Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
MIALA !!! Rajoelina sy ny HAT.   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #33865 sur 34633 |





Manao ahoana.

Ry Malagasy mpiray tanindrazana sy tia tanindrazana, MIFOHAZA !!! amin'izay .

Mila mitady hevitra mahomby isika rehetra izay tia tanindrazana. Fa tsy azo avela toy izao i Madagasikara. Tafahitsoka ao anatin'ny didy jadona ny firenena. Ampy izay.

Noho izany,
Tsy maintsy hatao izay handrodanana ny HAT sy hialan'i Andry Rajoelina ao amin'ny lapam-panjakana malagasy. Mpangalatra fahefana sy fahavalom-pirenena ireo.

Ny fihetsiny sy ny famindrany dia tsy misy fahendrena. Ny vavany dia mamoaka lainga.
Ny masony dia mijery amin'ny fampitahorana. Ary ny fony dia tsy misy fitiavana ny tany.
TSY AZO ITOKISANA IREO na amin'inona na amin'inona.

MIALA Rajoelina sy ny HAT fa tsy ilain'i Madagasikara.

Misaotra,

Rakotoniaina Tsiry Mandresy
(Madagascar Vision)





Yahoo! Canada Toolbar : Search from anywhere on the web and bookmark your favourite sites. Download it now!

Mardi 14. Juillet 2009  22:59

madagascar_vision@...
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #33865 sur 34633 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Manao ahoana. Ry Malagasy mpiray tanindrazana sy tia tanindrazana, MIFOHAZA !!! amin'izay . Mila mitady hevitra mahomby isika rehetra izay tia tanindrazana....
R. Tsiry Mandresy
madagascar_vision@...
Envoyer un message
14. Juillet 2009
23:06
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide