Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy

Informations du groupe

  • Membres : 677
  • Rubrique : Madagascar
  • Créé : 3 Oct 1999
  • Langue : Anglais
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Resaka Amnesty???   Liste de messages  
Répondre Message #39538 sur 39684 |
RE: [serasera] Resaka Amnesty???

manahoana
 
 
Voalohany aloha, raha ny hoe hilatsaka ho fidiana i Ranona, dia raha ny fahitako azy, dia TSY TOKONY mihintsy hoe ny politisiana, na ny mpandinika sy ny mpijery, no manao be famaritra hoe i Ranona dia "TSY mahazo milatsaka fa satria..."

Raha ilay "fa satria" dia resaka "fiampangana", dia eo indrindra ny olana raha ny fahitako azy : ireo politisiana, na ny mpandinika sy mpijery, dia manafangaro voraka foana ny Fitsarana sy Politika, na fanahy iniana io na tsia, ary dia izy politisiana no avy dia manapaka eo fa "meloka" ilay "noampangainy".

RAha any amina "monde normal" raha ny mba fahitako azy, dia ireo tranga voatanisa ireo dia miakatra Fitsarana avokoa, ary manaraka procedure... hoe raha amperinasa na tsia ilay Filoha, dia arak'izay voalaza ao @ Lalam-panorenana ao. Toa ny nanenjehana an'i Chirac, na koa i Pinochet.
Fa ny any amintsika moa TSY "monde normal", na hoe, ireo politisiana no tsy normal.

Ka raha eto izao isika izao, hoe i Ra8 dia avy dia naongana an-keriny, dia avy eo narahina "fitsarana" bingo izay efa kianin'ny firenena hafa sy mpandinika rehetra, dia raha ny fahitako azy manokana, dia TSY hanagilobaloba ny resaka aho, fa hifantoka @ io tranga iray io.

Satria tokoany mantsy, anaty fonosana, ao koa ny managilobaloba resaka hatrany, na politisiana io, na mpandinika na mpijery, hany ka very anjavona ny tranga tokony ho dinihina, na fanahy iniany io na tsia (ils veulent juste noyer le poisson).
 
 

ka raha averina kely indray ary amafisina hatrany : "i Ra8 dia avy dia naongana an-keriny, dia avy eo narahina "fitsarana" bingo izay efa kianin'ny firenena hafa sy mpandinika rehetra", dia hono ho'a...
 
... INONA NO AMNISTIER-NA @IZANY ???
 

mandrapiresaka
 
haja 
 
 
> To: serasera@...
> From: Njakalahy@...
> Date: Fri, 27 Jan 2012 18:15:29 +0000
> Subject: [serasera] Resaka Amnesty???
>
> Mandeha ity resaka amnesty ity dia lasa ny saiko:
>
> Tsiranana: Tsak tsak zato arivo (Toa tsy nisy fanarahana)
> Ratsiraka: "Tirer dans les jambes" (Iavoloha 1991) (Nahazo amnesty)
> Zafy: Nendahin'ny antenimiera t@ resaka volamena
> Ravalomanana: Jerevo ny youtube 7 Febroary rehetra rehetra
> Andry Rajoelina: Jerevo ny youtube (Capsat sy FIS ary Gendarme sy ny Coup d'Etat anakianan'izao tontolo izao azy)
>
> Ka iza no tena mila Amnesty izany ao Madagasikara? Ho tonga amin'ny fandaminana ve i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina?
>
> Raha asiana ny fitsarana TSY MIANGATRA, dia ho samy tsy afaka milatsaka hofidiana i Andry Rajoelina sy Marc Ravalomanana fa aleo olona tsy nisy fifandraisana t@ ireo mihitsy no mitantana ny tetezamita hidirana @ fifidianana manaraka. Tsy mety izany fitondrana tetezamita nentin'olona nanao COUP D'ETAT izany fa baikobaikon'ny miaramila loatra ka manjary mandringa ny rafitra mampivelatra ny fandraisan'anjaran'ny isam-batan'olona amin'ny raharahampirenena na antsoina hoe DEMOCRACY.
>
> Atao mazava tsara ny resaka fa: na mahazo mody i Marc Ravalomanana dia asiana ny fifidianana tsy miangatra, na rehefa tsy mahazo mody izy dia tsy mahazo milatsaka ihany koa i Andry Rajoelina satria ireo roa ireo no tompon'ANTOKA amin'ny kizo 3 taona izao. Tsy efa niteny koa moa ve i Andry hoe tsy hilatsaka?
> Mila mifandamina any @ fitsarana tsy miangatra i Marc sy Andry raha tsy vitany ny manao "settlement" ny raharaha ety ivelan'ny fitsarana.
>
> Ohatran'ny lasa resak'olona 2 sisa ny raharaha ka ny 99.999% amin'ilay firenena indray no lasa mihafihafy maka sisiny.
>
> Verato ny maso ary Tsory ho mora ny raharaha(SEE IT BIG, KEEP IT SIMPLY STUPID).
>
> Njakalahy
>
>
> ***NY HERY TSY MAHALEO NY FANAHY***
>
>
>
>
>
>
>
>
>
> ------------------------------------
>
> Mandraisa anjara amin'ny fanohanana ny serasera
> http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/
>
> Liens Yahoo! Groupes
>
> <*> Pour consulter votre groupe en ligne, accédez à :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/
>
> <*> Vos options mail :
> Mail individuel | Traditionnel
>
> <*> Pour modifier vos options avec le Web, allez sur :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/join
> ((Compte Yahoo! requis)
>
> <*> Pour modifier vos options par mail :
> serasera-digest@...
> serasera-fullfeatured@...
>
> <*> Pour vous désincrire de ce groupe, envoyez un mail à :
> serasera-desabonnement@...
>
> <*> L'utilisation de Yahoo! Groupes est soumise à l'acceptation des :
> http://fr.docs.yahoo.com/info/utos.html
>


Vendredi 27. Janvier 2012  20:12

r_haj
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Message #39538 sur 39684 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Mandeha ity resaka amnesty ity dia lasa ny saiko: Tsiranana: Tsak tsak zato arivo (Toa tsy nisy fanarahana) Ratsiraka: "Tirer dans les jambes" (Iavoloha 1991)...
njakalahy Messenger Envoyer un message 27. Janvier 2012
18:15

manahoana Voalohany aloha, raha ny hoe hilatsaka ho fidiana i Ranona, dia raha ny fahitako azy, dia TSY TOKONY mihintsy hoe ny politisiana, na ny mpandinika sy...
R haj
r_haj Messenger Envoyer un message
27. Janvier 2012
20:12

Miarahaba, Ny resaka "amnistie" ange, arakin'ny fahafantarantsika azy,  dia resaka lalAna, lalAna avoakan'ny solombavambahoaka ary manery ny fijanonan'ny...
rafa joss
rafajoss Messenger Envoyer un message
28. Janvier 2012
8:27

Salut Josselyne, Ianao indray de tena mahafinaritra ahy mihitsy, raha misy fotoana de te hanoroka anao mihitsy aho. Raha tsy oe miseho amin'ilay anarana hafa...
rakotozandrinyjeanded...
rakotozandri... Messenger Envoyer un message
1. Février 2012
19:26

"Hanoroka anao mihitsy hono izy" ry Josselyne!??? Ka eto amin'ny resaka fitsarAna tsy miangantra izay tsy misy ao Madagasikara no tazoniko ny resaka satria...
njakalahy Messenger Envoyer un message 2. Février 2012
15:51

Ka ny zava-misy izao dia na inona na inona lazain'ny tsirairay, na bingo tahaka ny inona ilay fitsarana namoaka ilay fiampangana, efa misy ilay fiampangana ary...
njakalahy Messenger Envoyer un message 31. Janvier 2012
22:34

Salama Fijery hafa -Tsiranana: tsak tsak zato arivo, nifarana tamin'ny fitsarana azy tany @ tribonaly (affaire Ratsimandrava ??), fa tsy fantatro ny niafarany....
Rary
rary@... Envoyer un message
28. Janvier 2012
0:25
Avancée

Copyright © 2010 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Données Personnelles NOUVEAU - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide