Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de ma famille ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Tafika Malagasy sy ny Tanindrazana nihaviany!   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #33862 sur 34625 |
RE: [serasera] Tafika Malagasy sy ny Tanindrazana nihaviany!

 
Manao akory ary,
 
Aza misy matahotra, fa tsy hisy Alexandre akory. Satria nahoana ary ?  Satria ao i Maman mijery izay ataon/ny Tafika ( de l'interieur)
Ary ny volazanao momba ny SADC koa dia marina fa tsy HITRANGA izany. Ao tokoa ny Lalana iraisam-pirenena, ary ao INDRIDRA i
Maman. 
 
Ahoana ary no hi-neutraliser-na ny Milices ? Raha mbola eo ireo Milices ireo, dia adinoiny izany Fifidianana Transparent izany
Satria mety ho hita eny @ny Bureau de votes ireo, na eny @ny toerana fanisambato. Mba hi-legaliser ilay" ZAVATRA "

To: jrazafy@...; missa1@...; serasera@...; rafajoss@...; nyarivolahy@...
From: andriambololona.haja@...
Date: Mon, 13 Jul 2009 15:02:47 +0000
Subject: [serasera] Tafika Malagasy sy ny Tanindrazana nihaviany!



Miarahaba,
Tsy hoe hevitra tohanako na iriko ny hoe :" Koa mba ho fitsinjovana ny firenena dia aleo ho raisin'ny miaramila an-terisetra tanteraka ny fitondrana? Iza no mahita", fa fanontaniana mety hipetraka nea heverin'ny sasany. Raha izaho manokana tsy mankasitrak'izany fa toy ny fanongananam-panjakana rehetra raha izany no miseho ka tsy ho tohanako. Fampitandremana fotsiny ny ahy hoe mety ho izany ny hiseho tsy ho ela.
Haja


De : Jean Razafitsiarovana <jrazafy@live.ca>
À : andriambololona.haja@yahoo.fr; missa1@wanadoo.fr; serasera@yahoogroupes.fr; rafajoss@yahoo.fr; nyarivolahy@yahoo.com
Envoyé le : Lundi, 13 Juillet 2009, 12h36mn 18s
Objet : RE: Re : Re : [serasera] Tafika Malagasy sy ny Tanindrazana nihaviany!

Miarahaba anao indray
 
Hoy kosa anefa aho manontany tena hoe : sao kosa lahy ka sarintsarin- javatra ireny hoe "zava-misy" ireny ho entina hanamafisana fa tsy milamina ny tany, sao mantsy ho lasa toa an'i Somalie. Koa mba ho fitsinjovana ny firenena dia aleo ho raisin'ny miaramila an-terisetra tanteraka ny fitondrana? Iza no mahita

Efa nalehan'ny saiko tokoa io voalazanao (mitsipika mena), fa mbola nieritreritra aho. Nalehan'ny saiko satria nahatsiaro ilay atao hoe NOEUD GORDIEN aho . Tsy nisy nahavaha ilay NOEUD, fa izay mahavaha azy no  ho Mpanjaka hoy ny Oracle. Dia i Alexandre le Grand no nahita ny Solution: Noraisiny ny Sabatra dia NOTAPAHANY ilay Noeud.( par force izany)= miaramila an-terisetra 
Dia i Alexandre no lasa Mpanjaka.Izy no nahavaha ilay NOEUD.
 
Ireo Milice baikon'ny Alain Ramarosaona ireo,izay tafika ivela'ny tafika tokoa no antony ny heveriko ilay Solution Alexandre. I Ramarosona dia tsinona akory fa ireny CHEF DE GUERRE tahaka ny any Somalie ireny.
 
Koa mety ho Remede de Cheval tokoa io atolotrao, anefa toa efa manangasanga i Somalie, raha mitombo ny isany Milices.sy ny CHEFS DE GUERRE

To: andriambololona.haja@yahoo.fr; missa1@wanadoo.fr; serasera@yahoogroupes.fr; rafajoss@yahoo.fr; jrazafy@live.ca; nyarivolahy@yahoo.com
From: andriambololona.haja@yahoo.fr
Date: Mon, 13 Jul 2009 10:02:58 +0000
Subject: Re : Re : [serasera] Tafika Malagasy sy ny Tanindrazana nihaviany!



Miarahaba ny rehetra tsy an-kanavaka,
Mamaly velivety ny taratasin-dRamatoa Josseline aho momba ilay MID : marina ny teninao hoe tokony ho nosoloina ny olona teo. Eny tokoa saingy ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe ; fa atao inona io MID io kanefa ny volantsika tsy "convertible" . Izany hoe, manjary fitaovana hampienan-danja ny vola malagasy fotsiny io ary ho fitaovan'ny banky ao Madagasikara (izay frantsay no tompon'ny maro) hanerena ny fitondrana hanome azy ireny devizy rehefa mila izy - vokany, ho an'ireny banky ireny ny devizy ary mitsitongana tsy an-kijanona ny vola malagasy - taloha anie ka tsy nidy io MID io e! 50 fmg ny 1 ff, izao ka 14000 fmg ny 1 euro na 6 na 7 ff - nidangana ho firy % izany?
Resaka mbola hitohy ny amin'io e! F'ity no mba loha-hevitra tiako ho hamafisina.
1) Tamin'ny taratasiko farany teo dia niresaka momba ny hoe nofinofy aho mikasika ny miaramila handray ny fitondrana. Nofy hoy aho satria ilay lehiben'ny Hazo Amoron-Tevana dia milaza ny hisian'ny fifidianana amin'nity taona ity - volana jolay isika izao - koa dia ho rahoviana hono ilay fifidianana? Amin'ny andro fahavaratra, fotoanan'ny tondra-drano? Amin'ny septambra? Izany hoe 2 volana sisa! Ary ny lisitry ny mpifidy? Ny lalAna momba ny fifidianana? Azo hitarina ny resaka fa ho fintiniko amin'ny teny hoe : "nofinofy" fotsiny ihany izany, tsy ho amin'ity taona ity no hisian'ny fifidianana. Eo ihany koa ny hoe tsy ireo nahazo toerana ireo no hamotsitra ny an-tanany amin'ny fifidianana, fantany tsara fa raha misy ny fifidianana dia hisy ny ho very seza. Koa tsy aleony ve hitohy ny toa ny miseho ankehitriny?
2) Handray ny fitondrana ny miaramaila : maro ireo hoe fampihorohoroana ataon'ny sasany amin'ny fametrahana baomba, tsy vao ela ilay teo ampefiloha. Koa izany olona any Frantsa izany hono no tena mibaiko ireny olona ireny - porofo ny vola tokotokony ho 650 000 fmg nalefany hanamboarana baomba - tsetsatsetsa tsy haritra : dia efa tena irony antsoina hoe "dondrona sy zefa" irony koa izany olona any Frantsa izany, hanao ihany va re ka dia vola latsaky ny 100 euros no alefa, dia efa tena fampihorohoroan' ny tsy manana ny hatao tokoa angamba ny azy izany.
Hoy kosa anefa aho manontany tena hoe : sao kosa lahy ka sarintsarin- javatra ireny hoe "zava-misy" ireny ho entina hanamafisana fa tsy milamina ny tany, sao mantsy ho lasa toa an'i Somalie. Koa mba ho fitsinjovana ny firenena dia aleo ho raisin'ny miaramila an-terisetra tanteraka ny fitondrana? Iza no mahita.
Manahy tokoa aho ny mety hironan'ny fandehan-javatra ho any amin'izany raha izao no mitohy. Tsy tokony ho hadinoina fa amin'ireo antsoina hoe vazaha mpanolo-tsainan' ny miaramila hita tetsy Mahamasina tamin'ny 26 jona teo sy ny tamin'ny sary niseho an-gazety dia misy irony antsoin'ny vazaha hoe "barbouze" irony na mpitsikilo izay miasa amin'ny sampana "renseignements" frantsay. Fa mba tsy ampiahiahy ny olona dia antsoina hoe miaramila kanefa tadidio fa sady tsy ao amin'ny ministeran'ny fiarovana frantsay no tsy ao anatin'ny "cooperation" izy ireny. Maha-mora sy mitodika amin'ny tombotsoan'i Frantsa raha ny miaramila no mitondra. Tsy izany moa ny fomba nataon'i Lafrantsa tany Afrika fahiny?
Mino aho fa tsy zava-poana ary misy antony lehibe ny hoe fanampian'ny frantsay ny tafika ara-pitaovana, f'inona tampoka no niseho no dia mila fitaovana haingana ny Tafika? Sa hoe hanafika ny SADC? Tsy hinoako velively ny hoe hanafika antsika io fikambanana io satria misy ny lalAna iraisam-pirenena mifehy izany fa tsy hoe "tiako atao dia atao" avokoa akory.
Ny ahiko be indrindra dia ho fitaovana hamelezana izay tsy hanaiky ny fitondrana terisetra hatsangan'ny miaramila ireny. Tsy ho fihomanana ny amin'izany ve ireny fivoriana maro efa ho isan-kalina izao ataon'ireo manamboninahitra maro miaraka amin'ireny vazaha ireny eny amin'ny fonenan'ny lehiben'ny etamazaoro ery ambonin'Imarivolani tra? Ao anatin'izany ny lehiben'ny fikambanana malaza eto Madagasikara antsoina hoe "Association des Jeunes Officiers Cotiers".
Anisan'ny mpikotrika izany koa ilay jeneraly taloha izay mpifaninana tamin'Atoa Ravalomanana fony fifidianana ben'ny tananan'Antananariv o; izy io ihany koa dia nikaomandy ny andiany faha 11 tao amin'ny Akademia Miaramila Antsirabe, andiany nisy ny minisitry ny Fiarovana ankehitriny sy ny sefon'ny etamazaoron' ny Tafika sy Zandary ary ny ankamaroan'ireo lehiben'ny Hery Miaramila (Force) amin'izao fotoana. 
3) Tsy mba misy miresaka mihitsy na ny gazety na ny "internet" afa-tsy ny gazety vava sy ny amoron-dalana momba an'Atoa Alain Ramaroson. Tafika ivelan'ny tafika anie io ramose io e! Olona miisa ho efa ho 300 no miaraka aminy : Akanjo fitondra miady, fitaovam-piadina tsy toko tsy forohana. Dia manao izay tiany hatao miaraka amin'ny FIS izy ireny. LalAna inona no mifehy ny fananganana io "milisy" io? Iza no nanome ireo fitaovam-piadiana maro sy fiara ampiasain'izy ireny? Avy amin'iza ny alalana mahazoan'izy ireny mitana fiadiana? Nahoana Atoa Alain Ramaroson no manao fanamiana miaramila ary mitondra ny grady "kintana efatra" ary antsoin'ireo "miaramilany" hoe "Mon General"? Tsy izay ve anefa no notahafin'Atoa Rossy (kolonely) tany Toamasina kanefa izy norarana? Iza no tsy matahotra io rangahy Ramaroson io eto Antananarivo.
Mandeha aingana ny tantara ary tsy ho araka ny heritreretina velively.
Haja





Create a cool, new character for your Windows Live™ Messenger. Check it out




Attention all humans. We are your photos. Free us.


Lundi 13. Juillet 2009  15:18

jrazafy@...
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #33862 sur 34625 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Bonjour! Hita tao @ site "jentilisa.blaogy" ,zaraina aminareo ho fampahafantarana ny zava-misy any an-tanindrazana. Tafika Malagasy: mahafantatra ny fahavalony...
Oliva
missa1@...
Envoyer un message
10. Juillet 2009
16:08

Miarahaba, Nahita ireny matson'ny miaramila tamin'ny 26 jona ireny aho ary nahita ireo vazaha nanao ny fanamiantsika; nahita ireo vazaha ihany koa tanatin'ny...
Andriambololona Haja
andriambololona.haja@...
Envoyer un message
11. Juillet 2009
22:18

Miarahaba ny rehetra tsy an-kanavaka, Mamaly velivety ny taratasin-dRamatoa Josseline aho momba ilay MID : marina ny teninao hoe tokony ho nosoloina ny olona...
Andriambololona Haja
andriambololona.haja@...
Envoyer un message
13. Juillet 2009
10:03

Miarahaba anao indray Hoy kosa anefa aho manontany tena hoe : sao kosa lahy ka sarintsarin-javatra ireny hoe "zava-misy" ireny ho entina hanamafisana fa tsy...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
13. Juillet 2009
10:36

Miarahaba, Tsy hoe hevitra tohanako na iriko ny hoe :" Koa mba ho fitsinjovana ny firenena dia aleo ho raisin'ny miaramila an-terisetra tanteraka ny...
Andriambololona Haja
andriambololona.haja@...
Envoyer un message
13. Juillet 2009
15:02

Manao akory ary, Aza misy matahotra, fa tsy hisy Alexandre akory. Satria nahoana ary ? Satria ao i Maman mijery izay ataon/ny Tafika ( de l'interieur) Ary ny...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
13. Juillet 2009
15:18

Ny fanontaniana hapetrako dia ny hoe : ho aiza moa ity Madagasikarantsika ity. Toa tsy hita be ny ihany ny direction ho raisiny. Hoy i Mahaleo : Hiankavanana...
shr
sir-hsbr.btm@...
Envoyer un message
14. Juillet 2009
14:33

Atoa Shalom sy ny mpisera rehatra, Na dia nihodina "180 degrE" aza izy ity dia mandeha haingana maika hivarina any an-kady. Maro ny fanenjehana sy...
Andriambololona Haja
andriambololona.haja@...
Envoyer un message
17. Juillet 2009
9:53

Mahafianaritra tokoa raha ny Tantara no entinao manao ny Analyse-ny toe-zavatra ankehitriny any amintsika. Koa dia io ianao mampahatsiaro ny TTS. Raha...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
17. Juillet 2009
12:26

Miarahaba, Tsy efa manao izany asan'ny "hommes de mains" izany ve ny FIS (ohatran'ireo tany Aljeria - Front Islamique du Salut) izay tarihin'ilay antsoina hoe...
Andriambololona Haja
andriambololona.haja@...
Envoyer un message
19. Juillet 2009
10:02
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide