Bonjour, Je vous invite à voir les nouveaux textes et photos de l'éditorial du site
TIM. Cordialement Fanantenandrainy Ratsimbazafy
Président...
RATSIMBAZAFY Fan ROSI...
fanantenandrainy.rats...
1. Septembre 2005 8:27
24717
bonjour ! LE DOUBLE ALBUM " ISIKA NO MIARAKA, MOZIKA TSOTRA IZAO..." contenant 30 nouvelles compositions de Fanja Andriamanantena, interprétées par 22...
Fanja Andriamanantena
fanjaa@...
1. Septembre 2005 13:42
24718
C'est beau !! Le "Guide du routard" n'aurait pas fait mieux ! ... <fanantenandrainy.ratsimbazafy@f...> a écrit ... du site ... sont confidentiels et etablis a...
Izaho dia Izaho ihany no Jehovah, Ary tsy misy Mpamonjy afa-tsy Izaho. Isaia 43:11 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...
Miarahaba ny mpisera, Mamaky "Les Nouvelles", dia mahita ireto "experts" tonga hitondra ny fahaizany eto amintsika. Raha mba notadiavina tao @ internety nefa...
Kitikitika ihany
kitikitika@...
2. Septembre 2005 15:08
24721
Manao ahoana daholo. Tena tsara mihitsy ity vatsim-pianarana atolotr'i Andry Zo ity. Ary mamporisika ny mpianatra malagasy hazoto amin'io. Israel dia firenena...
vision2021@...
2. Septembre 2005 19:20
24722
Ho an'ny mpisera rehetra sy ireo izay efa namaly ity hafatra ity, Dia mankasitraka tokoa ny famporisihan'i Tsiry RAKOTONIAINA! Tena manana mpampianatra...
andry@...
2. Septembre 2005 20:20
24723
Indro ny tànan'i Jehovah tsy fohy,fa mahavonjy, Ary ny sofiny tsy lalodalovana, fa mahare. Isaia 59:1 [Les parties de ce message comportant autre chose que du...
Manao ahoana daholo indray. Anisan'ny Malagasy nijery ny sary mihetsika Mahaleo ny tena. Iza moa no Malagasy tsy ho tia an'io film io, raha mbola Gasy ny tena....
Tsara và ! Ianao ? Tsara và ! ianareo ? Enga anie samy ho soa sy tsara isika rehetra ! Ny volana Malagasy moa dia nalaina tamin’ny fanisan’andro Arabo ...
Rabesata Arima
rabesata@...
4. Septembre 2005 3:19
24726
Ary amin'izany dia hiantso hianao, ary Jehovah hamaly; Eny, hanandratra ny feonao hianao ary Izy hanao hoe: Inty Aho. Raha esorinao tsy hoe eo aminao ny zioga ...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 493 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
Apetraho amin'i Jehovah ny entanao, Ary Izy no hanohana anao; Tsy havelany hanogozohozo mandrakizay ny marina. Salamo 55:22 [Les parties de ce message...
Ny teny maro tsy ilaozan'izay ota; Fa izay mahatana ny molony no hendry. Ohabolana 10:19 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
e-mail de _jonyrapida@..._ (mailto:jonyrapida@...) ... ________________________________ Mamangy, Izany ny ANTSOANTSON'ny NAMANA any AN-TANANA...
mahagagamada@...
6. Septembre 2005 14:57
24733
Lasa indray ny eritreritra mikasika ny vary . Ho avy ny lazaina hoe "periode de soudure". Hidindra faisana ho any vahoaka indray ( izay miankina aminy vary) ve...
Manahoana daholo, sendra mbo misy malala hoe hotrinina kay no mamoaka tomobila ao @ Douane any Mada? misaotra betsaka. [Les parties de ce message comportant...
Miarahaba indray vetivety, Satria ny tany matanjaka sy manakarembe ao @ ny vondrona G8 no tena tompon-teny farany @ ny fitantanana ny TONTOLO IAINANA manerana...
Dans un e-mail daté du 06/09/2005 22:26:33 Paris, Madrid, jjffreedoom@... a écrit : ho sanatria loza tokoa izany ny fiatraikan'izany raha toa ka mbola...
mahagagamada@...
6. Septembre 2005 23:03
24737
Miarahaba ny rehetra, Rahefa nomenao ny fanazavana momba izany dia EKEKO fa tena marina tokoa °°(satria hevitra mifameno ihany ireo : vakio tsara ilay Réf.3...
Dans un e-mail daté du 07/09/2005 02:24:45 Paris, Madrid, jjffreedoom@... a écrit : Cela va détruire l'agriculture traditionnelle, c'est inévitable",...
mahagagamada@...
7. Septembre 2005 2:38
24739
Manao ahoana daholo, Aleo manomana vola bebe ihany. Ny fanaovan-dry zareo ny asa marika dia arakaraky ny taona nivoahany sy ny herin’ilay fiara. Zany hoe «...
Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. Romana 6:23 ...
Danger ASPARTAM "La fondation européenne d'oncologie de Bologne,après une étude menée sur des rats, vient de juger l'aspartame cancérigène. C'est la...
rary
rary@...
7. Septembre 2005 8:49
24742
Danger ASPARTAM "La fondation européenne d'oncologie de Bologne,après une étude menée sur des rats, vient de juger l'aspartame cancérigène. C'est la...
rary
rary@...
7. Septembre 2005 9:12
24743
... Raha fiara kely (tsy utilitaire) dia 85% n'ny Cout+Assurance+Fret (valeur CAF) no aloa. Ka toy izao ny kajy: Cout: Valeur n'ilay daba arak'izay voasoratra...
Miangola
miangola@...
7. Septembre 2005 10:39
24744
Salut à tous, Depuis un article assez pessimiste de l'Express il y a un an, apparemment rien dans la presse nationale à propos d'uranium. Vous trouverez...
Gazety Nosintsika
nosintsika@...
7. Septembre 2005 14:57
24745
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org
--------------
Ho an'ny Malagasy rehetra eto Italia, Mandalo eto Roma Andriamatoa Jacques Sylla, Praiminisitra...