Salama, Mahafinaritra ny mahita fa mihetsiketsika ny fanjakana manokatra site web ho an'ny gouvernemanta sy ireo organisme n'ny fitondrana. Ny mampalahelo kely...
Koriaby tsika-jiaby!!! Fangatahana ity: anareo mipetraka @ i Dago ve mba hafaka mametraka annonces na asa mivaoka anaty gazety gasy @ forum@ serasera azafady? ...
Raha misy alaim-panahy, aoka izy tsy hanao hoe : Andriamanitra no maka fanahy ahy; fa Andriamanitra tsy azon'ny ratsy alaim-panahy, sady tsy mba maka fanahy...
Miarahaba, Raha manana hevitra ny hanampy ny serasera.org ianao dia azonao jerena ny rohy eto ambany http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/ Misaotra...
Akory, Misaotra "Monseigneur". Sahia mijoro @ ny maha kristianina anao. Thimotee .........L'Eglise catholique romaine à Madagascar (Ekar) répond à certaines...
Tsara sy mahitsy Jehovah, Ka izany no ampianarany ny mpanota ny làlana. Salamo 25:8 Tsara sy mahitsy Jehovah, Ka izany no ampianarany ny mpanota ny làlana. ...
REPOBLIKAN’I MADAGASIKARA Tanindrazana – Fahafahana – Fandrosoana APPEL A CANDIDATURES ASSISTANTS TECHNIQUES A LA MUNICIPALITE DE NOSY BE ET A LA REGION...
... Ne gardez plus qu'une seule adresse mail ! Copiez vos mails vers Yahoo! Mail ... From: Grove Industry Madagascar (Shipping) To: k3 Sent: Saturday, June 02,...
Akory Atoa Nahoaniko. Misaotra anao ny @ fanambarana. Ka hoy aho hoe: Lasa izao ka izay mahasahy manaraha; aza matahotra ny ho gadragadraina, fa ireo...
(Averiko eto ny hafatra fa alefandry zalahy any @ ny spam) Akory Atoa Nahoaniko. Misaotra anao ny @ fanambarana. Ka hoy aho hoe: Lasa izao ka izay mahasahy...
TO ALL MALAGASY IN THE TRI-STATE AREA “FATHER’S DAY PICNIC!†Come let’s celebrate Father’s Day And Kick the summer off with a blast With some fun...
Rolls Rafam
rolls_rafam@...
6. Juin 2007 2:31
28487
Miarahaba antsika rehetra indray, Raikitra amin'ny ZOMA 15 JUIN 2007 ho avy izao manomboka amin'ny 9 ora alina ao amin'ny C.L.T. TSIADANA ilay CABARET CONCERT...
Ary izy sy ny manodidina ny havoaanako dia hataoko fitahiana , ary hampilatsaka ranonorana amin'ny fotoany Aho , dia ranonoram-pitahiana mivatravatra . ...
L’Eglise Protestante Malgache en France Paroisse FPMA Port-Royal Arago au profit de ses actions édificatrices vous prie de lui faire l'honneur d'assister au...
Akory, Tena efa tsy anjaza koa ity resaka Urfer ity fa efa idiran'ny Vatican mihintsy. Dia mety ho ahoana ny mety ho fiafaran'ny fifandraisana ara-diplomatika...
Akory, Ary itony koa mba ahoana ry Rao? Fanitsakitsahina ny fombandrazana? Izay indray. Thimotee Voahosihosy ny fomban-drazana Fa dia heloka toy inona loatra...
Manao ahoana i Thimotee sy ny rehetra, Raha ny fahatsapako azy eto am-pamakiana dia te-hikarakara mafy ny fiverenan'ny maopera Urfer any Dago i Thimothee. Raha...