Izay manaratsy rahalahy na mitsara ny rahalahiny dia manaratsy ny lalàna sy mitsara ny lalàna; fa raha mitsara ny lalàna hianao, dia tsy mpankato ny...
16614
i_vetso <i_vetso@....
i_vetso
1. Juin 2003 16:49
Ny kolontsaina ve ? Azafady, etsy ange ! Teny manana ny lanjany Sy ny hery sy ny tanjany, Mampiavaka ny firenena, Andrianina fa tsy hosena. Ny lafim-piainana...
16615
i_vetso <i_vetso@....
i_vetso
1. Juin 2003 16:52
NENY Neny,... Teny Re ombieny ombieny Mahafaly, maharavo, Ka isaorana ny Avo. Neny,... Mahafaly fo sy saina Izany tsikiny lalaina. Eny, izy manontolo Mahababo...
16616
vision2021@...
1. Juin 2003 19:48
Miarahaba ny Malagasy mpianakavy. Efa fantatrareo ihany ity olona manoratra ity dia miandrandra ny ho filoham-pirenen39;i Madagasika amin'ny 2021. Tsy miafina...
16617
i_vetso <i_vetso@....
i_vetso
1. Juin 2003 20:09
NY KINANGA MAHAVERY Ny soa ho an'ny firenena No katsahina, kendrena, Dia fahasoavana iombonana Tsy vita raha tsy ifanakonana. Fiaina-milanto sy mirindra ...
16618
vision2021@...
1. Juin 2003 20:25
Miarahaba sy mirary fahasalamana ho anao. Inty mba misy vaha-olana entina manamora sy MANAFAINGANA ny fifamoivoizana ao andrenivohitr39;i Madagasikara alohan'ny...
16619
i_vetso <i_vetso@....
i_vetso
1. Juin 2003 22:42
Ny tsileondriaka ve ? Azafady kely ange ! Tsy haitraitram-panononana Fa mitahiry soa iombonana. Ny riaka lasa mikoriana, Misasasasa mahavariana, Ny antsanga...
16620
RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@...
2. Juin 2003 3:51
Miarahaba ny rehetra, Ary nyorin'asa COLAS ve mbola miasa ao ihany ? Io orin'asa io mantsy tena azo tsapain-tanana mihintsy ny zava-bitany GR ... ...
16621
Christallina
christallina@...
2. Juin 2003 6:53
Iny Jesosy izay nampakarina niala taminareo ho any an-danitra iny dia mbola ho avy tahaka ny nahitanareo Azy niakatra ho any an-danitra. ASAN'NY APOSTOLY 1:11 ...
16622
RAKOTONDRABARY Elise
midoriravinala@...
2. Juin 2003 7:07
Akory aby! Tsy tato @ serasera fa tany @ site hafa no nahitako tsikera mikasika ny fitondrana ankehitriny. Hoy ny mpanoratra :"Tsy fantatra mazava hoe ...
16623
Jean Marline
Jean.Marline@...
2. Juin 2003 12:06
Iza no dondrona? Tsy mba menatra izaho milaza ny tany niaviako. Na dia tany mahantra, Gasikara no tiako! Tsy mba menatra koa mihira 'reo hira mba tiako dia...
16624
Rabe A
rhajapan
2. Juin 2003 13:55
Salama i Tsiry, Mahafinaritra ny mahitra malagasy manana "vision" toa anao izao, mba tsy hilazana rehefa tonga eo @ fitondrana ianao fa tsy manana sori-dalana...
16625
Henri Soa
razaka16@...
2. Juin 2003 14:10
Salut Vao tsy ela aho no namaky momba ny fivoarana aingana vitan-dry zareo koreana tatsimo, tao amin'ny GEO nivoaka taona maro ela izay, ary nanazava ilay ...
16626
ramarotafika_rado <...
ramarotafika...
2. Juin 2003 14:55
Faly miarahaba ny rehetra, Hetsika iray eto Parisy sy ny manodidina, --------- Sabotsy 21 Jona 2003 manomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro 427,...
16627
rossy paul bert
lerossy
2. Juin 2003 15:52
ialana tsiny indrindra fa noho ny fifanjevoana ara-taratasy dia ahemotra amin'ny volana jolay ny alim-pikoranana miaraka amin-dry Rossy saika atao tao lausanne...
16628
Jean-Claude RABEHERIF...
jcrabeh3@...
2. Juin 2003 17:22
Salama ? Inty fampahafantarana fampisehoana eto Paris "film documentaire" iray momba an'i Dago. Samia tsara JCR ================================ Dans le cadre...
16629
philippe.rajaona@...
philippe_raj...
2. Juin 2003 19:21
Pour info, ====================================== SORTIE le 21 JUIN 2003 aux Éditions AKO du livre : "Madagascar, le duel" Les "deux cents jours" qui ont fait...
16630
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
2. Juin 2003 20:58
Manakore Ny mampalahelo angamba dia ny fahatsapana fa rehefa i 'Radidy39; mianakavy no nanangana 'SONAVAM39; sy ny Sisa... dia kolikoly ny anarany. Ary rehefa...
16631
Teny Fiainana
teny_fiainana
3. Juin 2003 0:49
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ========================== "Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa. Fa ao...
16632
Rabe A
rhajapan
3. Juin 2003 0:51
Salama, Somary miala any indray aho Rabe, aiza no toerana tena misy ity lalana ity sy ny rafitra-ny? T@ andron'ny fitondrana malagasy leninisme-marxiste sns 25...
16633
jjffreedoom <jjffr...
jjffreedoom
3. Juin 2003 3:52
« Développement rapide de Madagascar » : Retombées favorables escomptées pour la population malagasy en cas d'effectivité. Essayons de faire un travail...
16634
Dina Ratsimbazafy
ratsimbazafy...
3. Juin 2003 5:47
Misy zavatra lehibe adinon'i Razaka momba ny koreana tasimo: dia ny fiankinana 100% ny toekareny @ bekintana. Ny fanampiany Amerikana azy @ lafiny maro ...
Any, Valiny tompoko, nampifankatia tokoa izy ho an'ireo mpampihatra azy, ary niteraka "malahelo" kosa @ isan-jatony maromaro nandritra ny fihainan'ny...
16637
mihzo <Hzo@...>
mihzo
3. Juin 2003 7:12
MADAGASCAR, 7 MOIS DE CHAOS Dans le cadre du "Festival des droits de l'Homme de Paris", projections du film en compétition : "MADAGASCAR, 7 MOIS DE CHAOS", de...
16638
Christallina
christallina@...
3. Juin 2003 7:42
Efa nomen'ny herin'Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'ny fahalalana Ilay niantso...
Andriamanitra no miantso mba hiasa an-tanimboly Ka ny sabatra amin'izany dia ny Tenin'ny Baiboly. Asa fanolorantena, tena Asa fanompoana, Mitaky zotom-po...
16641
Christallina
christallina@...
3. Juin 2003 16:50
Ka amin'ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin'ny fampianaranao maneho ny tsi-faharatsiana, ny fahamaotinana, ny teny tsy...
16642
Parsotam Claude
raklo.parso@...
3. Juin 2003 16:59
Pour information ci-dessous l'annonce d'une manifestation qui pourrait nous intéresser tous et surtout ceux qui vivent dans et aux environs de la capitale : ...