Miarahaba ani Josseline sy ny rehetra androany Fetin'ny ASA 1er Mai 2005, Hoy ianao milaza hoe : >> Raha ny hevitro dia : - mila fanampiana isika mahantra...
Sambatra ny firenena izay tahaka izany; eny, sambatra ny firenena izay manana an'i Jehovah ho Andriamaniny. Salamo 144:15 [Les parties de ce message comportant...
Malnutrition : 11 enfants meurent chaque heure à Madagascar ? « Environ 100 000 enfants malgaches, de moins de cinq ans, meurent chaque année à cause du...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
2. Mai 2005 14:20
24007
Instead of wasting our time and energy discussing what is right or wrong, please take a look at this article about China (see link below). Where is our place...
Rangita
esoary@...
2. Mai 2005 20:52
24008
Why do you say my friend Raginta (coming from the same poor country ''PVD'' like me and Josseline), this following sentence : >> ''Instead of wasting our time...
<HTTP://ralama2.carrefourinternet.com/fr/> Vous cherchez un travail à domicile 100% internet mais vous avez peur de vous faire avoir (les arnaques ne manquent...
Efa mba misy ezaka be hatao any Madagasikara hono ankehitriny mba hisorohana izany fahafatesan'ny ankizy malagasy izany hoho ny fahantrana sy ny tsy...
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ================= " Mahonona tena, miambena fa ny devoly fahavalonareo mandehandeha tahaka ny liona mierona ...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
3. Mai 2005 4:45
24013
Miarahaba, Marina ny voalazan'i Rangita. Ny tiako notsindrina fotsiny ange dia ny fomba entina hanampiana ny firenena mahantra e ! Raha ny fijeriny USA dia...
Manompoa an'i Jehovah amin'ny fifaliana; mankanesa eo anatrehany amin'ny fihobiana. Salamo 100:2 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte...
Akory, Toa mba mahagaga ahy ihany fa tsy ao anatin'ny mpanomana ny ministeran'ny fahasalamana, fa ahoana? Nefa dia mba miresaka " eau potable et santé de la...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
3. Mai 2005 9:25
24016
Maro be ireo zavatra mifamahofao eto amin'ny ferenentsika , ny tena hita taratra sy fitenin'ny olona rehatra na ny vahiny na ny Malagasy dia ny ''FAHANTRANA ,...
Madeglucyl est produit à partir des graines du jambolana d'Eugenia (également connu sous le nom de cumini de syzygium, une plante comestible utilisée comme...
Alors que le film d'animation du même nom devrait débarquer dans les salles obscures à la fin du mois de juin, Madagascar le jeu lui est prévu pour sortir...
Miarahaba. Mahagaga ilay fomba fiantsoana ny "Madeglucyl" hoe "supplément diététique" raha mahafantatra tsara ny tantarany (Rotra, A. Ratsimamanga, IMRA,...
Ary araka izay tianareo hataon'ny olona aminareo, dia mba ataovy aminy kosa. Lioka 6:31 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
Miarahaba, intox!!! daholo, statistiquena mpandrora mitsilany daholo!!! ny fahantrana misy ao Dago dia ny fahantran'ny foto-pisainana izay voavovolan'ny ...
Miarahaba, Manaiky ny hevitry Vaoarilala ao. Misy mo ny ray aman-dreny dia miteraka, nefa rehafa tonga ilay zaza dia atao ohatra ny biby ireny. Vonona,...
Stéphanie ANDRIAMI...
a.stephanie@...
4. Mai 2005 13:10
24025
Miarahaba, Ilay 100 000 aloha toa tena betsaka ihany satria raha jerena ny site web 'ny CIA izay azo lazaina fa tsy dia hanana tombony amin'ny fiovan'ny...
RATSIMBAZAFY Fan ROSI...
fanantenandrainy.rats...
4. Mai 2005 14:34
24026
Miarahaba an'i Tiana Ery sy ny rehetra ! Ny tena nalehany lohako dia ny soa rehetra azony firenena avy aminy "atsembohany" malagasy ary koa ny fisiany...
Averiko fa lasa tsy nomeko baiko ny hafatra !!!!Tsssssss ! Miarahaba an'i Tiana Ery sy ny rehetra ! Ny tena nalehany lohako dia ny soa rehetra azony firenena...
Les chercheurs britanniques ont rapporté mardi que le peuple malgache porte les gènes de ces ancêtres en Afrique de l'Est voisine et également de Bornéo,...
Message has been sent as a binary attachment. +++ Attachment: No Virus found +++ MC-Afee AntiVirus - www.mcafee.com [Les parties de ce message comportant autre...
Miarahaba, Araka ny heno tamin'ireo mpikarakara dia tonga teny amin'ny JFK Airport ny Atalata 3 May 2005 i Poopy. Azo antoka izany fa ho tontosainy ireo...
Rolls Rafam
rolls_rafam@...
4. Mai 2005 19:55
24031
Manao ahoana. Izao ho aho mba misy zavatra nandalo tao antsaiko anio hariva. Nahoana moa raha omena 'prologation de sejours' ny touristes izay manaiky hanao...
vision2021@...
5. Mai 2005 9:03
24032
Salama ? Io ampitaiko io indray ary ny vaovao (herinandro faha-folo) momba ny sarimihetsika MAHALEO. Ho hitanao ao ny toerana ahafahanao hijery azy eto...
Dia miarahaba antsika indray, Mba misy zavatra nahalasa saina ahy ihany. Teo aloha moa dia saiky hoe volana mars no nandalo taty ny filoha frantsay kanjo dia...