Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Saviez-vous que vous pouvez partager des photos sur Yahoo! Groupes ? Ah non, mais je crée mon groupe !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 27164 - 27193 sur 34637   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
27164
Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na zanaka na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
9:17
27165
Manaja anareo rehetra, ... tan-"dalàna" io ? ... Ny fahalalako azy dia avy amin'ny "tana" (fehezin'ny tanana, fihina). Tana+Lalana = Tandalana. na...
Jefra Rasamy
jefra@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
12:51
27166
Miarahaba an'i Rinah sy ny rehetra. 1- Hors sujet aminao ny resako, fa amiko misy fifandraisany daholo raha mandinika lalina fa tsy misavoana fotsiny, samy...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
13:31
27167
manahoana saika hampita ity hafatry ny namana izay toa lasa aty amiko irery.. fa miombo-kevitra aminy aho, fa rahefa mitazana fotsiny ny tena, dia entin'ny fO...
R haj
r_haj
En ligne Envoyer un message
1. Novembre 2006
14:18
27168
manahoana raha izaho manokana dia hanindry ny fO aloha, mba tsy hanidy ny saina, ary hiatrika ny zava-misy. Efa lasa izao io ny baolina k'inona indray; tsy mba...
R haj
r_haj
En ligne Envoyer un message
1. Novembre 2006
14:41
27169
Salama Tsindriko ny hevitra mipoitra eto. Ny namana nanambara ny fahakamoan'ny gasy, (azo tsindriana hoe tsy izy rehetra, raha izany no mahafaly ny sasany, ...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
15:58
27170
X-Sender: rary@... X-Apparently-To: serasera@... Received: (qmail 51784 invoked from network); 1 Nov 2006 16:06:48 -0000 Received:...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
16:08
27171
X-Sender: rary@... X-Apparently-To: serasera@... Received: (qmail 651 invoked from network); 1 Nov 2006 16:13:10 -0000 Received: from...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
16:18
27172
X-Sender: rary@... X-Apparently-To: serasera@... Received: (qmail 2189 invoked from network); 1 Nov 2006 16:13:41 -0000 Received: from...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
16:18
27173
Miala tsiny , miala fondro fa misy olana indray ny fandefasako sary izay tsy nataoko PJ kanefa toa nivoaka PJ. Rary ... From: "Rary" <rary@...> ...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
16:34
27174
Ho an' i Haja, i Bee nirina, Gino , Mahefa sy ny sisa rehetra Andeha mba hiaro ny gasy kamolahy toa anay. Feno kamo eto USA, misy koa ny mazoto. misy kamo sy...
Jean Andrian
andrianj@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
18:39
27175
Miarahaba, ... Tsy mikasika ny vavaka loatra angamba no noresahiko(tsika) fa resaka hoe inona no atao RAHA voaporofo fa kamo ilay olona. Tsy niteny koa aho hoe...
Mahefanirina Rakotoma...
mazavamaso
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
19:21
27176
Mba tiako ho zaraina aminareo eto ny hauteur d'esprit et de compréhension ny représentant-n'i Pierrot Rajaonarivelo eto Frantsa. Sans commentaire. Rary ... ...
Rary
rary@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
20:36
27177
Salama Isika gasy no adala ka manaiky an'io 10% Na dia tany mahantra hoatra an'i Guinée sy mauritanie aza dia manana code minier matanjaka tsara mba tsy...
revirevy@...
revirevy
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
20:50
27178
Salama lay MOTIVATION ihany no mikaonty? Inona izay motivation lazainareo zany ry zalahy fa tsy fantatray "La fin justifie les moyens" na "motivation justifie...
revirevy@...
revirevy
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
21:33
27179
Salama Iarahantsika mahalala fa tsy mitombina mihits ilay hoe : "manao izay heveriny fa tsara" "Do what u think is right" Satria isika olombelona tsy mahafehy...
revirevy@...
revirevy
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
22:01
27180
Salama Marina daholo izany voalaza izany Fa mbola miverina amin'ny sosokevitro tary aloha aho hoe tsara mba hisy fikarohana antontanisa momba ny asa...
revirevy@...
revirevy
Messenger Envoyer un message
1. Novembre 2006
22:14
27181
An' i Revirevy Ny dikan'ny hoe "do what you think is right" eto dia hoe izay aloha ny fantatrao fa mety amin'ny fahalemenao sy ny sisa fa ny tena ao ambadika ...
Jean Andrian
andrianj@...
Envoyer un message
1. Novembre 2006
22:33
27182
Salama Ny MOTIVATION dia izay ao andohanao ao rehefa hanao zavatra fa tsy ilay hataonao ihany. Ohatra1: mpanao politika roa, ny iray mitady toerana hiadanany...
Rary
rary@...
Envoyer un message
2. Novembre 2006
0:02
27183
Dans un e-mail daté du 02/11/2006 00:47:49 Paris, Madrid, revirevy@... a écrit : O ry reto a na dia tsy manana vola hitrandrahana aza isika De...
mahagagamada@...
Envoyer un message
2. Novembre 2006
0:02
27184
Miarahaba anao, Rary. Malalaka eto ny fitenenana. Variana ihany aho anefa rehefa mamaky anao. Mifankahalala isika ka hiteny tsy misorona aminao aho. - Tsy...
philippe.rajaona@...
philippe_raj...
Messenger Envoyer un message
2. Novembre 2006
3:33
27185
Mamin'ny olona ny hanina azo amin'ny fitaka . Kanji ho feno fasika ny vavany any am-parany Ohabolana 20 : 17 ... Découvrez une nouvelle façon d'obtenir des...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Novembre 2006
8:16
27186
Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra , ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako, kanefa tsy manana fitiavana aho, dia tsy mahasoa ahy...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Novembre 2006
8:59
27187
Tsidio clip "ny endrikao" http://www.youtube.com/watch?v=VoWegdbNxUc...
allain78
Messenger Envoyer un message
2. Novembre 2006
9:18
27188
Salama, Tsara aloha samy mampiseho ny heviny eto ny lafy tsara sy ny lafy ratsy amin'itony vola vahiny miditra miasa ao Madagasikara itony. Raha fintiniko ny...
T R
rarisy@...
Envoyer un message
2. Novembre 2006
15:29
27189
Salama Miala tsiny raha somary taitra ihany aho araka ny valiteny izany nomeko teto momba io projet Dynatec...fa ny mpitatitra no diso nilaza fa 10% fotsiny no...
revirevy@...
revirevy
Messenger Envoyer un message
2. Novembre 2006
16:03
27190
Manaja ny rehetra, Raha sendra misy mitovitovy anarana dia vokatry ny kisendrasendra fotsny. Mirary soa hatrany. Jefra Ravalonay o! izay mpanome saosy, Mba ho...
Jefra Rasamy
jefra@...
Envoyer un message
2. Novembre 2006
16:56
27191
Salama Philippe Misaotra tsy misorona nanoratra ahy manokana. Koa dia tsy misorona koa no amaliako anao. 1-Ity fomba famaliana olona ity indrindra no tiako...
Rary
rary@...
Envoyer un message
3. Novembre 2006
1:12
27192
Miarahaba, Asa ho inona no azo andraisana ny hoe "systeme capitaliste" satria na i Cuba aza dia "capitaliste" koa, sainga ny miaramila sy ny akaiky ani Fidel...
rafa joss
rafajoss
Messenger Envoyer un message
3. Novembre 2006
6:24
27193
Ry rahalahy , aza ho zaza amin'ny fahalalana , raha amin'ny lolompo dia aoka ho zaza-bodo aza , fa amin'ny fahalalana kosa dia aoka ho lehilahy tokoa . 1...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
3. Novembre 2006
7:40
Messages 27164 - 27193 sur 34637   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide