Mitadiava an'i Jehovah, dieny mbola hita Izy, Miantsoa Azy, dieny mbola akaiky Izy. Isaia 55:6 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte...
24687
Christallina
rchristallina
27. Août 2005 11:51
Fa harambatoko sy batery fiarovana ho ahy Hianao; Ary noho ny anaranao no hitondranao sy hitarihanao ahy. Salamo 31:3 [Les parties de ce message comportant...
24688
Christallina
rchristallina
28. Août 2005 8:51
Fony tsy mbola azom-pahoriana aho, dia naniasia: fa ankehitriny dia mitandrina ny teninao aho. Salamo 119:67 [Les parties de ce message comportant autre chose...
24689
rafa joss
rafajoss
28. Août 2005 9:50
Miarahaba ny rehetra, Anisany resaka mahaliana tokoa ny mikasika ny fampianarana/fanabeazana. Misaotra koa an'ireo rehetra nandray ary ireo mbola handray...
24690
Teny Fiainana
teny_fiainana
29. Août 2005 0:39
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ========================= " Koa tahaka ny nandraisanareo an’i Kristy Jesoa Tompo, dia mandehana ao aminy araka...
24691
Lala Rasoloarijao
ralama2
29. Août 2005 9:23
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 492 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
24692
RABEHERIFARA Jean-Cla...
jcrabeh4
29. Août 2005 12:31
Salama... Araka izao hita ao amin’ny http://www.filminsulaire.com/2005/index.html izao dia « nahavoa double » tamin’ny Cinquième FIFI (Festival...
24693
RABEHERIFARA Jean-Cla...
jcrabeh4
29. Août 2005 14:31
Salama indray... Ao amin'ny http://www.mahaleo.com ahitàna ny sary mampiseho ny loka roa (2) azon'ny sarimihetsika « Mahaleo » tany amin'ny Cinquième FIFI...
24694
Christallina
rchristallina
29. Août 2005 14:37
Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy. Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona. Galatiana 5:25-26 [Les...
24695
Christallina
rchristallina
30. Août 2005 8:42
Mandehana hianao ry satana, fa voasoratra hoe: Jehovah Andriamanitra ihany no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao. Matio 4:10 [Les parties de ce...
24696
mahagagamada@...
30. Août 2005 10:49
Mamangy, Efa noresahina lavabe teto ny momba ity raharaha ity koa NY TSARA HATAOTSIKA MALAGASY AN-TSAINA MBA TSY HO DISO FANANTENANA SY HIFANOMEZANTSINY ...
24697
mihzo
30. Août 2005 12:27
U.S. Open Flushing Meadows, New York, USA Type: Women's Surface: Hard...
24698
Georges Fils
georgesfils
30. Août 2005 14:49
Miarahaba ny mpisera rehetra, Sady mampihomehy no mahatonga saina ny zavatra tantarain'ity vazaha amerikana mangataka fanalavana Visa ( 3 volana hovana 4...
24699
Kitikitika ihany
kitikitika@...
30. Août 2005 15:58
Miarahaba ny mpisera, Mamaky ny tenin'i HELISOA OLGA momba ny /Rio Tinto/Madagasikara , sy ity hafatra "comment NOS negociateurs défendent NOS intérêts"...
24700
Madscar007@...
madscar017
30. Août 2005 18:07
ho an' areo gasy ignoreo fotsiny e! mampita-pita nty mail @ olona maromaro fotsiny aho, de mety mahazo zavatra. [Les parties de ce message comportant autre...
24701
Rangita
esoary@...
30. Août 2005 20:13
Ny fanontaniana apetraka voalohany angamba dia hoe mora ho antsika malagasy ve ny manalava visa aty ivelany. Samy tsara. Georges Fils <georgesfils@...>...
24702
Georges Fils
georgesfils
30. Août 2005 23:01
Raha izay fomba fijerin'i Rangita azy izay no raisina voalohany d tsy hisy mihitsy izany ny ezaka hanatsarana fomba fiasa izay mampitaraina ny gasy sy ny...
24703
Eugene Heriniaina
mpitantana
30. Août 2005 23:16
Manahoana, Mitsatsaingoka kely fotsiny. Ary ilay maka visa eny amin'ny ambassade de France (euh... toa vazaha no eny) izay tsy milamina mihitsy fa voatery...
24704
rafa joss
rafajoss
31. Août 2005 5:10
Miarahaba, Mbola eo aminy fandikana ny teny vahiny arakiny fisainantsika angamba isika amin'izao fotoana izao. Indrindra fa miha-sarotra, mitombo ny teny ...
24705
rafa joss
rafajoss
31. Août 2005 5:22
Re- miarahaba, Tsy ao anatiny "reformes" ao aminy adiminisitrasiona ve izany ? Raha eny aloha dia fantatra kosa fa mavesatra ny fanavaozana ao . Maro ny...
24706
Christallina
rchristallina
31. Août 2005 7:06
Mifalia amin'ny fanantenana; miareta amin'ny fahoriana; mahareta amin'ny fivavahana. Romana 12:12 [Les parties de ce message comportant autre chose que du...
24707
Georges Fils
georgesfils
31. Août 2005 8:58
Miarahaba antsika mpisera, Ity fitarazoana sy famezivezena amin'ny fikarakarana taratasy ara-panjakana ity aloha d tsy olana mora vahana velively ary tsy ho...
Marina ny anao ry DS fa mankarary maso ny mamaky ny zavatra hoatran'ireny. Araka ny efa voalazako tany aloha d tsy noho ny maha vazaha io ranama io no antony...
24710
Doc Strange
docstrange_mg
31. Août 2005 16:28
[Hoy i Georges] ... Iaraha-mahalala ny fisiana kolikoly eo amin'ny fanaovana antontan-taratasy ary efa "miezaka" manarina an'izany ny tompon'andraikitra...
24711
rafa joss
rafajoss
31. Août 2005 17:10
Manao ahoana, Ilay varibola maizina ange izany dia manimba ny fandeham-bola malagasy e ! Asa aloha fa arakiny voalazan'i Midi, izay namoaka ilay lahatsoratra ...
24712
andry@...
31. Août 2005 18:41
Hoan' ny mpisera, Miarahaba antsika rehetra. Misy vatsim-pianarana atolotry ny ministeran39;ny raharaham-bahiny Israeliana momba ireto taranja ireto: 1)-...
24713
Manitra
anonyme@...
1. Septembre 2005 3:53
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org ... Maria SHARAPOVA - Dally RANDRIANTEFY (6/1-6-0) ... NB: Ity hafatra ity dia nalefa mivantana tao amin'ny...
24714
Georges Fils
georgesfils
1. Septembre 2005 3:56
Miarahaba antsika rehetra mpisera, Tra-boina tamin'izao fandalovan39;i rivodoza Katrina izao ny mpiray tanindrazana amintsika Faly sy Fanja Razafimino. Safotry...
24715
Christallina
rchristallina
1. Septembre 2005 6:44
Aza mety ho resin'ny ratsy hianao, fa reseo amin'ny soa ny ratsy. Romana 12:21 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...