Salama, Ny hoe tsy hidiran'ny malagasy aloha...tsy haiko Fa teto Madagasikara no niseho ny tantara Dia tokony manana ny andraikiny ny malagasy (na ny...
(tohiny...) Ary ny tena mahasosotra @ lay tantara de ty voalaza ity ao @ reuters: "...Arabiya said the businessman was staying at a precious stones mine he...
Salama Efa ela ny "aventuriers du monde" no tonga teto amintsika, tany Ilakaka no fantatro, nitady safira, dia toy ireny far west ireny mihintsy tany, ary ireo...
rary
rary@...
1. Février 2007 14:55
27793
Miarahaba anao andriamatoa Eugene Heriniaina Mialatsiny raha nandefa hafatra io fa tena toina amin'ny fihetika toy izao, satria tsy nisy filazana na fiherana...
Rabesata
rabesata@...
1. Février 2007 14:59
27794
Miarahaba anao Andriamatoa Evariste MANAHIRANTSOA Marina fa be tokoa no nanoratra sy manotany ny andro Malagasy aty amiko Izay misy eo amin'ny 57...
Rabesata
rabesata@...
1. Février 2007 15:35
27795
salama doly, naizanaiza amin`ny toerana fitrandrahana vatosoa ao Madagasikara dia "dangereux" doly (indridra ny safira sy rubis), indrindra indridra ho an`ny...
rts Tsi.Rah
rts01267@...
1. Février 2007 16:36
27796
Fa na firy na firy ny teny fikasan'Andriamanitra , dia ao aminy ny ENY ary amin'ny alalany koa ny AMENA ho voninahitr'Andriamanitra amin'ny ataonay . ...
Miarahaba, Ireto zaza mihinana vary (toa vary) tena mampalahelo ny mahita azy an ! Na dia ny atody kakana telominy, ny hygiene ao aminy fiainany aza dia...
Fa ny fahendrena izay avy any ambony dia madio aloha, ary tia fihavanana, mandefitra, mora alahatra, be famindrampo sy be vokatsoa, tsy miahanahana na...
Salama o, tohiny... gazety Taratra mintantara ny nampodiana ny razana http://www.les-nouvelles.com/taratra/default.php?file=article&mode=detail&id=139 Tsy misy...
Dans un e-mail daté du 02/02/2007 13:40:05 Paris, Madrid, revirevy@... a écrit : Salama o, tohiny... gazety Taratra mintantara ny nampodiana ny razana ...
mahagagamada@...
2. Février 2007 17:16
27802
Manahoana, Ireo ambany ireo ny lalà na mifehy ny fahazoan'ny teratany vahiny manana tany. Raha mila fanazavana lalindalina dia mandoa vola :-) Tsarà , ds ...
Miarahaba antsika rehetra eto ianao koa Andriamatoa Evariste Manahiratsoa Tena mifanaraka amin'ny anaranao tokoa ny fihetsikao satria tena manahirana hizarana...
Rabesata
rabesata@...
3. Février 2007 9:37
27805
... From: "Rene Rakotondrabao" <rakotondrabao@...> To: <undisclosed-recipients:> Sent: Saturday, February 03, 2007 11:36 AM Subject: filazana manjo :...
rary
rary@...
3. Février 2007 11:07
27806
Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; Fa izay hendry dia mangina. Ohabolana 11:12...
Indro , izay efa natokana dia voapetraka eto anoloanao , koa hano , fa ho amin'izao fotoana izao no nitehirizana izany ho anao hatramin'izay nanaovako hoe :...