Akory, Koa dia miandry an'ingahy Fanahy ary hitarika ny "opposants responsables" dia handroso i Madagasikara. Thimotee KLAUD F <klaud_f@...> a écrit :...
manahoana t@ Ra8 taty, toa tsarotsaroako hoe efa nanipy teny ny @ hitandreman'ny gasy tsara ny @ hi-gerer-na ny volan'ny Petrole-ny izy. Raha ny taditadidiko...
Indro lova avy amin'i Jehovah ny zanaka maro; Tamby ny ateraky ny kibo. Salamo 126:3 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
http://www.enina.org/index.php?file=Page&name=fianarantsoa1 Chers(ères) Fianarois et Fianaroises, Comme promis, voici venu le moment où nous allons pouvoir...
youth youth
ukools@...
1. Février 2006 21:30
25705
http://www.enina.org/index.php?file=Page&name=fianarantsoa1 Chers(ères) Fianarois et Fianaroises, Comme promis, voici venu le moment où nous allons pouvoir...
youth youth
ukools@...
1. Février 2006 23:26
25706
http://www.todayonline.com/articles/98663.asp Madagascar fears outbreak of crippling disease Thursday • February 2, 2006 Madagascan health officials said...
Miarahaba, Toa sahirana daholo eran-tany ô ! Ilay nucleaire, toa misy, raha tsy diso aho, maniry ny hidiran'io any amintsika! Amiko aloha dia tsy ho moramora...
Dans un e-mail daté du 01/02/2006 00:20:33 Paris, Madrid, klaud_f@... a écrit : Ny mpanao poltiky eto Madagasikara tsy mba tia tanindrazana, fa...
mahagagamada@...
3. Février 2006 7:58
25711
Ireo no tsy voaloto tamin' ny vehivavy fa virijina izy. Ireo no manaraka ny Zanak' ondry na aiza na aiza no alehany. Ireo no navotana avy tamin' ny olona ho...
Akory aby L'inconscience, c'est de fermer les yeux et penser qu'il n'y a pas d'abcès même si ça pue aux alentours. Chacun a le droit de douter ou de faire...
Dans un e-mail daté du 03/02/2006 18:33:15 Paris, Madrid, tsioryt@... a écrit : Akory aby L'inconscience, c'est de fermer les yeux et penser qu'il...
mahagagamada@...
3. Février 2006 18:14
25715
Akory aby ny mpisera Manana fair-play ihany koa ny aty Miss Olga. Tsy tezitra akory ny akama. Diavolan-ko lava, ny lalao mbola ela hoy ny fitenenana. Aza dia...
... From: "Rolls Rafamantanantsoa" <Rolls_Rafam@...> To: nymtelo@yahoogroups.com Subject: [nymtelo] Bono's Sermon Date: Sat, 04 Feb 2006 12:52:45 +0000...
Rolls Rafam
rolls_rafam@...
4. Février 2006 13:28
25717
Fa na dia ory sa malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy mpanafaka ahy Hianao; Aza ela, Andriamanitro ô. Salamo 40:17 [Les parties de ce...
Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony, fa fiandrasana mahatahotra amin'ny...
Salama daholo indray. Raha novakianao tsara ny zavatra nosoratako io amban'io dia mety mamaly ny fanontanianao. Sarotra ny manarina ny firenena fa tsy vitan'ny...
Dans un e-mail daté du 05/02/2006 17:58:30 Paris, Madrid, tsioryt@... a écrit : Salama daholo indray. Raha novakianao tsara ny zavatra nosoratako io...
mahagagamada@...
5. Février 2006 18:02
25722
MANONOFO AHO HOE ... Indray andro any, mbola ho avy ny fotoana ao Madagasikara, izay Tsy hitsiriritana ny fotsy sy ny vahiny mikirakira vola, Tsy hanaovana...
mahagagamada@...
5. Février 2006 18:28
25723
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ======================= "Ary tsy fantany mandra-pihavin’ny safodrano izay nandringana ny olona rehetra, dia ho...
Miarahaba, Nofy ve ireo voalazan'i Olga ireo ? Raha izany dia tsara ny tsy hanadinoina fa "nofy" no nihaingan'i Pasteur Luther King (arakin'ny lahanteniny)....
Akory !!! Raha ny fanjakana no miady an-trano, mahazo vahana ny mpanohitra. Ny fanontaniana : mahay pôlitika ve ny mpanohitra ? Valio. Azafady. Rakotolahy...
ArtSpirit
artspiri@...
6. Février 2006 5:44
25726
Ny voaloham-pahendrena dia izao: mahazoa fahendrena; eny, lanio ny fananao rehetra amidy fahalalana tsara. Asandrato izy, dia hanandratra anao kosa; eny,...
Mamangy ny rehetra; ****VAOVAO TSELATRA*****Washington DC******** Ampitaina amintsika rehetra ny antson'ny komity mikarakara ny hetsika firaisankina ho an'ny...
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org ... A vendre / vILLA à étage à Mahajanga Madagascar batis sur un terrain titré - borné et clôturé d' une...
alex
anonyme@...
7. Février 2006 22:21
25730
Ny fianakavian'Itompokolahy Jean de Dieu Rakotozafy dia maneho fisaorana ho anareo rehetra nitondra am-bavaka, tonga nanotrona nampahery sy nitondra ny teny...