Fanontaniant, Izaho moa tsy dia maharaka itony resaka itony firy fa sady lavitra no sahiran-dava. SAo mba misy afaka manazava ity tenin'i Pere Ralibera itony...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
1. Avril 2006 13:20
26052
Misaotra niezaka ny namaly ny fanontaniako na dia tsy mahafa-po ahy aza satria ny tiako ho fantatra dia hoe inona no " lazainy hoe MONOPOLISER TOUT sy hoe...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
1. Avril 2006 16:39
26053
Fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondrantena mety hatao ao an-tranon'Andriamanitra, dia ny fiangonan'Andriamanitra velona, sady andry sy...
Miarahaba ny rehetra. Efa ela no nahafantarako an'i Père Remi Ralibera tamin'ny hevitra sy hetsika nataony, na tao amin'ny gazety Lakroa, na tao amin'ny...
Rary
rary@...
1. Avril 2006 21:54
26055
Mahatoky izao teny izao: Raha misy olona maniry ny asan'ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy. 1 Timoty 3:1 [Les parties de ce message comportant autre...
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ================= " Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary izay rehetra...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
3. Avril 2006 2:55
26057
K'aiza e, Diso fampiasa ilay teny ho emonopole i maopera raha ny fahitako azy. Jereo 'nge e! - 'Le banky gasy no-nasiaonalizena tamin'ny andron-dry Deba (BNI,...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 522 (Teny Fiainana) ao @ adiresy http://teny.fiainana.free.fr/ Ho an'izay...
Ary izao no teny renay ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy. 1 Jaona 1:5 [Les parties de ce message comportant...
Ho an'ny namana rehetra, Nangatahin'ny California Newsreel aho nanoratra tsikera amin'ny teny Anglisy momban'ny sarimihetsiky ry Paes mivady sy Rajaonarivelo,...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
3. Avril 2006 17:52
26061
Miarahaba, Misaotra indrindra aminy vaovao mahafinaritra . Misy fiasany amerikanina mbola tsy voafehintsika malagasy (saronk'henatra sa fanabeazana ny antony?)...
Ato am-poko no iraketako ny teninao, mba tsy hanotako aminao. Salamo 119:11 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...
Manao ahoana Tompoko, Mesdames et messieurs bonjour, Au lendemain du 29 mars 2007, il n'est pas vain de souligner que le devoir de mémoire est nécessaire,...
Fa Andriamanitra tsy tompon'ny fikotranana, fa tompon'ny fiadanana, araka ny fanaon'ny fiangonan'ny olona masina rehetra. 1 korintiana 14:33 [Les parties de ce...
FISAORANA AKOn'ny takarivan'ny 25 marsa 2006 fankalazana ny faha-170 taonan'ny BAIBOLY MALAGASY tao Cachan FUM (Foyer Universitaire Malgache) nokarakarain'i...
mahagagamada@...
5. Avril 2006 21:04
26066
Salama, Misy lahatsoratra mety ahaliana ny sasany ato http://gazety.malagasy.org/article.php3?id_article=2236 Mirary soa -- Dina Ratsimbazafy ...
Ratsimbazafy Dina
dina@...
5. Avril 2006 21:13
26067
Manao ahoana. Araka ny fantatra dia manana lalAna mikasika ny 'democratie trans-continentale' ny Italiana ankehitriny. Araka io lalAna io ihany; i Amerika...
vision2021@...
6. Avril 2006 0:17
26068
Dans un e-mail daté du 06/04/2006 02:18:01 Paris, Madrid, vision2021@... a écrit : Ny zo hifidy ny filohan'ny nosy dia ho avy any aoriana raha tsy...
mahagagamada@...
6. Avril 2006 8:00
26069
En réponse aux propos de l'ex chef d'État Ratsiraka,rapportés par MIDI du 25 mars, permettez-moi d'émettre quelques réflexions: "L'AREMA doit être fier...
Rary
rary@...
6. Avril 2006 13:06
26070
Ny fisasarana rehetra misy valiny avokoa; Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona. Ohabolana 14:23 [Les parties de ce message...
Miarahaba ny mpisera, Mampalahelo ny toy itony manaraka itony ! Aza avela hikitikitika an ! Tezero an ! ... ...
Kitikitika ihany
kitikitika@...
6. Avril 2006 15:17
26072
Mamangy, misaotra an'i Kitikitika FA LOZA BE ity vaovao satria toa olona IRAY IHANY no manao relationship mariage amin'ny vahiny sy "mitady olona "hanao...
mahagagamada@...
6. Avril 2006 18:04
26073
Ry havana malala: Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra sy Jesoa Kristy Tompo. Ny FKM-NY dia faly manasa sy...
Koa ny finoana dia avy amin'ny toriteny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. Romana 10:17 [Les parties de ce message comportant autre chose que...
Salama daholo ny mpisera. Efa ao anatin'ny toetsaina Malagasy ny tsy fahatokisana an'ireo olona nanan-karena ta'ny zavatra nataony. Ny antony dia efa...