SALAMA NY MPISERASERA! Ohatry ny variana @ fivarotana tany isika fa nahoana moa raha mba asiana resaka ny lalaon'ny nosy e! i Michel Ramaroson ihany izao no...
Njaka
njaka_ramanandafy@...
1. Septembre 2003 8:29
17569
Manahoana daholo, Mampalahelo izy ity. Aiza Ravalomanana amin'ny resaka fandriam- pahalemana fa toa ho lasan-drizalahy ny vola voaaongana. Jeandede Andapa ...
Manao ahoana daholo Hono ho aho ny Prezida ve afaka misolo ny asan'ny Fitsarana Jean dede FONCTIONNAIRES ET COTONA : SÉVÈRES AVERTISSEMENTS DU PRÉSIDENT ...
... De : Joserako@... [mailto:Joserako@...] Envoye : jeudi 7 aout 2003 09:57 Ry havana, Amim-pifaliana lehibe no ilazanay aminareo fa noho ny ...
RATSIMBAZAFY Fan DRLD...
fanantenandrainy.rats...
1. Septembre 2003 14:01
17573
Salama, Zovy tokoa no tsy niresaka iny fanafihana tany fianarantsoa t@ zoma iny? Olona 4 be izao no indray voatifitra ary maty. Lasa ny vola be. Araka ny ...
Njaka
njaka_ramanandafy@...
1. Septembre 2003 14:27
17574
Misaotra an'i Ratsimbazafy Jean de Dieu nanoratra, nampahafantatra ny heviny. Tsy maninona mihintsy raha hataonao mijery midina aho, haleo mba mijery midina...
Misaotra indrindra @ torohevitra. Miarena robdera <robdera@...> wrote: Une info très utile pour une fois dont on peut se demander pourquoi les marchands...
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org
--------------
Misy olana mitranga ato @ Caisse d'Epargne de Madagascar. Ny olana dia tsy marina velively fa...
narisoa
anonyme@...
1. Septembre 2003 20:52
17580
Misaotra indrindra @ torohevitra. Miarena robdera <robdera@...> wrote: Une info très utile pour une fois dont on peut se demander pourquoi les marchands...
Salama aby, Je réagis en tant que détenteur des droits qui me sont conférés en tant que citoyen malgache, et je voudrais contribuer dans l'habilitation de...
HO an'ny namana rehetra, Iny alefako iny vaovao mety hahaliana antsika. Mirary soa i Liliane [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte...
lkoziol
lkoziol@...
2. Septembre 2003 1:55
17584
Aiza izany ry Liliane oh? ______________________________________________________ lkoziol <lkoziol@...> wrote: HO an'ny namana rehetra, Iny...
Miarahaba ny ekipa rehetra! Hoy ianao hoe misy olana be ato @ ny Caisse d'Épargne Malagasy "CEM" : "5°Hitan-drizareo fa mandroso be ny CEM amin'izao fotoana...
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org
--------------
Miarahaba an'i Rainiketaka sy ny mpiserasera rehetra. Ialako tsiny ny tsi-fananana fotoana...
Sébastien
anonyme@...
2. Septembre 2003 6:26
17587
Ary ny lelako hilaza ny fahamarinanao; ny fiderana Anao no hataoko mandrakariva. SALAMO 35:28 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte...
Christallina
christallina@...
2. Septembre 2003 6:40
17588
Salama ny mpisera, Fanontaniana ny ahy : tsy possible azo ovaina ve io numéro de série io? Ny gasy mantsy hainao ihany raha hikaroka. Téléphone vidinao ao...
Njaka
njaka_ramanandafy@...
2. Septembre 2003 7:22
17589
Bonjour Je prends à mon compte la question de l'"objet" et donne une réponse venant d'un citoyen de base sans éducation politique mais aimant son pays à sa...
rary
rary@...
2. Septembre 2003 8:04
17590
Mandat d'arrêt international contre l'ancien président Patassé BANGUI, 26 août (AFP) La justice centrafricaine a annoncé mardi avoir lancé un mandat...
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org
--------------
Il s'est dégagé, après les provocations de rajiosy, une "géographie" de ce forum que l'on...
ravazaha
anonyme@...
2. Septembre 2003 12:14
17592
Manao ahoana daholo Ny fomba filalaon'i Ekipan-dRavalo aloha efa hitahita eny ihany. I Ravalo no mpitsoka Antsiva, ary Radavidson no mpamandry Adrisa. Dia...
Nisy nanafika tao Ambalamanakana ry Lego 02-09-2003 / 10:22 Nieren-doza ny tarika Lego ! Raha avy nanao fampisehoana tany an- drenivohitr'i Betsileo ry Lego,...
Manao ahoana daholo? Ny an'i Hissène Habré no efa tena andalana ho an'i Belgique, manana fitsarana "de competence internationale". tena afaka mitsara...
RJ
joss.r@...
2. Septembre 2003 15:17
17595
Salut Lilian Tsy mandray attachement ny eto amin'ny serasera@... fa raha mba azonao copier-coller atao text brut dia tena mahafinaritra Misaotra...
Ho an'ingahy SOLONAVALONA sy ny rehetra Fanamarihina tsotsotra ihany sisa azo atolotra: 1- Tsy mitovy ny zavamisy tamin'ny andron-dRADAMA sy ny ankehitriny: ...