Tsara Jehovah, fiarovana mafy amin'ny andro fahoriana, ka mahalala izay mialoka aminy. NAHÖMA 1:7 [Les parties de ce message comportant autre chose que du...
Christallina
christallina@...
1. Avril 2004 8:03
20553
Akory aby Midina ny sadam-bola Malagasy, mikatra ny vidim-piainana. Vokatry ny tsy fahaiza-mitondran-dRavalomanana izy io. Mampajaly vahoaka ny mpitondra raha...
Akory aby Tsy manana vahaolana amin'izao Krizy ara-toekarena misy eto Madagasikara izao ny Mpitondra. Miakatra ny vidim-piainana. Miala amin-tsika tsikelikely...
Miarahaba, Ny euro lasa 12 000 fmg, mampatahotra tokoa, na izany aza dia tokony ho fantatry ny rehetra fa ny " fluctuations " ny fmg, dia ny " cours ...
ralison@...
1. Avril 2004 9:00
20556
Mipasoka ny efa malama ; " Barane" sisa no tsy ampy. Tsy aiko na "détaxé" koa io crème kiraro io. [Les parties de ce message comportant autre chose que du...
Rmwillys@...
1. Avril 2004 9:23
20557
APPEL AUX DONATEURS, RELATIF AUX CYCLONES COMMUNIQUE DE L’AMBASSADE DE MADAGASCAR EN France En complément aux appels à la solidarité que l’Ambassadeur...
ralison@...
1. Avril 2004 10:52
20558
Mahagaga ve ny vidim-piainana miakatra? Taiza no nisy nidina? i Shalom...
/ RAKOTONIRINA RATSIA...
bootana@...
1. Avril 2004 11:13
20559
Ny "pouvoir d'achat" angamba no tiany i Jeau de Dieu nolazaina Shalom a !. Ny tsara ho fantatra angamba dia ny fisiany antony maro maha tonga izany. Ny sasany...
RJ
joss.r@...
1. Avril 2004 11:52
20560
Eo ny tanjaky ny Euro fa eo koa ny tsy fahaiza-manao ny mpitondra. Sahona minanin-drindrina anie ny mpitondra ankehitriny. Ny herin- tsaina ambony fa ny fomba...
Akory !!! Raha manao jery todika, dia hitako fa zakan'ity vahoaka (rehefa samy hanao solombavabahoaka ihany)ity ny zava-misy. Tsarovy fa 75 000 fmg ny litatry...
ArtSpirit
Artspirit@...
1. Avril 2004 14:00
20562
Salama aby, Aoka hodinihina tsara ny resaka atao, fa tsy mbola am-pahafirin'ny tena mpanao adim-poko ny Malagasy maniry izany, sao dia resaka ampiadiana...
Akory aby, Misaotra an'ny Rakolahy ny @ ny heviny sy sahy mijoro. Efa ela io no napetraka teto fa izay vao azon'ny rehetra ny resaka hoe Mailo. Eo @ ny resaka...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
1. Avril 2004 21:33
20564
Manakory daholo ny mpisera, Ireto misy lahatsoratra telo (Cf.1 & 2) mety manazava bebe kokoa angamba ny prOblema mikasika ny sandambola malagasy mitsotongana...
Tsara và hianareo ? Soa và isika ? Enga anie samy ho soa sy tsara avokoa isika rehetra . NY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY VOLANA MALAGASY Ho an’ny olona...
Arima Rabesata
arima@...
2. Avril 2004 5:17
20566
Otra sesy lany. [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été supprimées]...
Rmwillys@...
2. Avril 2004 5:46
20567
Salama daholo ! Nampipongatra tsangan-kevitra maromaro ilay resaka hoe : Ny 29 Martsa 1947 sy ny MDRM izay nanazava ny antony ny maha-famingavingana ny MDRM sy...
Fa marina Jehovah, ka fahamarinana no tiany; Ny mahitsy no hahita ny tavany. SALAMO 11:7 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
Christallina
christallina@...
2. Avril 2004 7:27
20570
Akory, Mazava ny azy ny resaka. Ajanony io Timisation sao dia tara. Tandremo sao diso fahavalo. Izay indray Thimotee MFM - Congrès régional à Manandriana ...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
2. Avril 2004 7:42
20571
Salama Na dia tsy misy fotoana firy aza dia namaky hatramin'ny farany maimaika ny famakafakàna nataon'i Lysnorine, mahaliana koa hisaorana indrindra. Raha...
Rary
rary@...
2. Avril 2004 9:57
20572
Miarahaba Tompoko, Ny fikambanana Tiako I Madagasikara Frantsa dia faly manasa anao anatrika ny dinidinika sy tafatafa momban'ny raharaham-pirenena izay...
Dina Rakotomalala
dina.rakotomalala@...
2. Avril 2004 10:29
20573
DROIT DE RÉPONSE "Assidu" et les droits de l'homme : la vérité est sous la table ... Fanantenandrainy Ratsimbazafy vendredi 2 avril 2004 , par TIM France Se...
Rary
rary@...
2. Avril 2004 10:39
20574
Manahoana daholo Tsy mila mianatra "siences économiques" na Politika avo lenta vao tokony hahatsapa fa: Tsy misy hidiran'ny vidi-piainana ny varotra lavanila...
RAKOTOMALALA Olivier
liva82234@...
2. Avril 2004 12:27
20575
LA SOUFFRANCE DES JEUNES EN QUESTION Parents, éducateurs, amis: Comment aider ces jeunes en souffrance? CONFERENCE DEBAT: Vendredi 2 Avril à 20h30 Salle des...
Salama Ra dede Misaotra amin'ilay resaka saingy aoka aloha hazava fa tsy misy hifandraisany akory ilay vidim-piainana sy ny vanila. Raha ny hoe lasa any Uganda...
... a écrit ... hifandraisany ... Ny Vanila no an'isany mampiditra Devizy any amin-tsika. Ny volana Marsa ity no antenaina hiverina ny vidin'ny letisy. Ny...
Salama daholo indray Mahafinaritra ny famelabelarana ireto zava-nisy tamin'ny 29 Martsa ireto. Tena azo lazaina fa misy mahatahiry ny tantara. Fa mba...
Je suis un nouveau venu dans ce forum de discussion serasera. Mais vu l’importance de certains thèmes que vous discutez, j’aimerais apporter ma modeste...
k'ahoana e.. ka 'ry 'le soara isany anie efa tsy aman-tseza intsony e.. efa tsy inoan' ny olona niaraka taminy na ny zanany akoriny aza (tadidio i lendrema sy ...