Manakory jiaby , Inty ny tohin'ilay Hafatra nalefa androany maraina mitondra ny titra hoe : << ''Nankaiza kosa aza hono ny MANAMPAHAIZANA MALAGASY? = >>Jerevo...
24657
michel ramaroson
jjffreedoom
17. Août 2005 4:53
Allo allo Mihzo, Tsy maintsy mba mandefa vaovao re ihany aloha soa dia mety mahasoa antsika avy ao Fort -Dauphin Madagasikara ...misy oxyde de titanium=...
24658
Christallina
rchristallina
17. Août 2005 7:08
Aoka izay nangalatra tsy hangalatra intsony; fa aleo hikely aina ka hiasa izay tsara amin'ny tànany, mba hisy homeny izay tsy manana. Efesiana 4:28 [Les...
24659
Soavita Andry
soavitaandry@...
17. Août 2005 22:58
... Raheha manome vaovao olona dia omena TANTERAKA izay voalaza tahaka izao raha tsy izany dia MANUPILATION no ataona raha tapatapahana araka izay itiavanao...
24660
Christallina
rchristallina
18. Août 2005 7:45
Ary ho rakitra soa ho Ahy ireny amin'ny andro izay hotendreko, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, ary ho antra azy Aho toy ny olona antra ny zanani-lahy izay manompo...
24661
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 3:59
Bonjour è tous les internautes, << En dix ans, Internet n'a pas seulement marqué l'économie, il a aussi envahi la vie quotidienne de millions de gens au...
24662
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 4:09
Nouvelles technologies °°L'Ecole supérieure polytechnique accède à l'internet. http://www.lexpressmada.com/article.php?id=34962&r=13&d=2005-08-19 La...
24663
Christallina
rchristallina
19. Août 2005 7:38
Fa ny mason'ny Tompo dia mitsinjo ny marina, Ary ny sofiny mihaino ny fitarainany; Fa ny tavan'ny Tompo dia tezitra amin'ny mpanao ratsy. Petera voalohany...
24664
R haj
mmc_ca_haja
19. Août 2005 15:06
Manahoana Ny nanaovako ity fampitaha @ aty Quebec, Canada ity dia satria tsikaritro fa "mitovitovy" @ zava-misy any ny aty. 1- ireo "beloha" ao @ ministera...
24665
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 16:07
Hello les internautes malagasy, Parlons un peu cette fois de PÉTROLE qui avec un prix affiché avoisinant les ''67 $ Us le baryl'39;, est-il en train de...
24666
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 17:44
re-Bonjour, J'ai failli oublier ces deux articles extraits des journaux nationaux respectifs donnés ci-dessous dont Express de Madagascar [Réf.1] et Midi...
24667
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 19:51
Hello les internautes! Avant de prendre congé comme annoncé, je tiens absolument à finir mes 2 derniers Hafatra à titre de ''Bons souvenirs'' pour le...
24668
michel ramaroson
jjffreedoom
19. Août 2005 21:19
Hay! Hay! Voici mon dernier Hafatra ou Message avant mon retour prochain (?) sur ce Serasera oü j'ai passé des heures et des heures de Recherche sur...
24669
sjmccanada
20. Août 2005 8:11
Bonjour, Nous sommes heureux de vous informer que le film MAHALEO a été sélectionné par le Festival des Films du Monde à Montreal . En compétition. Le...
24670
ANDRIAMAHAVONJY Mendr...
anonyme@...
20. Août 2005 9:39
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org
--------------
Salama daholo! mino aho fa sarotra amintsika rehetra ny fisondrotry ny saran-dalana;nefa tsy...
24671
Eugene Heriniaina
mpitantana
20. Août 2005 10:17
Miarahaba ny rehetra, Ity taratasy ity dia filazana ho an'ny rehetra fa vita ny fanavaozana ny takelaka Vetso Tononkalo http://vetso.serasera.org Io takelaka...
24672
sera98@...
serasera98
20. Août 2005 11:21
Nisy hafatra tsy itako tsara angamba : fa ho aiza Ingahy michel ramaroson ? Rahoviana no miverina ? ... Faites un voeu et puis Voila ! www.voila.fr...
24673
Christallina
rchristallina
20. Août 2005 12:45
Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran39;i Kristy, dia tsy manana an'Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no...
24674
Christallina
rchristallina
21. Août 2005 8:38
Iza no hendry mba hahafantatra izany zavatra izany! Ny manan-tsaina mba hahalala izany? Fa mahitsy ny làlan'i Jehovah, ary ny marina no mizotra eny aminy; fa...
24675
tsiory tina
tsioryt
21. Août 2005 21:01
Salama daholo ny mpisera namana. Ny mahafinaritra dia ny mahita olona tsy kivy a'ny zava-misy ( la pauvreté n'est pas une fatalité ), fa mitady izay zavatra...
24676
harifidy rasoanaivo
rasoanaivofidy@...
22. Août 2005 6:15
130 000 Fmg Net minimum ny taxi-be sy ny taxi-brousse sub-urbaine. 400 000 Fmg Net/voyage(aller simple) ny taxi-brousse. Ireo no situation marina misy...
24677
Christallina
rchristallina
22. Août 2005 7:51
Isaorana anie Jehovah, Fa efa nihaino ny feon'ny fifonako Izy. Jehovah no heriko sy ampingako; Izy no nitokian'ny foko, ka voavonjy aho; Dia mifaly ny foko, ka...
24678
Christallina
rchristallina
23. Août 2005 7:53
Fa raha misy tsy mamelona ny azy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana izy ka ratsy noho ny tsy mino aza. 1 Timoty 5:8 [Les parties de ce...
24679
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
23. Août 2005 20:13
Miarahaba anao amin’ny anaran’Ilay tia antsika ++++++++++++++++++++++++++++ Tsy mety mangina ny vavako hidera Azy : Jesoa ! Mpanjakan’ny Mpanjaka sy...
24680
Christallina
rchristallina
24. Août 2005 7:19
Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. Matio 24:35 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...
24681
Lala Rasoloarijao
ralama2
24. Août 2005 18:13
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 491 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
24682
randriamparany Thimotee
rthimotee
24. Août 2005 22:52
Atoa Olivier Rakotovazaha : "Tsy tokony atao izay hahasorena ny vahoaka" 24-08-2005 / 10:01 « Very fotoana sy lany andro amin’ny zavatra tsy mifandraika...
24683
christallina R
rchristallina
25. Août 2005 7:09
Hihaino anao anie Jehovah amin'ny andro fahoriana Hitondra anao ho any amin'ny avo anie ny anaran'Andriamanitr'i Jakoba. Hahatonga famonjena ho anao avy...
24684
Kitikitika ihany
kitikitika@...
25. Août 2005 9:55
Miarahaba ny mpisera, Hianatra fiaraha-monina sy fahalalam-pomba hono ireto olona 35 ireto, hoy ny gazety Les Nouvelles. Dia 3 andro hono izy dia hahavita ny...
24685
Benoit
echoscapri
25. Août 2005 15:47
Objet : E-zin Echos du Capricorne – Août 2005 Manao ahoana e !, [Manaônéeee] Bonjour, Il était une fois, 2 femmes, l'une française, l'autre malgache,...