Lire les différetes remarques sur la chute, voire la débâcle du fmg, désole. La plupart des correspondants, sans doute, enfermés dan,s les catégories des...
Arahabaina daholo tratry ny FETIN'NY ASA 1er MEY 2004, ... => C’est effectivement le cas même si cela peut offusquer l’homme de la rue. Des milliards et...
INFLATION ET CROISSANCE: « TOUT VA TRES BIEN » ASSURENT LA BANQUE CENTRALE ET LE FMI Dans une interview croisée, le gouverneur de la Banque centrale Gaston...
Valim-pifidianana tany Manakara : "Tokony hahatanty resy ny TIM", hoy ny Filoha nasionalin’ny MFM 03-05-2004 / 00:55 Nanatri-maso ny fizotran’ny...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
3. Mai 2004 5:27
20854
Bonjour, Mais tout ce que vous dites est des plus classiques. L'enjeu est la conclusion : est-ce conjoncturelle ou structurelle ?, dans le premier cas il faut...
RATSIMBAZAFY Fan DRLD...
fanantenandrainy.rats...
3. Mai 2004 9:58
20855
[Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été supprimées]...
Miarahaba, Toa mbola misy indray ilay resaka vola Michel ? Fa hoe "argent sale" miditra ? Hummmmm! Raharaha be o? Fa mba izao an : mieritreritra ireo...
RJ
joss.r@...
3. Mai 2004 14:16
20857
manahoana nilaza hono 'zany mpanabe malaza 'zany (cf. jounal de montreal sabotsy) fa tsy ho ela (10 taona?) dia hiova tanteraka ny any an-dakilasy any, ka ho...
rhaj hotmail
rhaj_rhaj@...
3. Mai 2004 15:22
20858
Miarahaba ny mpisera rehetra, Inona no zavatra nisongadina ny Andro 1er MEY 2004 FETIN’NY ASA tany MADAGASIKARA ? Ny mahafaly dia ny mandre araka ny...
Mamangy ny mpisera, Ireto misy "INFORMATIONS" mikasika ny EKONOMIA MALAGASY hita ao @ ny Tranonkala INSTAT sy MADADEV ohatra, miampy indrindra koa ny...
Akory aby, Raha tsy nanao pression izany ny mpamatsy vola dia tsy navela hivory ny mpiasa? Miankindoha. Mahagaga. Ny ahy aloha, tsy dia ny mpamatsy vola no...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
4. Mai 2004 7:07
20861
Miarahaba, Raha izaho aloha dia miombin-kevitra amin'i Fanantenandrainy mikasika ny fahasarotany ny "manarina " e! Indrindra fa ny manarina ny adisoana natao ...
RJ
joss.r@...
4. Mai 2004 8:25
20862
" Izay manao hoe: fantatro Izy, nefa tsy mitandrina ny didiny, dia mpandainga, ary ny marina tsy ao anatiny. Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia...
Akory, Marina fa tsy mora ny manarina ny simba. Ny mandreraka fotsiny anie dia atao tapimaso (echappatoire) -n'ny goragora hita etsy sy eroa ny resaka 2002,...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
4. Mai 2004 10:39
20864
Personne sur ce forum n'a contesté la necessité d'établir plus de relations culturelles et commerciales avec l'Asie et en commencant par...
manao ahoana daholo, hiady amin`ny mpandala tontolo iainana ao nareo ry Big Zoulou fa kitikitio eo nge io tany mena sy vy be ao Mantasoa io eh!!!! RTS Hery...
rts Tsi.Rah
rts01267@...
4. Mai 2004 21:59
20866
Parlons un peu de l'excellence des relations entre notre pays MADAGASCAR et la CHINE, La Chine est devenue une puissance industrielle et commerciale à...
Fa Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao, tsy handao anao na hahafoy anao Izy. Deotoronomia 31:6 [Les parties de ce message comportant autre chose que...
Manaiky ny hevitry Hery zoulou aho fa angaha moa ao Mantasoa ihany no misy Tany Mena. Ny mena mean tsy hirehitra eran'ny Madagasikara...
dama ravelo
ravelo_fr_mg@...
5. Mai 2004 9:04
20869
Akory, Koa dia arahabaina Atoa Rakamisilahy Martial. Manantena izahay fa hitondra fampandrosoana ho an'ny Vahoakan'ny Manakara Ianao araka ny voalazanao...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
5. Mai 2004 11:18
20870
Tsara ny hevitra ary tokony atomboka haingana aloha dia eny mbola be ny mpila. Ny olana fotsiny dia ny tena foiben'ny vy ireo efa nototoran'ny frantsay rano...
Langoro tsimiasa
tsimiasa@...
5. Mai 2004 14:59
20871
Akory, Mampahatsiahy ny tenin'ny Itpklahy Mitterand fahizay hoe: "Je preside, je ne gouverne pas". Azo esorina izay tsy manao ny tokony hataony na dia be...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
5. Mai 2004 22:03
20872
Manao ahoana daholo, Mety kabary politikam-pifidianana fotsiny aloha ny any Minisitra Thimotee e ! Isika moa tsy mahita izay ao andohany ao ko ! Kanefa raha...
RJ
joss.r@...
6. Mai 2004 6:58
20873
Re-manao ahoana ? Toa matetika ange rehefa tetika lehibe ohatran'ireny dia mila mpitondra vola sy mpahay tekinika e ! Dia tsy orin'asa iray fa roa. Ary toa...