Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: mitandrema, fandrao hisy hamitaka anareo. Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ka maro no ho...
Akory Tsiory Tina, Ny atidohako ve no efa tsy mamely intsony ka mila soloina RAM mba ho be memoire kokoa sa...? Ts'izany fa raha tsy diso ahy, dia TSY...
RAJOELINA Toky
Rajoelina_toky@...
1. Juin 2006 16:50
26279
Toky Rajoelina sy ny Mpisera, Tsarà daholo! Efa nisy tokoa ny 4 x 4 tamin'ny andro-dRadidy fa marika sovietique sy sinoa. Tsy tsaroako intsony ny anarany fa...
Andry Ranaivoson
andry@...
1. Juin 2006 17:17
26280
Des commentaires éclairés et sortant des clichés habituels sur la France d'aujourd'hui de la part des correspondants de Radio Canada en Europe à...
Fa inona tokoa moa no antsoina hoe Koban'ondry ? Fety manamarika ny inona izy io ? Ary amin' ny fomba ahoana no fankalazana azy ? Vary be-menaka sy...
tsilavo2@...
2. Juin 2006 9:04
26283
une journée conviviale autour du livre, de la poésie et de la musique, cette journée permettra d'entendre des contes, des poèmes et des textes lus par des...
Hyacinthe Befeno Todi...
hbefenot@...
2. Juin 2006 18:35
26284
Conférence de presse et levée de fond La conférence de presse, de présentation du projet Bokiko, du 17 mai 2006 au Cape au Centre d’accueil de la Presse...
Hyacinthe Befeno Todi...
hbefenot@...
2. Juin 2006 18:40
26285
Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, Ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesena lahatra. Izany no lovan'ny...
MADAGASCAR: CULTURE Le 13 juin 2006 le CEMDLAC organisera à Antananarivo une journée J. J. Rabearivelo - à laquelle HELI'S MADAGASCAR participera. Pour plus...
mahagagamada@...
3. Juin 2006 1:50
26287
Akory aby, Mba misy hevitra azo anazavana an'ireo vola be ireo ve? Fanontaniana apetraka @ n'izay mahay ny resaka lalana iraisampirenena (Droit international /...
Aza mamely mafy loatra ny anti-panahy, fa anaro toy ny ray izy, ny tanora fanahy toy ny rahalahy, ny vehivavy anti-panahy toy ny reny,ny tanora fanahy toy ny...
Tahaka ny nitiavan'ny Ray Ahy no nitiavako anareo; tomoera amin'ny fitiavako hianareo. Jaona 15:9 [Les parties de ce message comportant autre chose que du...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 531 (Teny Fiainana) ao @ adiresy http://teny.fiainana.free.fr/ Ho an'izay...
Sambatra izay mitoetra ao an-tranonao; Hidera Anao mandrakariva izy. Salamo 84:4 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...
Miarahaba, Ampitaiko sao mba misy liana. Ary toa tsy dia ahitana fihetsiketsehana toy izao loatra marina nefa fetin'ny fahaleovan-tena e ? Mirary soa, Dina...
Manam-bola tokoa ny firenena Malagasy matoa afaka manakarama olona lafo be toy izany. Randriamparany Thimotee <rthimotee@...> wrote:Akory aby, Mba misy...
月ノ上 
tsilavo2@...
7. Juin 2006 5:41
26300
Ny hendry matahotra ka mivily tsy ho amin'ny ratsy; Fa ny adala fatra-pirehareha ka matokitoky foana. Ohabolana 14:16 [Les parties de ce message comportant...
Le film MAHALEO a été diffusé Lundi de Pentecôte 5 juin 2006 sur la chaîne privée Malagasy Broadcasting System. Les détenteurs des droits du film, les...
K'aiza ry architect a! Dia hanomboka rahampitso izany ny World Cup 2006. Mirary antsika mpakafia ny baolina kitra hahita fahafinaretana daholo. Izaho izao...