K'aiza e, Elaela tsy teto fa izao indray vao mba hiditra an-tsehatra. Raha te-hanankarena hianao, hoy ilay prof niasako voalohany teto amin'ny EPFL, dia mba...
Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso. Korintiana...
Miarahaba antsika rehetra Kristianina ianao ? Tena mpivavaka ianao ? Tazòny tsara ny finoanao. Aza entina hanamarina ny ratsy nataon'ny sasany teo amin'ny...
Rabesata
rabesata@...
1. Septembre 2006 15:04
26670
Miarahaba ny mpisera rehetra, Manaitra ihany ity hoe malemy saina ny Malagasy fa mora tarihiny handà any maha-izy azy ary malemy saina ny kristiana, sns......
Andry
andry@...
1. Septembre 2006 15:35
26671
Dans un e-mail daté du 31/08/2006 18:23:40 Paris, Madrid, Jean.Marline@... a écrit : Misy mahamarina ny hoe mora tsindrina ny gasy araka ilay resaka...
mahagagamada@...
2. Septembre 2006 3:23
26672
Miarahaba. Voatsindrin'i Olga eto ny toetra maha-malagasy ny malagasy dia ny FAHENDRENA nentin-drazana, izay mametraka ny olombelona mialoha ny rehetra...
Rary
rary@...
2. Septembre 2006 9:12
26673
manahoana Ekena ary tena ekena fa tena "manja" daholo izany. F'izao ary. Tena "gasy" am-po sy saina ary fanahy mihintsy angamba izany ilay zanako (na dia...
Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny làlanao. Salamo 119:142 Ny fahamarinanao dia fahamarinana mandrakizay, Ary marina ny làlanao. ...
Miarahaba, Plus que quelques jours avant le premier spectacle akostika:: Lôlo et ses amis ne cessent de travailler afin de vous offrir un concert de qualité....
KANTO PROD
kantoprod@...
3. Septembre 2006 17:59
26679
Mitsahara amin'ny fahatezerana, ary mahafoiza ny fahavinirana; Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao, fa ratsy no hiafaran'izany. Salamo 37:8...
Faly miarahaba ny diaspora malagasy sy ny any an-tanindrazana indray. Ho famporosihina ny mpanao mofogasy any Madagasikara hanatsara hatrany ny entana amidiny...
vision2021@...
4. Septembre 2006 20:55
26683
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika +++++++++++++++++++++++ " Mitandrema ianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 544 (Teny Fiainana) ao @ adiresy http://teny.fiainana.free.fr/ Ho an'izay...
... From: ArtSpirit To: Randriamparany Thimotee Sent: Tuesday, September 05, 2006 3:58 PM Subject: Re: [serasera] Manandafy Rakotonirina: Ne soutient plus...
ArtSpirit
artspiri@...
5. Septembre 2006 13:57
26687
Manahoana Koa mba ameo tsipin-kevitra ny @ ilay "mitaiza zaza aty Babylone" ary e... Ny renim-pianakaviana "fotsy" aty dia tena mirehareha rahefa hoe nahavita...
Dans un e-mail daté du 04/09/2006 15:35:44 Paris, Madrid, tsilavo2@... a écrit : Lava tokoa io resaka io raha tohizana, saingy ny azo amintinana azy...
mahagagamada@...
5. Septembre 2006 22:40
26690
Salama, Miala tsiny kely aloha fa ataoko amin'ny teny frantsay ny manaraka, fa misy zanaka tsy mahazo teny gasy tsara kanefa mba tiako ho fantany izao lazaiko ...
Rary
rary@...
5. Septembre 2006 22:56
26691
Salama, Echos du Capricorne fait sa rentrée en ce mercredi 6 septembre 2006 - 20h30. Pas de changement de statut, toujours bénévoles et a priori toujours ...