako teo, ny volavolan-dalàna momba ny Fampiasam_bola na Investissements dinihin'ny solombavam-bahoaka...
Miarahaba Azafady, sao mba misy mahita salle de location fanaovana video conference, ilaina maika ee Misaotra...
rasoanaivo
rasoanaivofidy@...
7. Juillet 2007 4:28
28656
Salama, Na dia hifarana androany aza ity festival ity dia ampahafantariko ny besinimaro ihany... indrindra moa fa ireo fandaharana malagasy LES ECHOS DU...