Miarahaba, Maha lasa eritreritra tokoa ny hafatr'i Rary manao hoe "On va vers la lumière ou on va dans les tenèbres. Isika no misafidy." Fa hono hoa : ahoana...
Miarahaba an'i Josseline sy ny rehetra. Miala tsiny aloha raha novaiko ny loha-teny sao mitarazoka, fa nihataka kely n'i Jeanne ny resaka nefa misy maha tohiny...
Rary
rary@...
1. Octobre 2004 11:33
22055
... Vary an-taonina maro isan'andro no mivoaka ny tanàna Anisan'ny sompitry Madagasikara i Marovoay raha vary no resahana. Amin'izao fotoana, dia mbola maro ny...
Rary
rary@...
1. Octobre 2004 20:03
22056
Fiadanana hoan' ny mpisera rehetra, MIsaotra an' i Mialy tokoa ny amin' ny hira tsara, ary indrindra amin' izao andro farany sy ratsy, feno tebiteby sy...
Zo Rajoela
rajoela@...
1. Octobre 2004 20:59
22057
Ity indray izany ny feon'ny Protestanta, ho avy koa ny feon'ny Silamo, Boudhista, Aga Khanista, Culte des ancetr'ista, ... "But some outlets refuse (to accept...
... Bonjour, En fait, à quelques variations près, toutes les eglises chrétiennes du monde ont le même discours. Alors pourquoi pas le FFKM ? Il faudrait...
Manao ahoana ? Mampihomehy kosa hianareo ry Mamy ! Fa raha tsy "capote etanche et tres tres elastique" angamba tsy hahatampona ny feon-dakolosin'ny fiangonana...
Le Tim invite :Pierrot Rajaonarivelo Un geste significatif L'événement est passé inaperçu, alors qu'il est d'une grande importance. Le secrétaire national...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
2. Octobre 2004 13:20
22061
Fa raha misy manao ny tenany ho zavatra , kanjo tsinotsinona, dia mamitaka ny tenany izy. Fa aoka ny olona rehetra samy hizaha toetra ny asany avy, dia samy...
Miarahaba bis ! Fa hono ho'aho raha tsy diso ny fitadidiako, tsy misy sazy miantona ve eo an-tampon-dohan'i "mon ami Pierrot", ka nomena fanasana amin'ny fomba...
... means of fighting ... Razafimahefa, until ... told AFP. Ka ny kondoma anie tsy misakana velively ny fihanaky ny AIDS e...?????? miaro amin'ny aretina hafa...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
2. Octobre 2004 18:43
22065
salama Hafa ihany o Ramalagasy. Izany no hatao hoe paolitika avo sa fahamasinana?. Na ny aty andafy aza tsy mahatakatra izany. Ny Arema dia antoko paolitika...
Rary
rary@...
2. Octobre 2004 20:21
22066
manahoana ka dia nilaza koa izany ny protestanta.. ity t@ Fevrie ny voalaza.. mandrapiresaka haja serasera #19593 De : "rhaj hotmail" <rhaj_rhaj@h...> Date :...
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ********************** "Jehovah o, niantso ny anaranao tany an-davaka lalina indrindra aho. Ny feoko dia efa...
Miarahaba ny rehetra, "But some outlets refuse (to accept the condoms) or throw them ... Raha tsy misy diso ny fitadidiko dia fanontanian'i Brice io. Nanome...
Salama daholo koa aza ! Izany ve Rary moa dia azo lazaina hoe "paolitika avo" na "fahamasinana" e ! Tadidiko ny valin-tenin'i Filoha tao aminy UNESCO raha...
Re...ho an'i Haja sy ny rehetra, Marina io lazainy FDA io Haja a ! Ary tena enjana mihintsy izy amin'ny "controles". Tsy misy "humidite" ita mihintsy rehefa...
Salama Joss sy ny akama rehetra Ny "paolitika avo" amiko dia ny fijerena lavitra ny mahasoa ny firenena (intérêts superieurs de la nation) ka tsy maintsy...
Rary
rary@...
4. Octobre 2004 9:36
22074
Miarahaba, Na olona faran'izay tsy mahay kajy aza dia hilaza amintsika fa ny fototry ny tsy fahampian'ny vary dia ny tsy fahampian'ny vokatra. Dia avy eo misy...
RATSIMBAZAFY Fan ROSI...
fanantenandrainy.rats...
4. Octobre 2004 10:03
22075
manahoana t@ gazety la Presse aty Montreal t@ faran'ny herinandro teo, dia tsikaritro nisy pretra mizara ny fijeriny: t@ 1960, taty Quebec, dia nisy ilay hoe...
Salama Dia izay ilay antony lehibe namosahako ny hevitra iray, izay antitranteriko mafy, hoe: Nahoana raha asiana minisitera iray lehibe mikasika ny vary ...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
4. Octobre 2004 14:20
22077
Miarahaba io resaka boky mandedeha io no fanjanahana ankolaka mazava ho azy izany e! Françafrique koa, mazava ho azy!!! Fa raha mba misy mahay ny tohin'ity...
Ho any ny orinasa eto US mampiasa "Engineer' avy any amin'ny Madagasikara (ohatra ENI Fianarantsoa - Computer Science) Dia efa lany ny visa H1B 2005. ... year....
Ho an'ny rehetra, Mahafaly ahy ny milaza aminareo fa afaka jerenareo ny tranonkala TF 444 (Teny Fiainana) ao @ adiresy http://teny.fiainana.free.fr/ Ho an'izay...
Miarahaba, Voalohany dia mety amiko io hevitry i Rabemanjara Maurice io satria rehefa heverina fa "stratégique" ny zavatra iray dia tokony hatambatra daholo...