Ignorez pour effectuer la recherche.
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 1362
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Français
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Saviez-vous que vous pouvez partager des photos sur Yahoo! Groupes ? Ah non, mais je crée mon groupe !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Messages 11492 - 11521 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 11492 - 11521 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages: Moins d’infos | Plus d’infos Auteur Date ^
11492 Njaka R.
njaka_ramanandafy@... Envoyer un message
1. Juin 2002
7:23
Miarahaba, Raha ny fandraisako azy dia hoy ianareo hoe "Aza kivy na hiaritra mandritry ny 1, 2 sa 3 taona koa isika gasy ankehitriny?" Sao mba tsy rariny kosa...
11493 Raymond Rakolona
rrakolona@... Envoyer un message
1. Juin 2002
10:50
Un encart publicitaire dans tribune aujourd'hui intitulé "que la politique epargne nos enfants" condamnent le regime actuel pour le fait que les enfants de...
11494 josias.rasolo-narivo
josias.rasolo-narivo@... Envoyer un message
1. Juin 2002
10:57
Manahoana, Misaotra anao RAHAJA. Manohana anao tanteraka. Mazava. Josias ... From: "R haj" <rhaj@...> To: <Sahoby.Raharinirina@...>;...
11495 saint_roman@... Envoyer un message 1. Juin 2002
13:01
sady ampiako kely ny maha fihevitra voasaina ny filazanao , misy olona mantsy eto dia efa ts ymahalala ny ambany sy ambony amin ny zavamisy intsony . fa manao...
11496 Tsilavo Bearivony
tsilavo2@... Envoyer un message
1. Juin 2002
13:04
Fa iza hono no marary e ? Ary marary inona ? Hatramin' ny oviana ? Okay , Tsilavo B. ... __________________________________________________ Do You Yahoo!? ...
11497 saint_roman@... Envoyer un message 1. Juin 2002
13:12
... ohatrany fisainana manao tsinotsinona ny malagasy ny fankalazan i Sylvain R. 100% ny voalazabn ny Rina .Ny antony dia izao .Tsy ny hevitro manokana irery ...
11498 Jean-Claude Rabeherif...
jcrabeh2@... Envoyer un message
1. Juin 2002
13:19
Salama jiaby, Ci-dessous un appel signé pour le moment par des professionnels de référence (producteurs, réalisateurs, scénaristes et acteurs) du...
11499 koloina20@...
koloina20 Envoyer un message
1. Juin 2002
16:09
Bonjour, koloina20@... vous propose de lire l'article : Le sort d'A. Sarety préoccupe Amnesty International Amnesty International appel à réagir...
11500 koloina20@...
koloina20 Envoyer un message
1. Juin 2002
16:13
Bonjour, koloina20@... vous propose de lire l'article : En province, la population prend le pouvoir Tamatave, Fort-Dauphin, Sainte-Marie, Ambanja et...
11501 Sahoby Raharinirina
Sahoby.Raharinirina@... Envoyer un message
1. Juin 2002
19:00
Salama daholo? Ity hafatra ity dia fanolorana vahaolana ary manohy ny hafatr'i Saint Romain. Vahaolana mikasika ny olana ao Antananarivo ihany ity, ary...
11502 Sylvain Razafimandimb...
rsyl20@... Envoyer un message
1. Juin 2002
20:21
Miarahaba antsika rehetra. Tsy misy olana amiko na dia lazainao fa fanatique an-dRavalomanana aza ny aty(SR). Raha mbola misy hafa noho io aza vao maika tsara....
11503 Henri Soa
razaka16@... Envoyer un message
1. Juin 2002
20:49
Valiny teny gasy no hanaovako azy, satria fantatro fa mahay teny gasy ireo nanoratra ireo e-mail ireo ary tsy misy eto tsy mahay teny gasy fa ny teny angilisy...
11504 dina
ratsimbazafy... Envoyer un message
1. Juin 2002
21:07
Hamaly an'iSahoby @ fo tony aho. Sady tsotra ny valinteniko no fohy. ... Lalàn'ny varotra io (lalàn'ny tolotra sy ny tinady/ loi de l'offre et de la demande)....
11505 Henri Soa
razaka16@... Envoyer un message
1. Juin 2002
21:26
toa hitako an-tsaina ny poazin'ireo artiste nasaina nanao sonia an' ity pétition ity, entre deux réceptions mondaines, dia msisika ny mpampanao sonia hoe......
11506 Sahoby Raharinirina
Sahoby.Raharinirina@... Envoyer un message
1. Juin 2002
22:19
Salama? Hanao fanamarihana fohy sy hamaly ny fanontanian&#39;i Dina (fa tsy hamaly an'i Dina akory) vetivety aho. 1. Soso-kevitra vahaolana no natolotro ka raha...
11507 Rabe alain
rhajapan Envoyer un message
2. Juin 2002
2:06
Ny tenanay koa mba nametra-panontaniana e! Anontanio @ ilay eo ambany nanoratra azy leisy fa tsy haiko e?. Sur , ra Haja ...
11508 Lantosoa Andrianoely
lanto_andria@... Envoyer un message
2. Juin 2002
2:09
Miangavy anareo any an-toerana. Mba ampitao eto ny vaovao vokatry ny lalao atao rahapitso eny Mahamasina. Miezaky ny andefa ny radio ihany. Mety tsy ho...
11509 Rabe alain
rhajapan Envoyer un message
2. Juin 2002
2:42
Sali daholo, Rehefa vakiana ny dinika "avo lenta hentitsika" eto, dia hita ary tsapa fa mbola sy ho mbola handrora mitsilany foana ny malagasy , rahoviana re...
11510 Christallina
christallina@... Envoyer un message
2. Juin 2002
3:58
"Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao @ andro rehetra iainanao; tahaka ny nombako an' i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho." Jos...
11511 Dina RATSIMBAZAFY
ratsimbazafy... Envoyer un message
2. Juin 2002
7:57
Salama, ... Ekeko avokoa ireo voalaza'ny Sahoby ireo. Diso ny fipetraky ny fanontaniako (fangatahana). Tsy hoe "jiolahy ireo olona ireo" angamba no tokony no...
11512 ny_andry2001 Envoyer un message 2. Juin 2002
16:02
Manao ahoana, Misy concert-n'ny tarika Mahaleo hono eto Paris ny 7 juin 2002. Sao mba misy mahafantatra hoe aiza sy amin'ny firy ? Aiza ny toerana azo...
11513 Henri Soa
razaka16@... Envoyer un message
2. Juin 2002
16:10
Angamba diso io Ranamana fa aty Forcalquier( Alpes de haute provence) ry zareo ny 8 jiona rehefa vy ao Marseille tamin'ny Asabotsy teo. HS ... ...
11514 Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@... Envoyer un message
2. Juin 2002
16:27
Découragés? NON! ... Eny tokoa, miaritra ny mafy ny Malagasy amin'izao fotoana izao. Tsy misy 'manantena&#39; ny hiaritra ny mafy ny Malagasy, indrindra fa samy...
11515 rts TsiRah
rts01267@... Envoyer un message
2. Juin 2002
16:58
Manao ahoana daholo eh! Ohatran`ny betsaka no mitady ho kivy amin`ity crise any tanana ity! mandalo ihany io ry zareo! Ratsiraka tsy hateza ela eo, ary tsy...
11516 Doc Strange
doc.strange@... Envoyer un message
2. Juin 2002
18:26
Manahoana, Aiza ihany ary izy ity ? Tsy mihetsika tondroina molotra ! Mihetsika tsikeraina sy esoesoina ! Raha nahomby ny vahaolana hatrizay, dia efa ela no...
11517 Jules Rakotomalala
mbelo_2000 Envoyer un message
2. Juin 2002
19:58
Moa ve ianao manoratra io dia vonona tokoa ny hitondra ny anjara-birikinao amin'izao tolona izao sa faly ny hanatsatso sy hanenjika ary hanimbazimba izay nisy ...
11518 saint_roman@... Envoyer un message 2. Juin 2002
20:44
Miarahaba ho an ny sasany voatohina aloha dia entimpo hoe mifanadala isika , tsy isika no mifanadala fa ny mahazo antsika no manadala raha ny marina , ary...
11519 JOHNSON RATSIMIHARA
johnson.ratsim@... Envoyer un message
2. Juin 2002
21:14
Acceptation par toutes les parties de l’autorité souveraine de la justice Malgache pour un nouveau décompte de voix (Arrêt n4 de la chambre administrative...
11520 RANAIVOARISOA Gino
Gino_RANAIVOARISOA@... Envoyer un message
2. Juin 2002
21:21
C'est vraiment honteux. Lorsqu'on entend comment le president Senegalais rend honneur a la France en s'exprimant sur Europe 1 quelques heures avant le debut du...
11521 Christallina
christallina@... Envoyer un message
3. Juin 2002
3:03
"Aza avela hisy tsy voaloa na @ iza na @ iza, afa-tsy ny fifankatiavanareo ihany; fa izay tia ny namany dia efa nahatanteraka ny lalàna." Rom 13:8 [Les...
Messages 11492 - 11521 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Messages 11492 - 11521 sur 41177   Le plus ancien  |  < Plus ancien  |  Plus récent >  |  Le plus récent
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide