Fa Jehovah no manome fahendrena; avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina. Ohabolana 2:6 [Les parties de ce message comportant autre...
manahoana raha ny hitako sy fahazoako azy, raha ny aty Montreal ohatra, dia : - ny mairie no tompon'andraikitra ny developpement urbain (zonage, incitations...
Please have a look at the attached file. [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été supprimées]...
dina@...
1. Novembre 2005 17:29
25152
manahoana toa nalefan'ilay ranamana taty amiko irery ity hafatra fa dia asosako eto.. fa marina ny nolazainy. Ohatra, ilay tetezana manohy an'i Montreal sy...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 501 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo.Aza manome fitoerana ho an'ny devoly. Efesiana 4:26-27 [Les parties de...
Dans un e-mail daté du 31/10/2005 22:49:32 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : manahoana ... Mba ilazao etoy raha efa tsy io intsony ny lalAna. 14...
mahagagamada@...
2. Novembre 2005 7:44
25156
Dans un e-mail daté du 31/10/2005 22:12:22 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : manahoana Rehefa mandeha ny resaka toa ity, dia saika afangaro voraka...
mahagagamada@...
2. Novembre 2005 8:14
25157
Dans un e-mail daté du 31/10/2005 22:49:32 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : manahoana ... Mba ilazao etoy raha efa tsy io intsony ny lalAna. 14...
mahagagamada@...
2. Novembre 2005 8:19
25158
Miarahaba, Tontosa soa aman-tsara ny anjerimanontolon'ny fahavaratra faha-3 (3èmes Universités d'été) an'ny Tiako I Madagasikara aty ivelany izay natao...
Dina Rakotomalala
dina.rakotomalala@...
2. Novembre 2005 9:48
25159
1 novembre 2005 - PANAPRESS Six pays africains francophones se préparent à envoyer des troupes pour renforcer les moyens militaires de la Mission des Nations...
Akory aby,
Monsieur (ou Madame) rhaj, nizaka anao teo fa fomba fandia malagasy ny
mijijy vody. Antenako zalahy be tany ambanivolo, tsy ary nahita zany. Raha
ny...
KF
klaud_f@...
2. Novembre 2005 11:43
25161
manahoana izaho k'aloha nanantsafa namana avy avaratra (Diego sy Nosi-be) fa tena dihy "malagasy" ny mijijy vody; jereo, hoy izy, fa hafa ny fijijin'ny Diego...
Manahoana, Fanamarihana kely fotsiny momba ny lalanan'ny fanambadiana sy ny tsy fahampian-taona. Ny zaza tsy ampy taona, latsaky ny 18 taona dia mila ny...
Dans un e-mail daté du 02/11/2005 16:35:01 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : manahoana izaho k'aloha nanantsafa namana avy avaratra (Diego sy...
mahagagamada@...
2. Novembre 2005 16:47
25164
manahoana (miala tsiny raha mateti-piavy) ho an'i DS: ity ve no ao @ilay hitsivolana teo? ... 1- Le mariage n'est possible que si l'homme a 17 ans révolus et...
Dans un e-mail daté du 02/11/2005 18:20:44 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : ho an'i Olga: izaho koa anie mitaiza ny zanako vavikely e. Mijery an'i...
mahagagamada@...
2. Novembre 2005 17:46
25166
Mamangy. Mitsatsaingoka kely fotsiny fa sendra voan'ny tsindrimandry mahita ny ho avy rehefa mandinika ny tranga niseho t@ tany misy solitany sy ny politika...
Miarahaba, Ireto ry zareo misy lahatsoratra ''2'' miresaka ny momba ny antsoin'ny artista profesionely tena manan-talety hoe: '' DIHY, DANSE'' izay tena...
Manahoana, A) Hoy ny lalàna (hitsivolana eto) ORDONNANCE N° 62-089 DU 1er OCTOBRE 1962 relative au mariage (J.O. n° 250 du 19.10.62, P. 2366) modifiée et...
Manao ahoana. Mafana ny adi-hevitra eto izany ka mba handray anjara aho. Nanome ohatra aho tany aloha hoe: raha misy fiaraha-monina iray, mitsinjara hoy izao...
vision2021@...
3. Novembre 2005 1:36
25171
Ity resaka ity mba tiako zaraina aminareo. Ny hira hitako hoe manja indrindra any Dago dia avy amin'ny avaratra any. Eny any Diego, any no misy an'ny Salegy. ...
Miarahaba, Asa aloha fa nianjera tamin'ity aho omaly raha nijerijery ny mikasika ny tele. Ka tokony mba ho tsinjovina ihany ny maso sy ny sofin'ankizy mbola...
Akory,
Problème aminazy ity zalahy isika mandany vola millions de dollars edivana
amy SIDA, nefa nous banalisons à outrance la sexualité. Ka ajaja madinika...
KF
klaud_f@...
3. Novembre 2005 11:17
25174
Manahoana Mazava izany fa 14 taona no "age matrimonial". Sahala @ 18 taona mahazo mi-"vote" io amiko. Vao teo ohatra dia nampanaovina "vote virtuel" ny zaza 16...
Fa Izy no fihavanantsika, Izay nahiray antsika roa tonta ka nandrava ny efitry ny fisarahana. Efesiana 2:14 [Les parties de ce message comportant autre chose...
manahoana ihany "sex" sy "ady @ SIDA" sy ny sisa tsy ho ary voatanisa.. n'enareo izany anie toa tsy ho vitan'ny "abstinence" intsony ny vahaolana atolotrareo,...
manahoana namaky fanin-2 ny lahatsoratra lavabe nomen'i Josseline ... Izaho aloha TSY hiady @ internety sy ny TV, fa ny ahy, raisiko avy aty ny olana: maninona...
Mamangy, Raha toa ka ny filazana ny HEVITRAY FA TSY METY NY FOMBA "EQUIVOQUE", "POUR ALLUMER LES HOMMES ou FEMMES" izay sady "MITARIKA NY SAIN'IREO ZAZA HO...