Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 16886 - 16915 sur 34632   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
16886
Indro efa nesoriko ny helokao, ary hampiankajoiko akanjo fihaingoana hianao. ZAKARIA 3:4 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
7:13
16887
Faly miarahaba antsika rehetra aho. Misy fanontaniana mahalasa ny fisainako mikasika ireo olona mpamafy bibikely tsy hita maso atao hoe "virus" ao anaty...
i_vetso
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2003
13:02
16888
MIARAHABA AMIN`NY ANARAN`ILAY TIA ANTSIKA. %%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%% "Fa...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2003
14:40
16889
Manao ahoana? Mbola manaintaina mafy ny tongotro nodidiana sy nasiana vy kanefa dia te hisokatra amin'ny tontolo fa leon'ny mivalampatra amin'ny fandriana eto...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
14:52
16890
MIARAHABA AMIN`NY ANARAN`ILAY TIA ANTSIKA. %%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%%% "Fa...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2003
14:56
16891
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org ... Misaotra an'izay te hamaly ny hetahetako. IZaho dia mana-namana iray izay mitady olona ho vady. Tsy mbola mahay...
razafindraibe lucie a...
anonyme@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
17:18
16892
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Faly miarahaba anareo mpamaky ny serasera izahay mpikarakara ny Basket-Ball sy Baolina Kitra...
Bakoly E.Ravaonirina
anonyme@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
17:19
16893
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Asa ho'aho fa izahay tsy misoratra eto kanefa dia naharay ilay entakely voapoizina. Tratrako...
rajiosy.com
anonyme@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
17:23
16894
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- A simple and easy way to earn money with your computer! Can you type? If so, you can earn a high...
HarsonSmily
anonyme@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
18:42
16895
Mirary soa sy fahasalamana ho anareo rehetra. Fisaorana mitafotafo no atolotray anareo mpikarakaraka ny RSM 2003 (Rencontre Sportive Malagasy) ao New Jersey sy...
Njakalahy .
njakalahy
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2003
22:03
16896
Manao ahoana? Mirary fiverenan'ny fahasalamana farany haingana ho an'i Mialy aho. Hiverina haingana anie ny herinao ary ho afaka anie ny taintaina rehetra. ...
Sahoby Raharinirina
Sahoby.Raharinirina@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
22:34
16897
Mahatisaro anao mandrakariva izahay rehetra. Tohina vao nahita ny vaovao. Hita anefa izao fa efa misy fiovana matoa eo anoloanan'ny Ordinateur ianao. Mivavaka...
Lantosoa Andrianoely
lanto_andria@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
22:51
16898
Miarahaba ny rehetra, Dia tena afaka tokoa ny havizanana tamin'izao fisaorana mitafotafo ataonareo avy any Washington DC izao. Mamerina aminareo ny fisaorana...
Lantosoa Andrianoely
lanto_andria@...
Envoyer un message
1. Juillet 2003
23:39
16899
Mangatsiatsiaha, Mahareta dia mitomboa fahasalamana Kitikitika ... From: Sahoby Raharinirina <Sahoby.Raharinirina@...> To: Mialy Rabe...
Kitikitika ihany
kitikitika@...
Envoyer un message
2. Juillet 2003
12:22
16900
TSY IRERY IANAO... Na mafy aza ny lalana, Mideza ny fiakarana, Manjombona ny andro, Miampify ny masoandro, Ka zary haizin-kitroka ny faravodilanitra Marefo sy...
DadaRabe@...
Envoyer un message
2. Juillet 2003
14:34
16901
Faly miarahaba antsika rehetra aho. indrindra Ianao r'i Vetso, Fa izao izay manoratra dia tena anisany voan'io voalazanao io na ny bibikely na ny adiresy...
Rabesata Arima
arima@...
Envoyer un message
2. Juillet 2003
16:46
16902
Miarahaba antsika rehetra Tompoko Manao izao filazana izao aho; fa hatramin'ny nandefasako ny Volana faha-8 Malagasy teto amin'ny SERASERA vao roa andro izay,...
Rabesata Arima
arima@...
Envoyer un message
2. Juillet 2003
16:46
16903
Manahoana, Fanazavana kely fotsiny Efa nisy nilazako teto amin'ny serasera ihany momba ity virus ity. Io manjo an'i Arima io dia virus ihany. Ny machine-nao no...
Tsiky dia Ampy
eughery
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2003
17:13
16904
Mamangy ny rehetra. Mirary fahasalamana aingana ho an'i Mialy. Mino izahay fa manana mpisolo vava manampy anao ihanao mandritra izao fotoana mbola maha mando...
Njakalahy .
njakalahy
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2003
20:30
16905
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Amin'izao Iray volan'ny teny malagasy izao dia manainga anareo izahay hameno ireo fanontaniana...
Kolo Malagasy
anonyme@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
4:55
16906
Akory lahaly, Izaho ranamana tena maniry ary mba efa mihezaka be ihany @ fitenenana teny anglisy fa tena tsy azoko loatra ny tian'ity hafatra ity ho ...
Sce import
joue@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
4:56
16907
Koa tandremo, fandrao maizina ny mazava izay ao anatinao, ary amin'izany, raha mazava ny tenanao rehetra, ka tsy misy maizina, dia hazava avokoa izy rehetra,...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
7:15
16908
Miala tsiny hoy ny Gasy petaka raha hiteny. Ny fialan-tsiny hono mantsy fangatahan-dalana. Koa dia tsy ho tsiny raha mandray vata maro afitsoka (clavier) ka...
Rakotoniaina Johanesa
johanesa_nirina
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2003
7:43
16909
Any, Aza tsiny, mba hisy fanamarihana kely tiako asetry raha sitrakao-reo, tena tsy azoko ny dikan'ilay hoe: " Valandresaka (valana sy resaka?)", tsy mba misy...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2003
9:04
16910
Aiza kosa, Raiso amin'ny hoe: "valan'omby", "vala" no fototeny. Toy ny hoe:"Ny ranomasina no ho valam-parihiko". Sa tsy izay moa... RABE Any, Aza tsiny, mba...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
13:47
16911
Saika adinoko, Raha efa nifanena tamin'ny fanampinanarana hoe "Valentine" koa ianao dia matetika hafohezina hoe: "Vala". Ka raha vadin-dRabe i "Vala" dia...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
14:54
16912
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Un soir dans le jardin des langues Jardin ECObox, 22quater, rue Pajol, derrière le grand portail....
Jardin Ecobox
anonyme@...
Envoyer un message
3. Juillet 2003
17:26
16913
manahoana ny rereko @izy ity dia, @ ankapobeny, raha ohatra ka tiana ny ho "bilingue" ilay zaza, dia asiana tontolo anankiroa misaraka tsy mifaningotra tsy ...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2003
17:32
16914
okay...mety daholo... raHaja __________________________________________________________ RABEMANANJARA Maurice <maursah@...> wrote: Aiza kosa, Raiso amin'ny...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2003
0:38
16915
au temps present lay conjuguaison nomeko aloha e! fa tsy nijanona teo @ ilay hoe "vala"-nao >>>>>" fa (mi-na i)Vala(n(a))-resaka", hafa mihintsy iny raha...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2003
0:44
Messages 16886 - 16915 sur 34632   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide