Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 15512 - 15541 sur 34625   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
15512
Koa samy hampahoan'Andriamanitra ny amin'ny tenany avy isika. ROMANINA 14:12 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul on été...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
1. Mars 2003
14:57
15513
Mankasitraka an'i Hanta Haritiana ny amin'ny fampatsiahivana fa tena mampahery sady mahagaga tokoa "ny fitondran'Andriamanitra" Tena tsapa tokoa !!! Mahereza...
Miora ANDRIANAIVO
oullias@...
Envoyer un message
1. Mars 2003
18:14
15514
Salut Ra-ex3, Voaray. Ny paragirafy faha-2n' i Ra-ex3 dia efa nasiako fanitsiana sy fanazavana teto ihany oh. Maro no toa anao mantsy no lasa nivoana @ io...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
2. Mars 2003
2:37
15515
Ary koa ny fanjakan'ny lanitra dia tahaka ny mpandranto anankiray izay nikatsaka vato soa; ary rehefa nahita vato soa iray saro-bidy izy, dia lasa nivarotra ny...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
2. Mars 2003
6:22
15516
Ho an'ny rehetra, Miala tsiny fa diso ny adiresin'ny TF ka izao no izy http://teny.fiainana.free.fr/ Mirary herinandro finaritra ao ambanin'ny fitahian'ny...
Lala Rasoloarijao
ralama2
Messenger Envoyer un message
2. Mars 2003
7:49
15517
Pensez-vous que les grâces présidentielles accelèrent ou non l'insécurité publique dans les grandes villes? Faudrait-il les libèrer pour en confisquer...
Randriamampianina Her...
herizojacky@...
Envoyer un message
2. Mars 2003
18:15
15518
Tsy hiaro na handiso be fahatany fa heveriko Ra-rhaj fa tsara mba ahafahana miady hevitra tsara amin'ny vaovao tapatapany nalefanao dia aposakao eto amin'ny...
Randriamampianina Her...
herizojacky@...
Envoyer un message
2. Mars 2003
18:16
15519
Amiko dia rehefa miova ny fitondrana na eo amin'ny fanjakana na eo amin'ny orinas dia mipetraka foana ny sokajy telo ao ireo manaraka avy hatrany eo ny ...
Randriamampianina Her...
herizojacky@...
Envoyer un message
2. Mars 2003
18:16
15520
Marina tokoa ny lazain'i Herizojacky, ary ho tohin'izany Izao no zavamisy ankehitriny any Madagasikara. 1 --Misy karazan'olona te hampandroso...
Hery Zoulou
big_zoulou
Messenger Envoyer un message
2. Mars 2003
19:05
15521
manao ahoana daholo Raha ny hevitro kosa aloha dia izao Raha tany efa nalavo angamba tokony tsy hiverenana intsony. Ny mpitondra anie tsy...
Abel Rakoto
rakotoabel@...
Envoyer un message
2. Mars 2003
19:16
15522
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika =o=o=o=o=o=o=o=o=o=o=o=o=o=o= "Aza manahy na amin'ny inona na amin'ny inona fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
2. Mars 2003
19:54
15523
Salama aby, Tsetsatsetsa tsy aritra ny aritra ny ahy, avy amin'ny famakiana ny gazetintsika Malagasy. Tsy manam-pahaizana momba ny fitenenana aho, fa dia...
miarena miarena
rainindevo2000
Messenger Envoyer un message
2. Mars 2003
21:53
15524
Tsara và ! Ianao ? Tsara và ! Isika ? Enga samy ho soa sy tsara avokoa isika rehetra ! Faly miarahaba antsika rehetra amin'izao faha-4, ny volana Malagasy...
Rabesata Arima
arima@...
Envoyer un message
3. Mars 2003
4:59
15525
From: Ra-XIII To: Rabe A Cc: serasera-proprietaire@... Sent: Saturday, March 01, 2003 11:22 PM Subject: Re : supercomputer sy gasikara..., ...
Heriniaina Eugène
eughery
Messenger Envoyer un message
3. Mars 2003
5:51
15526
Matoa mikononkonana korontana ny mpomba ny fitondrana teo aloha (misy vazaha frantsay ao anatin'io an), dia tsapan'izy ireo fa toa efa fiana-draharaha ny...
Arsène RABARISON
arabarison
Messenger Envoyer un message
3. Mars 2003
6:18
15527
Any daholo, Tena marina mihintsy izany, fa be ny fametraham-panontaniana, ary ny fisalasalana no mameno ny valiny. Fisalasalana tokoa ary mahasanganenina !!!!...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
3. Mars 2003
7:08
15528
Fanontanian'ny maro mihitsy ity hoe handohalika amin'ny Frantsa (reny malala) indray ve Ramalagasy efa mba te-hiova ? Raha ny dian'ingahy Filohan'ny repoblika...
Arsène RABARISON
arabarison
Messenger Envoyer un message
3. Mars 2003
7:35
15529
Tsara tokoa ny fanomezana ohatra vitsivitsy na anarana mihintsy (hilaina ny mangarahara) fa lasa fanenjehana be fahatany fotsiny. Rary ... From:...
missa
missa1@...
Envoyer un message
3. Mars 2003
14:49
15530
Miarahaba Isan'ny nanatrika ny resadresaka nataon'ny filoha teto Frantsa ny tenako, ary toy izao no fandraisako ny dinidinika, hamaliana an-dRaHaja: ...
missa
missa1@...
Envoyer un message
3. Mars 2003
14:49
15531
Olona iza tamintsika moa no afaka hampikarama an'i Clinton tany Madagasikara isika ............... dia mbola mimemenomenona ihany. Olona izy...
Hery Zoulou
big_zoulou
Messenger Envoyer un message
3. Mars 2003
17:39
15532
Anaka, atolory Ahy ny fonao, ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako. OHABOLANA 23:26 [Les parties de ce message comportant autre chose que du texte seul...
Christallina
christallina@...
Envoyer un message
3. Mars 2003
21:59
15533
Efa mazava kosa anie ilay MINONO fotsiny ihany E Rapaoly ... From: "Hery Zoulou" <big_zoulou@...> To: <serasera@...> Sent: Monday, March 03,...
Nahoaniko Paul
nahoaniko@...
Envoyer un message
4. Mars 2003
0:01
15534
Isika rehetra, Voaray, ekena ary antenaina ho marina...ndao ary hiaraka hino, tsy misy mimenimenina intsony hoy rabig...Zay mbola manakiana ny fitondrana eto...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
4. Mars 2003
3:19
15535
There is a book about Madagascar being compiled by two former Peace Corps Madagascar Volunteers. It is a collection of stories, photos, essays, poems and...
Madagascar Exchange I...
madagascarex...
Messenger Envoyer un message
4. Mars 2003
10:17
15536
Ny 8 mars manomboka amin'ny 8 ora alina dia hiara-hikorana isika ho famaranana ny fankalazana izany andron'ny Vehivavy izany. Ao amin'ny restaurant LES ROSIERS...
Jaika Broderies
jaika_broderies
Messenger Envoyer un message
4. Mars 2003
10:17
15537
Hitako tamin'ny namako (mpikambana iray amin'ny serasera.org) ny resadresaka ifanaovanareo, ka tsy andriko ny tsy handray anjara hitondra ny anjara birikiko: ...
RAFANOMEZANTSOA Georges
Georges_rafanomezants...
Envoyer un message
4. Mars 2003
10:17
15538
Manao ahoana daholo isika. Mafana dia mafana ity resaka fitondrana RAVALOMANANA ity: 1/ Jereo amin'ny voany hazo... Tena vonona ny hampisondrotra ny ...
RABEMANANJARA Maurice
maursah@...
Envoyer un message
4. Mars 2003
10:17
15539
Valala voatango ny vahoaka satria ireo nantenainy hanirina no mampivandravandra. Mbola tsy maty ihany ve ny radidisma sa ny avelony no manorisory ny...
molera RITIRA
roandriambey
Messenger Envoyer un message
4. Mars 2003
10:21
15540
Tena TIM tokoa ve anefa izy ireo sa ilay atsantsa teo aloha ( maromaro ihany ny manodidina an-ndRa8 , ka raha tsy manao Gordini izy dia mety tsy ho tratra ilay...
raholindrahona minola...
rminolantosoa@...
Envoyer un message
4. Mars 2003
10:21
15541
Tena d'accord aminao mihitsy aho amin'io resaka toaka gasy io. Izay anie ilay fanoharan-tsika malagasy hoe "valalan'amboa ka na ny tompony aza tsy tia azy e "...
raholindrahona minola...
rminolantosoa@...
Envoyer un message
4. Mars 2003
10:21
Messages 15512 - 15541 sur 34625   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide