Manao ahoana o ! Misaotra an'i Lysnorine aminy fampatsiarovana ny « accord de coop. Militaire », sy ny fanazavana rehetra. Manana zanaka mpahay manaraka sy...
RJ
joss.r@...
1. Décembre 2003 8:13
18818
Salama Hiova resaka kely e! Efa fantatsika ny vokatra Scorpions/Benin Efa fantatra koa ny olana mahazo ny mpilalao @ lafiny rehetra Na izany aza dia hita fa...
harifidy rasoanaivo
rasoanaivofidy@...
1. Décembre 2003 8:48
18819
Inona marina no tena nahatonga ny fitondrana nanapakevitra ny hifandray amin'i Colombie, ka nametraka masoivoha any mihintsy? Misy tombontsoa ho antsika ve...
Salama MARINA MIHITSY NY VOALAZANAO Ny ampiko kely fotsiny dia hoe Sarotra amiko koa ny hino fa tsy misy avy amin'ireny vola maloto ireny ( tsy colombie irery...
harifidy rasoanaivo
rasoanaivofidy@...
1. Décembre 2003 8:59
18821
chez le scorpion la meilleure défense c'est l'attaque! j'ai déjà répondu ici http://www.madanight.com/viewtopic_735.htm ... Salama Hiova resaka kely e! Efa...
Misaotra anao mamelona ny fitadidiana, mankatelina e! Mahafinaritra koa ny mahita fa miasa mafy ny kapila fototra mitahiry ny tokony tsy ho adino. Matetika...
Gozy
gozy@...
1. Décembre 2003 10:18
18823
Miarahaba antsika.... DANGEUREUX BE izany. Tokony ho conscient an'izany anie ny filoha satria domaine-ny io. Kanefa mino aho fa matoa izy mamela ny...
Mike ANDRIANARIJAONA
m_andrianarijaona@...
1. Décembre 2003 10:23
18824
F'anagaha mbola misy vache folle any Frantsa? sa ny carcasse no alefa aty amintsika. sao manao complexe corse ary ianareo izany... randriamparany Thimotee...
le consul demande des moyens sur la radio france info de ce matin. C'est vrai que la destination France est la préférée de nos compatriotes,mais beaucoup de...
O Razoky e! Raha nibebaka anie Rajodasy fa tsy namono tena dia nahazo famindram-po ka voavonjy avy eo e! Fa ny fo tsy mety manaiky fa "for all have sinned and...
Manakory aby, Mba naheno aho hoe ny fiara utilitaires + de 15 ans hono dia tsy mahazo miditra any Madagasikara intsony ka mba miangavy ireo izay mahalala mba...
Tiana
tianaras@...
1. Décembre 2003 14:34
18840
Timothee a, Dia miala tsiny aloha fa lasa vary amin'anana izy ity fa any amin'ny tsena sy FFKM misy hidiran'ny avec JEsus ou non sy famindram-po dia mihitatra...
Ny zavatra anontaniako voalohany angamba dia hoe efa nisy tany amerika atsimo ve ianareo ireo ka mahalala ny fomba fiainana any? Mahagaga ahy mantsy ny...
Rangita
esoary@...
1. Décembre 2003 16:21
18842
Angamba tsy zoviana intsony fa ny volabe misy any Colombie dia vola maloto ny akamaroany. Izaho aloha tsy mbola nanisa ny isan'ny mpifoka rongony any Colombia...
Manao ahoana daholo ? Tena mahay baiboly daholo kosa hianareo an ! Fa tena toa sarotra be ny fieritreretana ny fisarahany fivavahana sy ny fanaovana politika o...
RJ
joss.r@...
1. Décembre 2003 18:32
18844
Tena ohatranao koa aho Mike ! Josseline De : Mike ANDRIANARIJAONA <m_andrianarijaona@y...> Date : Lundi 1, Décembre 2003 6:21 Objet : Re: [serasera] LOZA...
RJ
joss.r@...
1. Décembre 2003 18:35
18845
Salut, Quelques questions Julien : - si le consulat de France est en greve , c'est depuis quand? Ou est-ce juste une menace ? - la destination France est...
RJ
joss.r@...
1. Décembre 2003 19:37
18846
Ho antsika Somary nivoaka ny lohahevitra ihany isika: Tokony hanao paolitika ve D. RAJAKOBA, M. L. KING, R. ANDRIAMANJATO? Nefa moa efa fanao eto ihany ny...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
1. Décembre 2003 20:25
18847
Parce que pour répondre aux critères de l'europe de Maastrich,les gouvernements doivent faire des coupes sombres dans tous les budgets. La France n'a plus...
Manahoana ianao Fanja, Ny tena taiko ho lazaina dia hoe " Izay vonona hiaraka @ ny Jesoa dia izay rehetra vovona hanaraka ny didiny, sy izay hanantanteraka ny...
randriamparany Thimotee
rthimotee@...
1. Décembre 2003 21:50
18849
Salama daholo Any amintsika moa dia ny CATHOLIQUE sy ny PROTESTANT no betsaka. Fa hevero ange fa raha ny MUSULMAN indray hono no ho maro an'isa ao...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
1. Décembre 2003 22:44
18850
Salama! Azafady, mba misy fanontaniana mikasika an'ilay resaka "tsena" sy "HIV" ireto sao mba misy manana valinteny isika eto. 1. Tsena: Nanao ahoana marina ny...
Sahoby Raharinirina
Sahoby.Raharinirina@...
2. Décembre 2003 0:18
18851
Salanitra, Misy "mety" ho interetsn-tsika any Amerika latina- ka! marinE! tsy voatery vola maloto le izy,naha dia sur fa tsy maintsy ho izay- mety izay aloha-...
Smile- Hiverina hiaina ny tany isika- Eny raha omena opportunity aho hiverina hiaina ny t@ izany dia ho mety hafa ny fijeriko sy ny an'ny rehetra- sy ny...
Manakory iaby Iaho moa no nanomboka an'ity resaka fisaorana ny RNM ity ary dia mbola ... Ka dia ho valiana, satria misy tantarany daholo ny zava-drehetra fa...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
2. Décembre 2003 3:19
18854
Manao ahoana, If I was to stand before God, I would just answer Him that I tried to practice the liberty as it' s being taught from the beginning : not to be...
RJ
joss.r@...
2. Décembre 2003 4:13
18855
Amygdalis - Peer review Tahaka ilay mijery film dramatique tokoa ka eo avokoa ireo mpandray anjara rehetra....Izay tokoa. Saingy tsy voatery ho nitsetra sy...