Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Soratra Masina   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #33863 sur 34639 |
Soratra Masina

Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry.
Ohabolana 20:1


Mardi 14. Juillet 2009  7:39

rchristallina
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #33863 sur 34639 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Fa raha Kristy no mitoetra ao anatinareo, na dia maty ihany aza ny tena noho ny ota, dia fiainana kosa ny fanahy noho ny fahamarinana. Romana 8:10...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
13. Juillet 2009
9:50

Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. Ohabolana 20:1...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
14. Juillet 2009
7:39

Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain'ny Fanahy amin'ny fiangonana. Izay maharesy dia homeko mana miafina sady homeko vato fotsy, ary eo amin'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
15. Juillet 2009
10:47

Mahereza ao amin'ny Tompo ! Homba antsika Andriamanitra ! Pastora Ranarisaona Raymond ( Naga Manoa ) P.O Box 11 STPL Ambatofinandrahana 304 Madagasikara ...
ranarisaona raymond
nagaivs@...
Envoyer un message
15. Juillet 2009
13:25

Salamo nataon'i Davida. Izao no lazain'i Jehovah amin'ny Tompoko: Mipetraha eo an-tanako ankavanana Ambara-panaoko ny fahavalonao ho fitoeran-tongotrao. Salamo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
17. Juillet 2009
6:56

Fa inona no soa azon'ny olona, raha mahazo izao tontolo izao aza, kanefa very ny ainy? Marka 8:36...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
18. Juillet 2009
16:44

Mamandrika ny tahotra olona; fa izay matoky an'i Jehovah no hovonjena. ohabolana 29:25...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
19. Juillet 2009
12:34

Ataon'ny olona ho madio avokoa ny làlana rehetra alehany; Fa Jehovah ihany no mpandanja ny fanahy. Ohabolana 16:2 Ataon'ny olona ho madio avokoa ny làlana...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
20. Juillet 2009
11:49

Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindram-poko, ary tsy hitsoaka ny faneken'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
21. Juillet 2009
9:25

Vokiso ny famindram-ponao nony maraina izahay, Mba hihobianay sy hifalianay amin'ny andro rehetra hiainanay salamo 90:14...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
22. Juillet 2009
14:18

Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy, Ary tsy misy voany ny voaloboka, Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva, Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha, Na dia...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
23. Juillet 2009
9:49

Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy. Salamo 40:13 Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy;...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
24. Juillet 2009
7:48

Ary tamin'ny andro fahafito dia vitan'Andriamanitra ny asa efa nataony; ary dia nitsahatra tamin'ny andro fahafito Izy tamin'ny asany rehetra izay efa nataony....
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
25. Juillet 2009
11:21

Koa amin'izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy;tahaka ny...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
26. Juillet 2009
9:52

Ny ratsy fanahy mandositra, na dia tsy misy manenjika aza; Fa ny marina kosa dia matoky toy ny liona tanora. Ohabolana 28:1...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
27. Juillet 2009
9:48

Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Azy, satria tsy mino ny fanambarana...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
28. Juillet 2009
9:23

Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny olombelona ny làlan-kalehany, Na an'ny mpandeha ny hahalavorary ny diany." Jeremia 10:23 Jehovah ô, fantatro fa tsy an'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
29. Juillet 2009
9:41

Izay mitandrina ny lalàna no zanaka hendry; Fa izay misakaiza amin'ny mpandany harena dia manome henatra ny rainy. Ohabolana 28:7 Izay mitandrina ny lalàna...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
30. Juillet 2009
7:02

Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.Fa raha izaho, dia tamin'ny lalàna no nahafatesako ny amin'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
31. Juillet 2009
6:51

Tsy ampy saina izay manamavo ny namany; fa izay hendry diamangina ohabolana 11:12...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Août 2009
9:59

Satria efa nitandrina ny teniko ny amin'ny faharetana hianao, Izaho kosa hiaro anao ho voavonjy amin'ny andro fakam-panahy izay efa hihatra amin'izao tontolo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Août 2009
9:48

Aza miteny ratsy ny marenina na manisy zavatra mahatafintohina eo anoloan'ny jamba; fa matahora an'Andriamanitrao: Izaho no Jehovah. Levitikosy 19:14...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
4. Août 2009
9:46

Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo;ary aoka hianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tonpony, raha mody avy amin'ny fampakaram-bady izy,...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Août 2009
10:53

Aoka ny hendry hihaino ka hitombo saina; Ary aoka ny manam-panahy hahazo fitarihana tsara Ohabolana 1:5...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
6. Août 2009
7:34

Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin'ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin'ny finoanareo, mba hitomboanareo amin'ny fanantenana noho ny...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
7. Août 2009
7:48

Fa fantatsika izay nanao hoe: "Ahy ny famaliana; Izaho no hamaly;" ary koa: "Jehovah hitsara ny olona" Hebreo 10:30...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
11. Août 2009
9:48

Fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; fa tsy nisy...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
12. Août 2009
9:06

Mifandefera, ka mifamelà heloka hianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo [Kristy] ny helokareo no aoka mba hamelanareo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
13. Août 2009
10:53

Ary aza miray amin'ny asan'ny maizina tsy mahavoka-tsoa, fa aleo mananatra izany. Efesiana 5:11...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
14. Août 2009
6:59

Izay mitokana ho azy dia mitady ny mahafinaritra ny tenany ihany, Misafoaka manohitra izay hevitra mahasoa rehetra izy. Ohabolana 18:1...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
24. Août 2009
7:09
 Premier  |  |  Dernier 
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide