Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 15238 - 15267 sur 34641   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos   (Grouper par discussion) Auteur Date ^
15238
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Izaho mitady cd an'i Poopy, Rija Ramanantoanina, Rossy,sns. Raha misy izay mahita dia mba...
mamisoa
anonyme@...
Envoyer un message
1. Février 2003
8:00
15239
Akory !!! Tsy mandaha ny fanomezan-toerana aho. Ary nahazo toerana i Pety. Manao politika i Pety. Fantany fa ifampitadiavana ny toerana. Ny mampalahelo dia tsy...
ArtSpirit
Artspirit@...
Envoyer un message
1. Février 2003
10:13
15240
Any, Ny ahy mba somary misy mahaliana ahy kely na be moa izany dia ireto voasoratrao hoe: "syndrome Castro" sy ilay "en etat de guerre" ny Cuba ity ry sakaiza?...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
1. Février 2003
10:50
15241
raha ny hevitro aloha dia aleo soloina any i Pety rehefa tsy mahavo e Izy koa anie t@ fotoan'andro efa nilaza fa tsy hijanona eo amin'io toerana io satria tsy...
emile flavien
rakepf@...
Envoyer un message
1. Février 2003
11:00
15242
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Ny mahagaga ny sasany be saina miresaka eto dia adino ilay hoe fampijoroana ny tany tan-dalana. Na...
sebastien
anonyme@...
Envoyer un message
1. Février 2003
11:01
15243
Manahoana, Tsapa ankehitriny fa manana lesoka lehibe amin'ny fomba fampahalalam-baovao ny fitondrana. Indraindray rehefa miteny toa miteniteny foana...
Doc Strange
doc.strange@...
Envoyer un message
1. Février 2003
11:28
15244
Manahoana, Miala tsiny raha notapahako ny ampahany tamin'ity hafatra ity satria sombiny kely monja no tiako idirana. Hoy "Paul Nahoaniko" <nahoaniko@...> ...
Doc Strange
doc.strange@...
Envoyer un message
1. Février 2003
11:28
15245
Miarahaba ny rehetra. Tsy dia naharaka ity raharaha ity, fa nitsindroka kely tetsy sy teroa koa raha misy manintsy dia hisaorana. - Nahavita tokoa i Pety...
rary
rary@...
Envoyer un message
1. Février 2003
12:14
15246
Salut daholo Izao koa mba mitaty CD,na Kassety hira gasy, (Njila,-rossy,Poopy,...) izao avy aty Allemagner. miasaotra mialoh e! Onja [Les parties de ce message...
Madscar007@...
madscar017
Messenger Envoyer un message
1. Février 2003
12:48
15247
Tsotra ny valiny, Hiditra amin'ilay: " Market-dominant minorities " ny firenena, izay indrisy nefa voalaza, hita fa fahavalon'ny zavatra maro, dvpt rapide,...
Rabe A
rhajapan
Messenger Envoyer un message
1. Février 2003
13:39
15248
Hadinon'ity olona miafina ity angambany fa ny olona entinao any Madagasikara dia tsy ho voatery ho trop intelligent ohatr'azy fa olona misaina. Fantaro fa be...
T R
rarisy@...
Envoyer un message
1. Février 2003
17:13
15249
Tsy misy mitranga intsony fa ny miangatra indray no tokony horesahina... Rabe A <rhajapan@...> wrote: Tsotra ny valiny, Hiditra amin'ilay: "...
miarena miarena
rainindevo2000
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
0:51
15250
Mampalahelo ny fialan'ny olona maro noho ny bibikely. Tsy ny serarasera ihany anie no hahazahoana bibikely fa ny zavatra rehetra avy @ e-mail dia mety ...
Nina Gilberte
k2tech@...
Envoyer un message
2. Février 2003
0:51
15251
Misaotra an'i Nina amin'ny toromarika. Nina Gilberte <k2tech@...> wrote:Mampalahelo ny fialan'ny olona maro noho ny bibikely. Tsy ny serarasera ihany anie...
miarena miarena
rainindevo2000
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
0:59
15252
Manahoana, Toa hitako misy sasantsasany ao amin'ny http://www.tsena-zoma.com Tsy haiko ny zavatra azo atao raha any Eoropa ianao. "Tsiky dia ampy..." Eugene...
Tsiky
eughery
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
3:10
15253
Hafatra nalefa avy tao amin'ny serasera.org -------------- Mba itariko kely ilay filazan'i Doc Strange sy ny hafa tsy tsaroako hoe "toa miendrika jadona ny...
sebastien
anonyme@...
Envoyer un message
2. Février 2003
3:12
15254
Kabarin'andriamatoa Ratsiraka Aleo asiana tsiahy kely e Tous les Chefs d'Etat et de Gouvernement J'ai consacré toute ma vie au service de Madagascar, à la...
emile flavien
rakepf@...
Envoyer un message
2. Février 2003
3:12
15255
Miarahaba any namana rehetra eto amin'ny serasera, Misy vaovao tiako ambara aminareo eto, mety misy efa mahafantatra, mety misy mbola tsy mahafantatra. Fa dia...
Patricia Ravelomanant...
b_ravelom@...
Envoyer un message
2. Février 2003
3:12
15256
Izaho koa aloha dia tena d'accord aminio hevitrao io e ! Tsy izany mantsy fa efa zatra ny tsy mba nisy fifehezana sy nanao izay tiana hatao ary fanjakan'ny...
raholindrahona minola...
rminolantosoa@...
Envoyer un message
2. Février 2003
3:12
15257
Eny hono ho aho ry Pety, fa toa tena vetivety Dia nolaozana ity seza , ka hoy aho hoe mahereza Tan-dalana mantsy hono izao ny tany ,kanefa aza kivy ambony...
raholindrahona minola...
rminolantosoa@...
Envoyer un message
2. Février 2003
3:12
15258
Tsara và ! hianao ? Tsara và ! hianareo ? Enga samy ho soa sy tsara isika rehetra Faly miarahaba antsika rehetra, ny Alimanaka Malagasy, amin'izao faha-telo ny...
Rabesata Arima
arima@...
Envoyer un message
2. Février 2003
7:33
15259
Manao akory iaby, ... sahy (AREMA, Leader Fanilo, MFM, HBM, ...) Tohizo ny fanoherana sy ... mirefarefa loatra. Maka lesona t@ legislatives teo iny dia ovay @...
Paul Nahoaniko
nahoaniko@...
Envoyer un message
2. Février 2003
11:37
15260
Miarahaba. Tsy mahagaga raha misy mandefa virus eto @ serasera izay toerana hifanakalozana hevitra, mamoaka vaovao tsy famoakan'ny gazety na tele fa ...
rary
rary@...
Envoyer un message
2. Février 2003
11:45
15261
Tsy mbola vita akory ny tolona fa aza mandihy tsy afa-tavony ry zareo â! Ny zafikelintsika angamba no afaka hankalaza, kanefa dia mila antsika hilofotra dieny...
miarena miarena
rainindevo2000
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
18:07
15262
Matoky ny mpitantana ny Serasera aho fa tsikariny daholo ny antsipirihiny amin'ny lafiny elektronika mba tsy hisakànana ny tsy fifaneraseran'ny samy Malagasy...
miarena miarena
rainindevo2000
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
18:22
15263
Miarahaba ny rehetra. Mandray resaka fa toa MAFANA indray izany resaka eto izany. Tsy oe hiteny foana isaky ny misy hevitra miseho, tsy mitovy velively @ oe...
Rapida
ramainandro
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
20:35
15264
Mamisoa, I Tsena-Zoma.com dia mivarotra CD Gasy ary manana birao eto Amerika avaratra koa mba tsidio ny takelany eo amin'ny http://Tsena-Zoma.com Eo amin'ny...
Tsena-Zoma.com
tsenazoma
Messenger Envoyer un message
2. Février 2003
20:35
15265
Manao akory iaby ... mpanakorontana. ... Mazava fa 'ANAO' io fa tsy ahy. Antoko sa tsy antoko ve? Tsy misy ange mangataka aminao ny hitovy hevitra aminay ary...
Paul Nahoaniko
nahoaniko@...
Envoyer un message
2. Février 2003
23:05
15266
Miarahaba ny rehetra. Itony kabarin'i Deba, tsara lahatra fa lainga itony no naely tamin'ireo Filoha afrikana isankarazany ka nahatonga an'i Filohan'ny Senegal...
rary
rary@...
Envoyer un message
2. Février 2003
23:18
15267
Miarahaba anao amin'ny anaran'Ilay tia antsika ****************************** "Anaka atolory ahy ny fonao, ary aoka ny masonao ho faly mijery ny lalako."...
Teny Fiainana
teny_fiainana
Messenger Envoyer un message
3. Février 2003
2:53
Messages 15238 - 15267 sur 34641   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide