Mamangy ny rehetra. Mamangy ny namana mpandray ny RSM 2005 aty Montreal: Tonga soa ity ilay andro nandrasana raha t@ herin-taona ohatran'izao isika no nihaona...
Fa izay rehetra voasoratra fahiny dia nosoratana ho fianarantsika hananantsika ny fanantenana amin'ny faharetana sy ny fiononana avy amin'ny Soratra Masina. ...
Mamandrika ny tahotra olona; fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena. Ohabolana 29:25 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ======================== " Fa Masoandro sy ampinga Jehovah Andriamanitra; Fahasoavana sy voninahitra no homen'i...
Ny làlan'i Jehovah dia fiarovana mafy ho an'izay tsy misy tsiny, fa fandringanana kosa ho an'izay mpanao ratsy. Ohabolana 10:29 [Les parties de ce message...
L'Afrique va prendre le centre des discussions du sommet du G8 de cette semaine en Écosse où les idées est susceptible de refléter les différents notions,...
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 484 (Teny Fiainana) ao @ adiresy <http://teny.fiainana.free.fr/> ...
Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny...
manahoana nandalo taty Montreal ho'a i Bessa, ary ity nisy hirany tena mbola tsy lany daty.. ... Andraso aloha... Fa ity no tena loza sy antambo Misy...
Dans un e-mail daté du 05/07/2005 15:49:22 Paris, Madrid, rhaj@... a écrit : Andraso aloha... Fa ity no tena loza sy antambo Misy maivan-doha ka...
Raimble@...
5. Juillet 2005 14:55
24439
1/. Pour Wade, les africains ne sont pas convaincus des montants de leurs dettes (Confidentiel 04/07/2005) Dans un entretien au quotidien français Libération...
Mamangy, mba izany ahay ka ZAVATRA SOA sy MISY VENTINY no TSY MANAFOKA OLONA ! Iza moa ilay nanontany hoe : " Ka tsy hijery izany ? " Amin'ity dia loha...
mahagagamada@...
6. Juillet 2005 2:51
24442
Manao ahoana, "Ce film est une suite logique au dessin animé "Madagascar", qui a été couronné de succès à travers le monde", annonce Jean Jacques ...
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina; fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo. Ohabolana 28:13 [Les parties de ce message comportant autre...
Salama ? Manoloana ny G8 sy ity "hevi-petsiny" ary ireo mpanindrahindra azy sy mpisolelaka aminy, aleo mandrani-tsaina... mba tsy ho voambakany fa henjana ny...
Salama ? Londres hono 'zany no hanaovana ny Zé zaolaimplika 2012. Ny toa anay (izay nanao fanatanjahan-tena nifaninanana taloha) aloha dia kivy ratsy...
Miala tsiny fa mateti-piavy (amin'ity Zé zaolaimpika ity)... Tsy haiko tsara mantsy na mety na tsy mety ny nampiasàko tamin'ny hafatro teo ny hoe "nanoitra...
manahoana ito lohateny dia sari-teny nataon'ingahy Bush rainy in-1 mandeha izay... hoe i ra-moron hono, noho ny safidiny, dia lasa matory aloha foana ny zoma...
=>>Le sommet du G8 pourrait renforcer la chance de l'Afrique de réaliser les objectifs du Millénaire ... (L'Essor 06/07/2005) le ministre britannique des...
Mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitra amin'izay rehetra alehanao. [Les parties de ce message comportant autre...
manahoana raha mba ny hevitro manokana aloha dia "tsy" mba isan'ny maniry, indrindra moa hoe ny hiady, ny @ hanafoanana "miaraka" ny trosan'i afrika araka ny ...
Miarahaba, ... Raha voafafa kosa moa ireo trosa eo aminy lafiny "multilateral" ( BM/FMI/etc...) dia ho lavina ve satria miaraka aminy afirikanina ireo? Tsy ny...