Raha hafoinao ho an'ny noana izay hanina tianao, ka mahavoky ny ory hianao, dia hiposaka ao amin'ny maizina ny fahazavanao. Ary ny haizim-pitonao ho tahaka ny...
Akory aby. Le fanatisme est né de la négation, de l'ignorance et du mépris de l'autre ( de son origine, sa culture, sa religion ). Malheureusement, vouloir...
Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany no fiantràn'i Jehovah izay matahotra azy. Salamo 103:13 Tahaka ny fiantràn'ny ray ny zanany no fiantràn'i Jehovah izay...
Akory iaby an-dreo, Vita soa aman-tsara ny Kongresin'ny Tambatra izay natao tany Fianarantsoa Na dia somary Tara kely ary Rapaoly satria nanatrika tany dia...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
3. Octobre 2006 4:00
26899
F A N A M B A R A N A NATAO TAO AMIN'NY TRANOM-POKONOLONA TSIANOLONDROA Rehefa nieritreritra ary mbola nangataka indray mandeha ny hevitry ny mpandray anjara...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
3. Octobre 2006 4:03
26900
Salama daholo! Andriamatoa Nahoaniko Paul, Ianao ve mino hoe tokony mbola hisy izany congrès izany @ izao fotoana izao? Efa be dia be loatra ny manohana...
(Message en malgache puis en français) Salama, Indro tolotra Hetsika fanohanana ny sarimihetsika TANKAFATRA izay mifaninana ao amin'ny 3rd International Video...
Miarahaba ny rehetra. Mandeha ny tantaraAsa tokoa e Indray andro dia ho tsarovana ny zavatra maro. Amin'izao fotoana izao, dia nampekarin'ny fanjakana frantsay...
bary@...
3. Octobre 2006 12:51
26903
Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka Izy no mankasitraka ny làlany. Salamo 37:23 Avy amin'i Jehovah no mahalavorary ny dian'ny olona, ka...
Andriamatoa Ralison Faly, Voalohany aloha dia faly ny mampilaza anao fa vita soa aman-tsara ny Kongresin'ny Tambatra izay natao tany Fianarantsoa! Faharoa dia...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
3. Octobre 2006 20:43
26905
Miarahaba, Mahatsiaro mofokoba fa ilay tena mamy, tsy dia maina ary mbola mafana iny izany an !!!! Fa ho fanampiana kely ny fangatahan'i T. Andriamirado, misy...
(Message en malgache puis en français) Salama, Ny mpisera maro sasany nanontany ahy ivelan'ny tokontanibe ny atao rehefa hifidy amin'ny 3rd International...
Avy amin'i Jehovah no nahalavorary ny dian'ny olona, ka izy no mankasitraka ny làlany. Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy. ...
Miarahaba anareo jiaby, Voalohany dia tsy dia mpanao politika loatra ny tenako fa kosa mba manara-maso ny fivoarana misy eto @ ny firenena. Raha tsy diso koa...
Miarahaba, Tsotra kely ny valiny ry Fanomezantsoa : leo ny "y a qu'à-isme" sy ny "il faut qu'on-isme" sy ny resaka ambony latabatra (eo anoloan'ny solosaina...
Dina Rakotomalala
dina.rakotomalala@...
5. Octobre 2006 15:30
26911
Manao ahoana daholo, Mampahatsiahy aho ary mampandre an'izay mbola tsy mahafantatra fa hiseho ao amin'ny émission Enjeu, Radio Canada ny alarobia 11 octobre...
Mampita aminareo ity hafatra kely avy amin'ny vadiko ity aho, manasa anareo am-panajana tompoko: Je vous invite à venir découvrir mes toiles en exposition...
Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@...
5. Octobre 2006 19:14
26913
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 548 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
Manao ahoana. Fisaorana mitafotafo no atolotra anareo izay naneho ny heviny mikasika ny fifaninanana manao mofogasy. Heverinay fa tonga ny fotoana hanandratana...
vision2021@...
5. Octobre 2006 23:46
26915
"Vary tsisy loaka" izany no hanao PowerPlant ao Mandroseza ary mbola tsy fay ihany i Ragaova fa mbola manisy PowerPlant mandeha Diesel. Ho avy ihany moa ilay...
Tsara va ianao ? Soa va ianareo ? Enga anie samy ho soa sy tsara isika rehetra mba hankasitraka ny tantarantsika Malagasy Izay arindrako sy atolotro ho anao...
Rabesata
rabesata@...
6. Octobre 2006 5:00
26917
Manahoana daholo, Naharay ity hafatra ity aho dia mampita aminareo. Ce vendredi 6 octobre à 19h00 dans l'emission Afotra Interview de Pierrot Rajaonarivelo en...
... Miarahaba an'i Rary sy ny namana rehetra, Ny marina angamba ilay toerana haleha mihitsy no tsy mitovy. Sa ahoana hoy ianao? Ny silamo mitady paradisa feno...
Bonjour, Je viens de parler avec Madagascar il y a qq minutes. On m'a fait entendre au téléphone les nouvelles de la radio : les autorités ont fermé tous...